Asa amin'ny internet

1. paiso ( 24/02/2012 08:31)
Ty misy asa mety hanampy ny fidirambolanao @ alalan'ny internet. Tsy avoavam-bola ary tsy arnaque ihany ko.
Mitariha namana rehefa vita ny isnription (@ alalanilay lien nao ihany no itarihanao namana)

Mazotoa de eto misoratra anarana: signup.wazzub.info/?lrRef=281c7fcc
novalian'i batshi ny 29/07/2014 11:55
2. paiso ( 24/02/2012 08:32)
misorata anarana eto: [url=http://]signup.wazzub.info/?lrRef=281c7fcc]]
3. pat1106 ( 27/02/2012 10:17)
ka ilay izy ary tsy mety idirana knou!
4. hery ( 27/02/2012 10:21)
Raha vao hoe mitarika namana izany dia efa zavatra tsy mazavazava. Mitovitovy amin'ny piramida taloha ihany izany.
5. paiso ( 27/02/2012 10:27)

io soratana am barre d'adresse de mety e:

http://signup.wazzub.info/?lrRef=281c7fcc
6. hery ( 27/02/2012 10:32)
Ary raha http://signup.wazzub.info/?lrRef=165ffac1 ?

Mila mieritreritreritra ihany amin'ny zavatra toa itony sao ataon'ny olona fitaovana:

1. Tsisy olona hanome vola anao fotsiny tsy miasa izany fa tsy maintsy misy zavatra amidiny ao.
2. Ianao anefa tsy manome afatsy ny momba anao sy ny adiresinao.
3. Mazava ho azy fa ny adiresinao sy ny adiresin'ny olona ampidirinao izany no amidiny..

7. mirananirina ( 27/02/2012 16:06)


Ty misy asa mety hanampy ny fidirambolanao @ alalan'ny internet. Tsy avoavam-bola ary tsy arnaque ihany ko.

Ahoana moa ilay fidiram-bola @ alalan'ny net !!!Aleo hazavaiko:
Tsy andoavam-bola hozy dia izy zany no mandoa vola!Alefaso ny rib na n° carte bancaire nareo handefasana vola ,na koa hoe: ikarakara ny dossier handefasana vola ho anareo dia misy Frais aloha!!!
Ka iza no mahazo vola eto???Ilay milaza hanome vola sa ilay olona voafitaka!!ARNAQUE be io fa mitandrema (tsy misy olona hanome vola maimaipoana izany..tsy nanao ina akory enao)
8. pat1106 ( 28/02/2012 04:50)
Rehefa nijery ilay lien za d itako fa en anglais b ilay izy ka tsara ra mba azavainao ihany ilay izy oe inn n tena hevitra fonosiny sy ny tena tanjona fa mety mis tsy mazava ané ilay izy d sarotra b ny i-convaicre oul @io resaka io na d oe T iditra aza izy e!
mirananirina:



Ty misy asa mety hanampy ny fidirambolanao @ alalan'ny internet. Tsy avoavam-bola ary tsy arnaque ihany ko.

Ahoana moa ilay fidiram-bola @ alalan'ny net !!!Aleo hazavaiko:
Tsy andoavam-bola hozy dia izy zany no mandoa vola!Alefaso ny rib na n° carte bancaire nareo handefasana vola ,na koa hoe: ikarakara ny dossier handefasana vola ho anareo dia misy Frais aloha!!!
Ka iza no mahazo vola eto???Ilay milaza hanome vola sa ilay olona voafitaka!!ARNAQUE be io fa mitandrema (tsy misy olona hanome vola maimaipoana izany..tsy nanao ina akory enao)
9. fidelite ( 05/03/2012 12:41)
misy ihany no tsy arnaque (survey,...) fa na izany aza tsy andany andro amin'io za. efa nanandrana za fa tsitako na tsy takatro loatra ze mety ho tombony azon'ilay site anaovako inscription de aleoko tsy manao toy izay mieritreritra zavatra ratsy amin'izay ataon'ny olona.
10. pissounnette ( 25/09/2012 14:42)

fidelite:

misy ihany no tsy arnaque (survey,...) fa na izany aza tsy andany andro amin'io za. efa nanandrana za fa tsitako na tsy takatro loatra ze mety ho tombony azon'ilay site anaovako inscription de aleoko tsy manao toy izay mieritreritra zavatra ratsy amin'izay ataon'ny olona.


fa le manao sous traitance sy free lance ao an-trano koa anie misy vola eh
fa tsy voatery le souscription @ site ihany. la c'est pas de l'arnaque parce que
vous meritez vraiment l'argent que vous gagnez
11. Marijane ( 18/01/2013 05:46)
Tsita tsony ko ze hiainana, mafy le te hanam-bola be. Arirariran'ny olona etsy sy eroa mitsy.
12. mamamia ( 02/03/2013 09:01)

Marijane:

Tsita tsony ko ze hiainana, mafy le te hanam-bola be. Arirariran'ny olona etsy sy eroa mitsy.


RAha vao misy ref? aloha de miala tsiny e , tsy hisy hiasa maimaimpoana hoa anareo zany
13. mamamia ( 02/03/2013 09:01)

Marijane:

Tsita tsony ko ze hiainana, mafy le te hanam-bola be. Arirariran'ny olona etsy sy eroa mitsy.


RAha vao misy ref? aloha de miala tsiny e , tsy hisy hiasa maimaimpoana hoa anareo zany
14. batshi ( 29/07/2014 11:55)
zahay manana vadin'asa milay e malagasy io ary izay te hanampy ny malagasy toa azy no tena tadiavinay satria mila mitarika namana izy io *ity ny site dia jereo sy vakio aloha dia avy hazavaiko aminareo raha toa ka liana ilareo na koa manorata "milamihary@gmail.com"
http://asso-fanantenana.com/?lp=$Q6mbS6q
tsy arnac kosa io fa efa aza-dalana sy ara-panjakana association io
ok mirary soa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8669