Imprimante amidy

1. paiso
(
24/02/2012 08:16)
Amidy maika imprimante Canon ip4300(tsisy adapteur) sy epson color stylus 740 color.
Vidiny izy 2: 450 000Fmg
Vidiny izy 2: 450 000Fmg
novalian'i paiso ny 11/10/2012 06:05

6. njk412
(
25/02/2012 03:34)
Dia aleo ve izany mividy vaovao? sa oe aôna... :D . mba mila maso mijery e. raha tsy misy sary mou ... akory atao fa na de te ividy ary za de karazan'ny varotr'omby anaty ambiaty iany zany ataonao zany.
Bonne vente e!
Bonne vente e!

7. ded.kitty
(
14/05/2012 03:48)
Tsy aleo mividy vaovao raha izany? Raha tsy hoe mora hita ny adapteur.

8. paiso
(
14/05/2012 10:16)
efa lafo ary le tsisy adapateur kou, sady mora ita kely ko ny adapteur'n'io sady tsy de lafo. Diso be ianareo mihevitra fa aleo mividy vao2, HP1050 anie no azon'izany

9. manoasoa
(
03/10/2012 13:29)
afaka 6 volana aty aorina!mbola ao ve le imprimante ho vidiako tena marina e!STP

10. paiso
(
11/10/2012 06:05)
manoasoa:
afaka 6 volana aty aorina!mbola ao ve le imprimante ho vidiako tena marina e!STP
Malaelo a milaza aminao fa efa ela ilay izy no lafo!!