Handoa ny karamanireo mpiasan'ny orin'asa simba ny Fanjakana

1. penguin ( 30/01/2009 13:37)
Aiza i TGV fa ny fanjakana niaraka nikaondoha tamin'ny tompon'ny Orin'asa voaroba sy may ary nanapakevitra fa hizaha hevitra ny handoavana ny karaman'ny mpiasan'ireto orin'asa ireto. Ka izany vé no faharesena hoy ny TGV ka hopotehina daholo ny sasany mba ahasimba tanteraka an'ny orin'asa Malagasy satria izay no hampirodana ny fitondrana ankehitriny ? Tetezamita ihany hono hoy ity TGVendrana manaraka iraka avy ambadika fa tsisy tia ahalala izay very karama sy asa any.
novalian'i xxx ny 30/01/2009 15:40
2. tataka ( 30/01/2009 13:40)
Milaza sahirana ny orinasa ka aleo avy dia robaina sy dorana fa izay no handrodana ny fanjakana ary tsy ho sahirana intsony izy ireo hoy ny TGV. Vao manomboka dia barofo no entina satria kentrina.
3. xxx ( 30/01/2009 13:42)
Taitra ny fanjakana satria olona mahitahita no rava fananana sy very asa !Fa mba fantatrareo moa fa firifiry ny mpiasan ny zone franche very asa noho ny 2002 ireny? Nodian- dRavalo fanina fotsiny !Satria ve hoe mahantra ilay olona dia tsy rarahiana ?Sao mba tsy rariny
4. tsiafoi1 ( 30/01/2009 13:49)
Tsy fotoana ny wawawa, na live ambony lapihazo eny Ambohijatovo intsony izao fa mila fandraisana andraikitra aingana!

Ka iza ary zao no tena train à grand vitesse @'ny fanarenana?
5. tataka ( 30/01/2009 13:53)
Io koa ny xxx tarikin'ny TGVinaingitra fa mbola manampy trotraka ihany. Hodiana tsy ho re fa mpana ny mpiasa ve ? Nympiasan'ireo sahirana ireo no resahina fa tsy ny tompony. Sa aleo ho fay dia azo ny tetezamita vinaingitra ?
6. penguin ( 30/01/2009 13:56)
Train à Grand Vitesse @'ny fandrobana ny anao é. Ny tetezamita koa no tiany tratrarina hainganabé. Vorio rahampitso ny governemantanao ra TGVendrana a.
7. bozyboleta ( 30/01/2009 14:03)
. Mpandefa : xxx [ Valio ] 30-01-2009 14:42:26
Lohateny : Re : Handoa ny karamanireo mpiasan'ny orin'asa simba ny Fanj
Taitra ny fanjakana satria olona mahitahita no rava fananana sy very asa !Fa mba fantatrareo moa fa firifiry ny mpiasan ny zone franche very asa noho ny 2002 ireny? Nodian- dRavalo fanina fotsiny !Satria ve hoe mahantra ilay olona dia tsy rarahiana ?Sao mba tsy rariny


De tanisao eo daholo ndray koa ny mahantra tokony ho fahanan'ny fanjakana hanina... 8O 8O
Ary iza no handoa ny karaman'ireo manan'asa tsy avela hiasa fa terena hitokona???
Efa vary firy gony, menaka firy litatra, ronono, yaourt, dibera, fromazy, sakafo am-bifotsy, ny vola t@ coffre moa manginy fotsiny no tsy efa azo nanomboka t@ alatsinainy e!
Tsy efa ampy hohanina mandritra ny hafiriana izay??? Izao na hitokona tsy hiasa amam-bolana eo aza efa azo antoka ny ao am-bilany ka inn ndray!!!
8. lemenakely ( 30/01/2009 14:05)
Oay ireto isika e ! Oay reto isika e...viravirain ny demony ratsy mpanao politika e!...
9. penguin ( 30/01/2009 14:10)
Ya, tena mamiravira ny TGV ka izay no naha-may sy montsana ny orin'asan'olona avy eo resaka habobo no hilazany ny havan'ny maty hoe MAHERIFON'NY TANIDRAZANA. Maneso ny maty satria nolazainy fa olontsifantatra ny mpandroba avy eo maherifo indray ilay maty tany @ MBS.
10. lemenakely ( 30/01/2009 14:13)
Izay vitako t@ 1972 aza mbola anenenako hoy ilay hira izay e !....
11. mion ( 30/01/2009 14:14)
Na TGV na tripleX na iza na iza nanome rariny ny mpandroba sy mandatsa ireo very asa t@ ity herinandro ity de probleme personnel no tian'zareo ho régler-na fa tsy blem an'ny vahoaka. Misy ny manao sesi-tany ny tenany noho ny antony tsy fantatsika, misy aza moa cousin sy cousine an'i TGV.

tsy mbola nisy fitarainana heno ohatra t@ kidaona maraina na taiza na taiza même anonyme talohan'izao raharaha izao nilaza fa ampijalian-dra 8. Raha nisy moa de alefaso @ Internet iaraha mihaino. de maninona no tsy sahy mijoro vaolombelona teny @ 13 Mai fa ato @ serasera vao be taimbaka. Zany zao tokony ho fantatry ny "democraty" oe azo atao, fa matoa tsy natao de lainga zany.
Marina e na anakiray aza tsy nisy tonga nijoro oe ny taniko lasan-dra8, ny vadiko nahodin'leri , nefa ato midradradra manao mimi be oe iharan'ny tsindry hazo lena
12. xxx ( 30/01/2009 14:22)
ka gadariny eo koo!!!
13. mion ( 30/01/2009 14:29)
aiza lesy no ahitany an'zany raha eny @ taxi-phone no miantso a
14. tsiafoi1 ( 30/01/2009 14:30)
Olombelona nohariana
hahay handanjalanja,
Koa indro ary Teny Soa
De mahaiza misafidy :

Proverbes 30 : 33
Car la pression du lait produit de la crème, La pression du nez produit du sang, Et la pression de la colère produit des querelles.

Romains 13 : 1
Que toute personne soit soumise aux autorités supérieures; car il n'y a point d'autorité qui ne vienne de Dieu, et les autorités qui existent ont été instituées de Dieu.

Romains 13 : 2
C'est pourquoi celui qui s'oppose à l'autorité résiste à l'ordre que Dieu a établi, et ceux qui résistent attireront une condamnation sur eux-mêmes.


15. xxx ( 30/01/2009 14:35)
Ity sectes sectes fivavahanareo afangaro politka ity koa no tena fototr'izao raharaha izao ko!!!
16. lemenakely ( 30/01/2009 14:45)
xxx:

Ity sectes sectes fivavahanareo afangaro politka ity koa no tena fototr'izao raharaha izao ko!!!



Io ilay compose nolazaiko taminareo e!
17. mion ( 30/01/2009 14:50)
ary toa tsy henoheno i Mailhol hoa e, sao mba isan'ireo 33 mbola tsy nisy naka tao @ HJRA sanatria
18. ni81 ( 30/01/2009 14:52)
Ity sectes sectes fivavahanareo afangaro politka ity koa no tena fototr'izao raharaha izao ko!!!
ka i ra8 sa i TGV no mpivavaka secte ra xxx?
19. xxx ( 30/01/2009 15:02)
le kozin'i tsiafoy io, le vavaka omena antsika, fa izy matsy lasa nody, dé mbo manomé fanamaivanana hono é.

composé niaro maoly io kama àà

hahahahiiii
20. mion ( 30/01/2009 15:05)
le labiera asiana paraky no tsitan'lisany fa tonga de çà và be mintsy ny inspiraka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0497