Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
andrywui
(
31/01/2009 08:31)
HIJANONA KELY AHO ALOHA FA VELOMA RY ZALAHY !!!
i Andrywui ihany ity !!!za angamba aloha ry zalahy tsy hiserasera aminareo ato amin poliyila intsony aloha ,fa sarotra be le demokrasia fa misy mandefa email tsy fantatra aho ,ka aleoko mijanona satri...
tohiny
novalian'i klitika ny 31/01/2009 11:12
Ralaibozaka
(
31/01/2009 08:28)
AFP - Madagascar: 2.000 manifestants, jets de pierres contre
Madagascar: 2.000 manifestants, jets de pierres contre des gendarmes
Il y a 53 minutes
ANTANANARIVO (AFP) — Environ 2.000 manifestants étaient réunis samedi matin, à l'appel du maire d'Antana...
tohiny
novalian'i tsinjo ny 31/01/2009 08:47
badboy
(
31/01/2009 07:58)
Ireo izay mbola manotany tena ny antony mahatonga ny fanonga
Ireo izay mbola manotany tena ny antony mahatonga ny hetsiky ny vahoaka ankehitriny, na minia tsy te ahita izany, dia makà fotoana mijery ireto vaovao antsary ireto!!
http://www.france24.com/fr/200...
tohiny
novalian'i Noue ny 31/01/2009 09:25
jiimm
(
31/01/2009 07:04)
Izahay TGV iany no vahoaka
Izahay TGV ihany no vahoaka, ny TIM sy izay tsy manaraka izao tolona izao dia...................
tohiny
novalian'i xxx ny 31/01/2009 08:38
xxx
(
31/01/2009 06:30)
Iza ireo mpanohana an'i TGV
[b]On connaît le parcours d’Andry Rajoelina mais on cerne mal son entourage. Qui le soutient ? Des partis sont-ils derrière lui ? Est-il vraiment nouveau en politique.
Le maire de Tana est un h...
tohiny
novalian'i harlyy ny 31/01/2009 07:39
Belami
(
30/01/2009 22:34)
Mompera Pédro
Amin'izao dia mandeha daholo ny tsikera rehetra toy ny hoe :
1) Tsy mitsinjo ny madinika Ra8 fa manao izay mampanakarena azy fotsiny,
2) Ampiasainy TGV ny vahoaka madinika hakana seza
3) Raha ny ...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 01/02/2009 17:09
xxx
(
30/01/2009 21:22)
Vokatsoan'ny Tolona. ANDRY TGV ihany ny anay satria :
[b] ANDRY TGV ihany ny anay satria toy izao no tanjonay :[/b]
[img]http://news2dago.blaogy.com/gallery/770/n1494988022_30194375_2821.jpg[/img]
[img]http://news2dago.blaogy.com/gallery/770/n14...
tohiny
novalian'i xxx ny 31/01/2009 09:07
Noue
(
30/01/2009 21:19)
18 enfants et ils en veulent d'autres !
tena tsy mampatonga saina zany oe 18 ny isan 'ny zanaky ity mpivady ity eee! nefa dia tsy hijanona @ io fotsiny hono ry zareo.
http://tf1.lci.fr/infos/jt/0,,4243921,00-etats-unis-18-enfants-et-ils-...
tohiny
novalian'i Noue ny 01/02/2009 17:41
klitika
(
30/01/2009 19:37)
Tsindrin-tsofina
Ny Gasy mahonana an'i TGV any Amerika, dia hanao fanehoan-kevitra manoloana ny ambasady any DC rahampitso ho fanoanana ny GVT. Dia mba ampitao vaovao ny serasera aza fady...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/01/2009 21:30
xxx
(
30/01/2009 19:29)
Mitia olona tsy hitamaso
Misy olona mifanoratra amiko izay,tiako izy nefa tsy hitako akory ary tsy fantatro ny tena fiainany,sariny no hitako dia izay.(izay marina)mety hafeniny manko ny tena momba azy.Diso ve izaho,ahoana ny...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 12/02/2009 06:27
xxx
(
30/01/2009 19:25)
Pillule de lendemain
Sao mba misy mahalala anarana pillule de lendemain ???
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 19/03/2009 08:11
xxx
(
30/01/2009 19:19)
Jeannot
omeo hira vaovao ny Jeannot izay mahalala...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/02/2009 17:47
xxx
(
30/01/2009 19:17)
tonga saina ve?
nisy aina nafohy! nisy ny trano rava sy may kila!!
zay zany vao tonga saina ny fitondran'i Ravôléra oe hanatsara ny hopitaly sy fomba fitsaboina eto madagasikara izy!! mi-zesista mividy "airr force...
tohiny
novalian'i klitika ny 30/01/2009 19:45
Noue
(
30/01/2009 18:50)
Très tendancieux comme analyse
nahavariana ahy ny namaky an'ity eee ! dia hoy aho oe raha mba hitan'i tgvendrana ity tena milay eee!
[i]C'est de la pure fiction.
Hier environ 1 500 000 manifestants ont défilé dans toute la ...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 31/01/2009 14:35
xxx
(
30/01/2009 18:28)
hono hoa ry lhl,rahoviana ianareo vao tsy hampirafy
Ny akamaroanareo dia mampirafy tsy misy toy izany .tsy mety ampy anareo mihitsy ve ny vhv iray e???????????
Mampiesona,mandainga,mpamitaka,ary mpanataka...
tohiny
novalian'i Papoose ny 17/02/2009 22:57
badboy
(
30/01/2009 18:20)
Nifitra an'i renimalala Ravalomanana dia mba ifirany koa zao
POLITIQUE
Diplomatie
Le Quai d'Orsay dément
La France met les choses au point. Lors du point de presse électronique du ministère français des Affaires étrangères d'hier, le porte-parol...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 31/01/2009 05:37
lemenakely
(
30/01/2009 17:12)
DEMOCRATIE MADE IN MADAGASCAR .....
Malà za moa @ izao hoe VITA MALAGASY ....na koa VITA GASY aleo tsy asiako resa-be ny @ iny fa sao miitatra .
Fa ity resaka DEMOCRATIE eto MADAGASIKARA ity no mbà tiako ho tenenina , toa samy milÃ...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 31/01/2009 19:34
xxx
(
30/01/2009 17:02)
Tanan'Antananarivo... Novonoina ara-bakiteny...
Raha sendra mandalo eto afovoan'Antananarivo dia ara-bakiteny tokoa, ilay Tanà na maty. Novonoina angamba ny marina kokoa. Araka ny tetika efa mati-paika sy voaomana efa hatry ny ela....
Indrisy mank...
tohiny
novalian'i xxx ny 31/01/2009 02:57
hery
(
30/01/2009 16:34)
Fampanantenan'ny TGV
Vao hirotsaka ho maire-n'Antananarivo i Andry TGV dia nametraka fampanantenana vitsivitsy.
Herintaona izay no lasa... inona avy no vita?
Ireto ny fampanantenana http://hery.blaogy.com/post/4/3796
...
tohiny
novalian'i belakely ny 31/01/2009 01:30
klitika
(
30/01/2009 16:06)
Hatsangana rahampitso eo amin'ny 13 Mai ny GVT
Dia izay izany no tapaky ny ankolafiny avy amin'ny TGV, fa dia tsy maintsy atsangana rahampitso eo amin'ny 13 Mai ny GVT, ary sendra lasa moa ny resak'Ingahy Maurice Tsiavonana, fa dia mety hatsangana...
tohiny
novalian'i xxx ny 31/01/2009 08:33
