Liste des messages

Liste des messages, inserés par jiimm, par ordre de date
jiimm ( 14/03/2009 14:01)
Mba avereno ny emetteur ny TVM azafady
Aiza le demokrasia e!! sa valifaty no misy eto?... suite
répondu par yuka le 14/03/2009 15:09
jiimm ( 05/02/2009 14:54)
Ho tapaka io tetezana io fa tandremo!
Afaka hitondra vahaolana ho an'ny firenena ve ny Tetezamita? Mamely mafy eran-tany ny krizy ara-bola sy ara-tsakafo ankehitriny. Miha sahirana izao tontolo izao ary na ireo firenena vaventy aza dia t... suite
répondu par xxx le 05/02/2009 19:06
jiimm ( 04/02/2009 16:04)
Programme kainjan'ny 13 Mai amin'ny Samedi
1ère partie cabaret spectacle miaraka amin'i Sareraka 2è partie animation discothèque miaraka amin'ny DJ Andry TGV Entreé gratuite... suite
répondu par nyavo2000 le 05/02/2009 11:16
jiimm ( 04/02/2009 14:42)
Tsy ho vita ara-potoana ny Hotel de Ville.
tsy ho vita ny hotel de ville ary fampanantenana poak'aty daholo no natao tamin'ny propagandy ho fifidianana Maire.... suite
répondu par ARINOFY le 05/02/2009 11:48
jiimm ( 04/02/2009 14:19)
TGV mpamitaka
demokrasia no takiana hay didy jadona no atao. ... suite
répondu par tidegrow le 06/02/2009 14:27
jiimm ( 03/02/2009 15:39)
Ary mba lasa aiza ary ny kianjan'ny Ankizy??
Sa ve mbola eo Ambohijatovo ihany?... suite
jiimm ( 02/02/2009 14:10)
Ny mpanao gazety Antsiva sy VIVA mihitsy no nahatonga izao
Aleo mba hovaina ny fomba fanaovan-gazety e! Analyse no atao fa tsy fitaomana ny olona hifankahala. Mampitandrina ny radio Mada sy Mbs ihany koa. ... suite
répondu par ari.malala le 04/02/2009 06:00
jiimm ( 31/01/2009 14:12)
Ny mpiasam-panjakana no namotika ity firenena ity
Grevy lava reny hanonganam-panjakana fa tsy grevy natao hanitsiana ny rafitra tsy mety, hanitsiana ny mpitondra. Jereo ary raiso ho lesona ny zava-misy amin'ny tany mandroso. Tokony hiova ny fomba fij... suite
répondu par Herimiafina le 31/01/2009 15:44
jiimm ( 31/01/2009 07:04)
Izahay TGV iany no vahoaka
Izahay TGV ihany no vahoaka, ny TIM sy izay tsy manaraka izao tolona izao dia................... suite
répondu par xxx le 31/01/2009 08:38
jiimm ( 30/01/2009 07:04)
efa lasa Repoblika ny CUA
efa lasa fanjakana mahaleo tena ny CUA. Filoha Andry RAJOELINA Praiministra Andry TGV Membre dyu gouvernement: Andry TGV Chef Suprême de l'armée: Andry TGV... suite
répondu par xxx le 30/01/2009 15:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0121