Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tsinjo
(
31/01/2009 12:49)
TENA MARINA TIA
houn wa ry reto betsaka olona ve teny @ 13 may androany sa mitovy anle farany teo iny sao mba nisy tany ianareo ...
tohiny
novalian'i tsinjo ny 31/01/2009 14:18
mitoetra
(
31/01/2009 12:46)
kely sisa !!!
kely sisa dia anamafy ny democratie any TSIAFAHY RY TGV, efa miandry azy matsy ny namany ao ...
tohiny
novalian'i zakilinina ny 31/01/2009 13:15
klitika
(
31/01/2009 12:28)
Iza avy no mety ho anatin'ny GVT izao?
Aleo mba asiana vinavina eh...
tohiny
novalian'i njara2007 ny 31/01/2009 12:59
rebiby
(
31/01/2009 12:20)
TGV: Yes Mister PRESIDENT
-Tsy ny president autoproclamé RA8 akory, no handeha hitsara, fa tsy President i TGV
-en tout cas ny:
[b]a)Fahavalon-dravalo dia d'accord[/b]: Andriamanjato, Zafy, Ratsiraka,
b)Ny [b]nama...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 31/01/2009 20:02
Fanhaiky
(
31/01/2009 12:12)
Aoka izay fa leo ny mahantra...
Manaiky aho fa mis ny fitondrana tsy mahomby, ekeko fa zay tonga eo hanaikitra avokoa n'iza izy n'iza
1- Raha Ianao hitolona ho an'I Ra... refa tonga eo @ toerany ilainy izy ho fantany ve ianao
2-...
tohiny
novalian'i mitoetra ny 31/01/2009 12:51
Noue
(
31/01/2009 12:11)
Le maire d'Antananarivo se proclame en charge du pays
Le maire d'Antananarivo se proclame en charge du pays
Samedi 31 janvier 2009
"Je vais gérer toutes les affaires nationales à partir d'aujourd'hui", a proclamé samedi matin Andry Rajoelina, le ...
tohiny
Jackychan
(
31/01/2009 11:24)
TSY MILA TGV SY NY FORONGONY
Manaja ny demokrasia marina fa aza mamitaka vahoaka
http://www.france24.com/fr/comment/reply/3720461#comment-form...
tohiny
novalian'i mitoetra ny 31/01/2009 12:56
akamatiana
(
31/01/2009 11:03)
TGV
Mahita kou le oul a
TGV = [b]T[/b]erorista am [b]G[/b]randy [b]V[/b]itesy ...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 31/01/2009 13:38
Noue
(
31/01/2009 10:59)
Andry TGV se déclare dirigeant de Madagascar à partir de ma
13H15 : TGV demande la déchéance du président selon l'art 126 de la constitution
13H12 : TGV ordonne fermeture des ministères Lundi + interdiction de faire sortir de l'argent des banques centrale...
tohiny
novalian'i francis ny 31/01/2009 23:21
klitika
(
31/01/2009 10:55)
info mba arahina
www.tvplusmadagascar.com
...
tohiny
novalian'i zakilinina ny 31/01/2009 13:10
xxx
(
31/01/2009 10:50)
TGV s'est proclamé président de Madagascar
naheno aho teo we TGV s'est proclamé president de la republique à madagascar ? ...
tohiny
novalian'i roxanaha ny 31/01/2009 10:55
Noue
(
31/01/2009 10:36)
hay niaiky ihany ratsiraka ???
http://www.taratramada.com/
ary ny olona tsy nanaiky zao fihetsika zao
http://www.france24.com/fr/20090130-madagascar-maire-Andry-Rajoelina-veut-transition-democratique...
tohiny
novalian'i vale ny 01/02/2009 20:04
bozyboleta
(
31/01/2009 10:12)
Serie vaovao: GVT TGV saison 1
Araka ny fanambarana teo @ 13 mai teo moa izao dia i andry rajoelina no mitantana ny firenena manontolo ary izy no "manome baiko" ny fanjakana sy ny miaramila.
Film zany!!!...
tohiny
novalian'i bozyboleta ny 31/01/2009 11:32
xxx
(
31/01/2009 10:10)
Nanova tetika
Niova indray ny tetika teto amin'ny 13 Mai. Tsy natsangana indray aloha ny GVT, fa vitsy loatra ny olona. Mbola samy sahirana mivarotra ny azo eny an'elakela-trano aloha ny sasany. Ny hafa nanontanian...
tohiny
novalian'i tsinjo ny 31/01/2009 10:15
xxx
(
31/01/2009 10:00)
fitakiana hafahafa
Mba jereo ne ny gazety taratra e ! de jereo ny politika , fa misy manao fangatahana hafa ao mitovy @ 'i TGV ary pro deba koa lerie e ! alefaso ny safary mba ahitana ny hevitra ry ny akama a! ...
tohiny
novalian'i roxanaha ny 31/01/2009 10:18
Noue
(
31/01/2009 10:00)
tsy mila an'zao izahay hoy ny olona
http://www.france24.com/fr/20090130-madagascar-maire-Andry-Rajoelina-veut-transition-democratique...
tohiny
Jackychan
(
31/01/2009 09:52)
PEUPLE AVERTI - TONGA SAINA
TGV ! VOUS ET CEUX QUI VOS APPUIS,VOUS AVEZ DEJA DEMONTRE VOS INCAPACITES AU POUVOIR DEPUIS LE TEMPS DE RATSIRAKA, HERY VELONA, ET VOUS LE MAIRE DEPUIS VOTRE ACCESSION A LA MAIRIE
NE BERNEZ PAS LE...
tohiny
Noue
(
31/01/2009 09:27)
vaovao androany
12H15 : Andry Tgv en discours
12H12 : Discours place du 13 mai en cours. Général Dolin présent.
11H54: Ravalomanana a Sambava. Accueil tiède de la population. Visite de magro et Mbs
11H45 : B...
tohiny
novalian'i Noue ny 31/01/2009 09:37
xxx
(
31/01/2009 08:55)
Ireo ambadik'izao rehetra izao.....? ? ?
......misy olona malagasy maranitsaina, manana ny fahaizana(?????) rehetra rehetra ao ambadik'zao....ohatra fotsiny: ny fotoana nanaovana ny hetsika, dia andro sy herinandro mamarana ny volana Janvier...
tohiny
ainaheri
(
31/01/2009 08:42)
Samy milaza ny fahavoazany ny andaniny sy ny ankilany
http://www.tvplusmadagascar.com/ ...
tohiny
