Serie vaovao: GVT TGV saison 1

1. bozyboleta ( 31/01/2009 10:12)
Araka ny fanambarana teo @ 13 mai teo moa izao dia i andry rajoelina no mitantana ny firenena manontolo ary izy no "manome baiko" ny fanjakana sy ny miaramila.
Film zany!!!
répondu par bozyboleta le 31/01/2009 11:32
2. tsinjo ( 31/01/2009 10:18)
de ho hitantsika eo ny tohiny kou ,ny ampitsono aoka ho jerena ra mazaka
3. akamatiana ( 31/01/2009 10:33)
tandremo sao de mamono biby tsy mahafaty houn eee
4. bozyboleta ( 31/01/2009 11:32)
Mapme be le ao @ radio antsiva hoe tsy hay mazava aloha hono zany zao ny titre-ny andry rajoelina fa de hoe fotsiny izy no mitondra ny firenena.
Tena film hoa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0634