Aoka izay fa leo ny mahantra...

1. Fanhaiky ( 31/01/2009 12:12)
Manaiky aho fa mis ny fitondrana tsy mahomby, ekeko fa zay tonga eo hanaikitra avokoa n'iza izy n'iza
1- Raha Ianao hitolona ho an'I Ra... refa tonga eo @ toerany ilainy izy ho fantany ve ianao
2- Ianao homba an-dRa... moa inona ny zava-bitany teo @ fiainanao tsy ny anao aza no nesoriny teo aminao ko mba misaina aza manaiky ataony fitaovana izany fa na miala eo aza izy efa mahavita azy ny azony fa ianao no hitarain-dava eo
3- Zay tonga eo ts maints hisy hanohitra foana de ianao koa zan handany fotoana hitolona ny tsy ho anao akory tongava saina ry Malagasy namako



:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :
novalian'i mitoetra ny 31/01/2009 12:51
2. jemimah ( 31/01/2009 12:41)
tena marina mihintsy ny volazanao;tadidiko tsara ny t@2002 tsy niala teny @ 13mai ny tenako isan'andro;nefa aiza akory tsy nahazo na asa na vola na inona !enao ihany no mila miasa ho any tenanao vao tafavoaka eo @ fiainana;nanenina be aza zah hoe lany andro sy fotoana nandehanana teny fa raha ny fotoana very t@ reny efa nahavitan-javatra;dia torak'izany koa ianareo zay mandeha eny @ zao tsisy ho azonao eo fa fatiantoka fotsiny fa tsy aleonao ve miatrika ny fiananao manokana!ny olona no ahazo toerana nefa enao no matiantoka
3. mitoetra ( 31/01/2009 12:51)
Aleo ny olona fozaorana hilahatra eo ihany e!!, jiolahimboto io v no tohanana eo, sady mamba noana daholo ny ao aorinany, tena makaleo mits
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0841