Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Fanhaiky, milahatra araka ny daty
Fanhaiky
(
25/02/2015 14:23)
Protéine
Misy effet secondaire ve ny fihinana protéine, dia aiza no mety ahitana azy. Pharmacie ve sa Grande Surface?
Mankasitraka indrindra
Am-pitiavana be foana...
tohiny
novalian'i sitlo ny 24/03/2015 04:31
Fanhaiky
(
07/02/2014 07:35)
Eritreritra mandalo
Mandinika rangahy ireto bandy ireto ah! http://www.youtube.com/watch?v=8m8FMOv3C54
ary amin'ny farany ary misy hoe ireo ZANAKA MAPAR ho voakarakara sady mifanandrify amin'ilay namorona ny MAPAR ah! n...
tohiny
Fanhaiky
(
13/11/2010 12:48)
Jereo kely anie eh!!!
Toy izao indray ny fomba ialan'ny Amerikanina amin'ny loza mety hiseho any aminy [img]http://membres.multimania.fr/wotraceafg/new_wtc2.gif[/img]...
tohiny
novalian'i guant ny 10/06/2011 06:13
Fanhaiky
(
10/09/2009 05:58)
Rainay any an-danitra...
Miarahaba anareo namana rehetra indray ny tenako, elaela tsy niditra tato fa izao indray vao mba malalaka eh!
Ny nahalasa ny saiko dia ity "Iza kay no olona tena manao @ fony ilay vavaka nampianari'i...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 16/09/2009 07:43
Fanhaiky
(
29/07/2009 13:10)
MPIBAOMBA
Iza marina no tena mpibaomba eh! toa tsy hay intsony fa ny ankilany manameloka fa ny andaniny no manao izany, ny andaniny indray mampisambotra fa ny ankilany no manao izany dia iza ihany ary, lasa mis...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/07/2009 19:42
Fanhaiky
(
01/07/2009 14:01)
HAFA INDRAY IZANY...
Fa ity koa no mba mahagaga ahy ilay olona mteny frantsy dia hamafisina à teny gasy.
- Trop loatra kosa izany eh! efa trop mbola misy loatra ihany
- Déjà sahady ve?
- Jamais mihitsy aho raha mba...
tohiny
novalian'i rhina ny 08/09/2009 10:23
Fanhaiky
(
20/06/2009 12:48)
MENA FOTSY MAINTSO ASANDRATO
Hatramin'izao aloha dia tsy azoko mihitsy ny antony tsy hananganan-tsaina, aza dia mijery firehana ara-politika fa samy tsy nisy nitolona ho an'izany fahafahana izany na TGV na TIM ka mahagaga ahy ny ...
tohiny
novalian'i rodro ny 21/06/2009 13:37
Fanhaiky
(
25/04/2009 08:01)
Poly sy Volera ...
Nisy mpilaza vaovao iray ao amin'ny haino aman-jery iray nilaza fa toy ny RABOKA no hilalaovan'ny mpanao politika malagasy ity firenena ity amin'izao fotoana izao, manaiky izany tokoa satria toa lasa ...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 25/04/2009 09:54
Fanhaiky
(
18/03/2009 10:38)
Mba valio hoe...
Mba lazao izay hevitrao, fa ny ahy dia izao no maha lasa ny saiko.
1- Ravalomanana: nametra-pialana: fahalemena ve sa fandeferana, sa izay no fahitany fa hamahana izao olàna izao, tsy mpomba azy ako...
tohiny
novalian'i caprio ny 18/03/2009 11:37
Fanhaiky
(
07/03/2009 10:16)
Ho antsika mpisera,
Ho antsika mpisera indrindra fa ny amin'ity sokajy politika ity.
Ny tiako ambara diaa tsy inona akory fa ny eo @ fanehoan-kevitra, inoako fa samy olona nianatra daol isika no eto, koa raha mba azo at...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 08/03/2009 03:01
Fanhaiky
(
04/03/2009 06:27)
OBAMA eny Mahamasina...
Ho eny Mahamasina indray hono ny OBAMA naireo Olom-BAnona MAlagasy eny @ faritra iva haneho fa tsy atao fitaovana politika intsony hono izy ireo eh! na atao fitaovana hakana toerana fotiny dia dakana ...
tohiny
novalian'i sitlo ny 04/03/2009 20:16
Fanhaiky
(
03/03/2009 12:22)
Manaiky ve ianao sa tsia ny amin'ny ...?
Atao hoe famonoana ihany koa ny tiako hiresahana aminao:
1- Fanamelohana ho faty zaho aloha tsy d'accord @ ireny mihitsy n'inona n'inona heloka vitany satria tsy ny olombelona no tompon'ny aina fa mb...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/03/2009 20:43
Fanhaiky
(
03/03/2009 07:23)
Vaovao anio...
Toa efa mahazatra ny vaovao miseho isan'andro eh
1- Ny tetsy @ 13 mai sy Ingahy RAJOELINA
2- Ireo mpitandro filaminana
3- Ny fihetsehana any @ Faritra
4- Fiafandonana eo @ mpitandro filaminana s...
tohiny
novalian'i lezama03 ny 03/03/2009 10:56
Fanhaiky
(
25/02/2009 07:53)
Ny Euthanasie...
Raha amin'ny fijerinareo manokana raha sanatria ianao manana havana na atao hoe ianao mihitsy aza dia inona no ataonao?
Toa an'i ELUANA izao dia tsy nahatsiaro tena nandritra ny 20 taona izany hoe da...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 17/03/2009 06:47
Fanhaiky
(
24/02/2009 07:52)
Malahelo aho...
Zavatra tsapako sy tsy tantiko dia ny fialana olana tsy handeha hivavaka isak'alahady
Raha aretina mba tsy dia maninona ihany fa ny an'ny sasany dia tena hafa mihitsy eh
Tsy fanana rakitra ohatra di...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 06/03/2009 20:13
Fanhaiky
(
21/02/2009 12:27)
Tapitra hatreo ve...
Tsy hay aloha hatramin'izao izay resaka nifanaovan'izy mirahalahy mianaka
fa mbola ankamatatra
ny irariana dia mba ny hilaminana amin'izay eh ...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/02/2009 16:19
Fanhaiky
(
20/02/2009 06:22)
Efa nampoiziko ihany...
Nanontany tena aho omaly oe: Ra8 sy ny GVT ve de hanaikinaiky foana hamela an'ireo oe Ministera azon'ny TGV satria izy izany no tena vendrana sy dondrona ka hanaiky izany eo
Deraiko manokana ny Tafik...
tohiny
novalian'i ndenn ny 20/02/2009 15:37
Fanhaiky
(
19/02/2009 08:07)
Inona no hiafaran'ty Firenena ity ?
Mba lasa ny saiko tato ho ato amin'ty tsy filaminana ara-politika sy ara-pombam-pijery ity; mba diniho anie:
TGV sy ny vahoaka entiny tsy hijanona fa tsy maintsy tohizana hono ny tolona ka na inon-ki...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 19/02/2009 12:16
Fanhaiky
(
18/02/2009 08:55)
Tsy fantatra aloha, fa miandry daol...
GAZETIKO ANIO
vaovao misongadina 18-02-09
Raha tsy hisy vahaolana pôlitika
Hiditra an-tsehatra ny Foloalindahy
Taorian’ny antson’ny manamboninahitra lefitra sy ny fanambarana nataon...
tohiny
novalian'i ryhe ny 18/02/2009 12:11
Fanhaiky
(
16/02/2009 12:14)
Lasa aiza i Gal Dollin
Za aloha sady ts momba an'ny atsy no tsy an'ny eroa eh
fa ny mahagaga ahy de oe mba lasa aiza i Gal Dolin, hatramin'ny Sabotsy 07 Febroary 2009 zay nitarika ho eny Ambotsirohitra izy no hita sy heno...
tohiny
novalian'i Andribe ny 16/02/2009 21:54
