MENA FOTSY MAINTSO ASANDRATO
1. Fanhaiky
(
20/06/2009 12:48)
Hatramin'izao aloha dia tsy azoko mihitsy ny antony tsy hananganan-tsaina, aza dia mijery firehana ara-politika fa samy tsy nisy nitolona ho an'izany fahafahana izany na TGV na TIM ka mahagaga ahy ny antony tsy hananganan-tsika izany hanehoana fa olona afaka tamin'ny fanjanahan-tany isika ka tsy aleo ve mifety fa izay tonga eo anie hihinana foana n'iza izy n'iza eh!
AM-PITIAVANA BE FOANA :P :)
AM-PITIAVANA BE FOANA :P :)
répondu par rodro le 21/06/2009 13:37
2. sakaymena
(
20/06/2009 13:29)
aleo rangah atao hoe ze manao politika de aza manangatsaina fa avelao ho an'ny vahoaka ny fety
ka ny vohoak no manao matso tsy ny miaramila tsy ny pianatra fa ny filohany fokotany no mikabary ary ny mozikan'ny kaominina hany no mandravak azy eo de vita
dia manao dia mirindra ny be antitra ka tsy azo asiana tanora
de vita

3. hery
(
20/06/2009 13:34)
:-)
Vitsy dia vitsy ny manangan-tsaina ao Antananarivo satria nifanaiky ireo mpanaraka ny ara-dalàna fa tsy hanangantsaina.
Ny antony tsy hananganantsaina dia satria niverina ho zanatany frantsay indray i Madagasikara amin'izao fitondran'ny FAT izao. Rehefa afaka amin'izao fitondrana frantsay izao isika vao manangana sainga glady be :-)

4. ndaty
(
20/06/2009 13:49)
Vitsy dia vitsy ny manangan-tsaina ao Antananarivo satria nifanaiky ireo mpanaraka ny ara-dalàna fa tsy hanangantsaina.
Ny antony tsy hananganantsaina dia satria niverina ho zanatany frantsay indray i Madagasikara amin'izao fitondran'ny FAT izao. Rehefa afaka amin'izao fitondrana frantsay izao isika vao manangana sainga glady be
aza miteniteny foana rahery, fa mahamenatse, ndatibe tsy manaja tena.
voalohany jereo erak'i Madagasikara fa tsy ao antananarivo avao.
miverina ho zanatany frantsay hoy ianao:
mba fantatrao moa fa ny GTT nao tsy matoky fanjakana gasy , fa dia ao frantsa no afake mikorake sy miogaoga, ianareo mihintsy no tsy tia frantsay, nefa tsy mahasoka-bava raha tsy ao France
ary ity chinois mameno tanana behoririka sy ny karazany hono akory: zanatany sinoa koa isika t@ levalo zany???
5. bozyboleta
(
20/06/2009 13:51)
Ny maitso fotsy mena dia saina ho an'i Repoblikan'i Madagasikara.
Kanefa repoblika frantsay izao no misy eto Madagasikara.
Ka tokony hatsangana ve io saina io???
Kanefa repoblika frantsay izao no misy eto Madagasikara.
Ka tokony hatsangana ve io saina io???
6. sakaymena
(
20/06/2009 14:21)
zahay alouh d efa manangatsaina satri zay tsy te halla ze adilahy eto @ politika fa ny fantandray de fety beuhhhh ary de mihofahoufa ny sainapirenenanay fa fetin-dry dadabenay io koah reo ary mba napalahelo mitsy niady ny fahaleovan-tena ko tsy hanaovanay fety ve???????????????
ny panao politika no miady seza de ry hery no tsy hanao fety efa manatena ny THB zahay rahery ahhhhhhhhhh
ny panao politika no miady seza de ry hery no tsy hanao fety efa manatena ny THB zahay rahery ahhhhhhhhhh
7. locl
(
20/06/2009 14:24)
Ndaty a!!! Na inona lazainao dia Antananarivo no fitaratr'i Madagascar, izy no jeren'ny olona satria ao no ahitana ny mponina misy ao M/car ka rariny raha ohatra ka vitsy ny manangatsaina ao satria ny ao Tana no cerveau mitondra an'i M/car.
Sa i Ndaty ve mbola tsy mahita foana hoe tsy mety ny ataon'ny HAT e?????
Sa i Ndaty ve mbola tsy mahita foana hoe tsy mety ny ataon'ny HAT e?????
9. ndaty
(
20/06/2009 16:46)
satria ny ao Tana no cerveau mitondra an'i M/car.
Sa i Ndaty ve mbola tsy mahita foana hoe tsy mety ny ataon'ny HAT e?????
mivolambola fahatany, mahamenatse
t'es nul ranitse, tu ferais mieux de reviser your lessons,
voalohany, ny fankalazana ny fahaleovantena tsy resaka cerveau, fa resake fo, fo faly, fo manembona, fo miara-mientana mankalaza ny fety; na ny bodo sy adala afaka mankalaza
raha resake tananarive ndraike, d'accord aho @ le hoe fitaratse, saingy fitaratse vaky, donc tsy complet laha tsy misy ny faritany hafa.
sinon efa niongana ny HAT hatrizay
oui tsy mety ny ataon'ny HAT, mais teteza-mita io, ary surtout tsy rehefa tsy mety ny ataony, dia RAVALO no hasolonareo azy
entre virus RAVALO et bacterie HAT , mieux vaut un bacterie
11. hery
(
20/06/2009 21:17)
Ok ndaty tsy mivolambola fahatany :-)
Na inona hataonao na inona hataonao dia efa be dia be ny tsy manangan-tsaina ao Antananarivo. :-) Na himenomenona eo aza ianao. Io no fomba hanehoan'ny vahoaka ny tsy fankasitrahany ny HAT. Mety hoe fika ratsy kanefa izay aloha no azo atao fa matahotra sao dia voatifitra indray raha milahatra.
Hanangantsaina izahay amin'ny 26 juin @ herintaona ka. Aza matahotra.

12. fijo
(
20/06/2009 22:21)
ndaty,faly ve ny fo rehefa lafo aby ny zavatra hovidiana rehetra,nefa nytenatsy miasa???
13. rodro
(
21/06/2009 13:37)
fotsy mena maitso gasikara
zay ihany ny anay anay tsimila ny saina ny fratsay fa mihambo (l) (l) (l)
tanindrazako tsahariako
zay ihany ny anay anay tsimila ny saina ny fratsay fa mihambo (l) (l) (l)
tanindrazako tsahariako