MPIBAOMBA

1. Fanhaiky ( 29/07/2009 13:10)
Iza marina no tena mpibaomba eh! toa tsy hay intsony fa ny ankilany manameloka fa ny andaniny no manao izany, ny andaniny indray mampisambotra fa ny ankilany no manao izany dia iza ihany ary, lasa misy asa fampihorohoana eto Dago fa ela ny ela ny hala botry sy fanendahana ary ny vaky trano sns tsy lazaina intsony tena simba mihitsy ty TANINTSIKA noho ny fitiavantenan'ireo mpiady seza.
novalian'i fijo ny 29/07/2009 19:42
2. kasimodo ( 29/07/2009 13:15)
MANJA NAMA :roll: :roll:
3. fijo ( 29/07/2009 19:42)
le izy koa anie tsipoapoak arah atena jerena fatsy baomba izany e,le olona midesamorsa azy amin'io tsy manao fiarovana akory fa de tanampolo fotsiny izao an,mahay ry zalahy ka,avy dia sura be hoe tsy hisy loza ahazo azy eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0495