Lasa aiza i Gal Dollin

1. Fanhaiky ( 16/02/2009 12:14)
Za aloha sady ts momba an'ny atsy no tsy an'ny eroa eh
fa ny mahagaga ahy de oe mba lasa aiza i Gal Dolin, hatramin'ny Sabotsy 07 Febroary 2009 zay nitarika ho eny Ambotsirohitra izy no hita sy heno farany hatramin'izao izy ts hay oe lasa aiza na aiza
Heveriko fa mba izy aza no nataon'i Andry TGV ho Ministry ny Fiarovam-pirenena nefa toa hafa indray fa lasa aiza izy
Mba valio oe zah azafady, fa ohatra ny mba gaga ihany aho mantsy koa :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?:
répondu par Andribe le 16/02/2009 21:54
2. tsinjo ( 16/02/2009 12:20)
manotany tena otran'la kou zay e
3. xxx ( 16/02/2009 12:25)
mety leo lery e,mba niezaka nandamina kely ihany izy teny ambohitsorohitra nefa tsy voatazona le vahoaka
4. yuka ( 16/02/2009 13:06)
tsisy fika hono ee!
zay hafatra napetrany :-D :-D :-D :^) :^)
5. Fanhaiky ( 16/02/2009 13:17)
yuka:

tsisy fika hono ee!
zay hafatra napetrany :-D :-D :-D :^) :^)



Ngah hono izy nanafatra anao de aiza hono izy izao :?:
6. belaza ( 16/02/2009 13:48)
:-D :-D :-D :-D
7. tsinjo ( 16/02/2009 13:59)
nanafatra izy zany matoa mahafatatra kou ,de ny toerana niaonany ve de teneniny anao kous e , sa mba te ho any ianao?
8. yuka ( 16/02/2009 15:14)
any atranony hono izy!
za adiveany ka,za manko mino fotsiny ihany :D
9. xxx ( 16/02/2009 18:06)
Fanhaiky:

Za aloha sady ts momba an'ny atsy no tsy an'ny eroa eh
fa ny mahagaga ahy de oe mba lasa aiza i Gal Dolin, hatramin'ny Sabotsy 07 Febroary 2009 zay nitarika ho eny Ambotsirohitra izy no hita sy heno farany hatramin'izao izy ts hay oe lasa aiza na aiza
Heveriko fa mba izy aza no nataon'i Andry TGV ho Ministry ny Fiarovam-pirenena nefa toa hafa indray fa lasa aiza izy
Mba valio oe zah azafady, fa ohatra ny mba gaga ihany aho mantsy koa :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?:

dollin dollin dollin dododollin dollindododollin dododollin !pppprriiiiiiiiiiitttt !Efa lasa nisotro ronono ireny ra fanhaiky a !!

=)) =)) =)) =)) :-@ :p :p :@
10. Andribe ( 16/02/2009 21:54)
mametraka hafatra avy @ Gle dollin

Efa nahazo vola be za ary efa vita ny zavatra nampianariko ka tsy narahina dia lasa aho nidila any @ sisiny

Tsy hay ze hiafaran io boay kely io hono na le mpitery ronono aza fa mino aho hoe nanao ny mety
8) 8) 8) 8) 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8624