Ampidiro aloha ny tenimiafina
Malahelo aho...
1. Fanhaiky
(
24/02/2009 07:52)
Zavatra tsapako sy tsy tantiko dia ny fialana olana tsy handeha hivavaka isak'alahady
Raha aretina mba tsy dia maninona ihany fa ny an'ny sasany dia tena hafa mihitsy eh
Tsy fanana rakitra ohatra dia mijanona
Tsy misy akanjo madio dia torak'izay ihany koa
Hakamoana ve sa henatra tsy azoko mihitsy aloha hatramin'izao tsy hitsara aho satria mbola hotsaraina ihany koa fa ny an'ny sasany anefa raha misy fety ho jereny dia voaomany avokoa izany dia lasa le Fikolokoloana an'ilay Fanahy indray no ambanin-javatra eh.
Faharoa dia izao Katolika aho ka ny mampalahelo ahy dia ny fanenjehan'ireo antokom-pinoana hafa azy (tsy hilaza anarana aho fa sao manafitohina ny hafa) lazaina mivavaka amin'ny sarivongana sns... Finoanay izany ary tsy mivavaka amin'ireny izahay fa natao ho marika fotsiny ireny hifantohana bebekokoa eh
Zay fa samia mampandroso sy manamafy ny finoaan'ny fa ny fifanaratsiana sy fifanenjehana angamba tsy mety amiko sady Andriamanitra iray ihany no toriana ary Jesoa kristy ihany koa no hinoana eh samy atao batisa na batemy daol ...

répondu par rakaroka le 06/03/2009 20:13
2. haritianah
(
24/02/2009 08:52)
safidy ohatry ny safidy rehetra io ka, rehefa safidin'ny sainao ny tia mivavaka dia maita fika foana ianao amonjena azy na inona ny olana mety misy eo @ nao.Fa raha mbola ts tena important loatra aminao ilay izy dia raha vao misy zvtr kely mety hanakana dia tafajanona foana.
Safidy koa ny ivavahana ary rehefa ts mitovy finoana dia normale raha mitady avatra hanaratsiana ny hafafinoana aminao mba ho entinao anatsarana ny anao.Efa film efa atraminy ela ny fanenjehana katolika tahaka izany, tsy io irery fa na resaka masina marie sy ny mopera koa aza dia ezahana vohizina lalina mihintsy rehefa hanaratsy katolika.
Io anefa samy manana ny hanitra ho azy daolo.Izay miisy anao no amafiso fa lany andro raha ivakiloha @ vavany ts mitovy finoana.Resaka ts ho vita rahaio sujet finoana io aloa amiko.

3. Rafahafahana
(
24/02/2009 08:53)
Amiko ny finoana na ny fivavahana dia tsy hijerena na anakianana ny hafa fa samy manao zay mahamety ny azy, betsaka ny antoko-pinoana no mifanaratsy nefa iray ihany ny tanjona.
4. simplex
(
24/02/2009 11:07)
Fanhaiky:Ny anah indray tsy tafafoha @ maraina na indraindray manao grasse matinee... dia rehefa @ hariva anefa matetika misy bolina foana 8)
Zavatra tsapako sy tsy tantiko dia ny fialana olana tsy handeha hivavaka isak'alahady
Raha aretina mba tsy dia maninona ihany fa ny an'ny sasany dia tena hafa mihitsy eh
Tsy fanana rakitra ohatra dia mijanona
Tsy misy akanjo madio dia torak'izay ihany koa
Hakamoana ve sa henatra tsy azoko mihitsy
dia lasa tsy afaka foana... farany lasa fahazarana ilay izy... ny kil koa samy tsy mande doly tsin... dia niova ny kolon-tsaina...
-> mankamasina ny andro alahady... rehefa afaka... na misy antony andehanana any :)
c'est la vie!
5. coopsal
(
24/02/2009 11:31)
Fanhaiky:
Zavatra tsapako sy tsy tantiko dia ny fialana olana tsy handeha hivavaka isak'alahady
Raha aretina mba tsy dia maninona ihany fa ny an'ny sasany dia tena hafa mihitsy eh
Tsy fanana rakitra ohatra dia mijanona
Tsy misy akanjo madio dia torak'izay ihany koa
==> Raha ny any am-piangonana aza no kamo ny sasany na menatra satria tsy misy rakitra na maloto fitafiana. Hanao ahoana izany rehefa ao amin'ny paradisan' Andriamanitra ? Ho maro ireo tsy ho sahy hanatona satria maloto fitafiana na tsy manana ... fanatitra.
Tsy ny faharatsian'ny hafa no hanamelohana ahy, fa ny faharatsiako ihany no maha meloka ahy.
6. fahamarinana
(
24/02/2009 11:59)
haritinah:
Fa raha mbola ts tena important loatra aminao ilay izy dia raha vao misy zvtr kely mety hanakana dia tafajanona foana.
:arrow:mety ho isan'ny marina izay nambaranao izay nefa ny mety ho isan'ny koa dia manana olana manokana izy no tsy handehanany,ara-panahy indrindra indrindra,raha za no resahako sy ataoko ohatra,izany anefa tsy midika fa tsy important amiko fa raha tsy miditra Fiangonana aho dia afaka mivavaka ihany koa n'aiza n'aiza misy ahy.
fanhaiky:
Zavatra tsapako sy tsy tantiko dia ny fialana olana tsy handeha hivavaka isak'alahady
Raha aretina mba tsy dia maninona ihany fa ny an'ny sasany dia tena hafa mihitsy eh
Tsy fanana rakitra ohatra dia mijanona
Tsy misy akanjo madio dia torak'izay ihany koa
:arrow:Amiko manokana aloha dia rehefa sakana dia olana daholo ary mitovy ny sokajiny...io araka ny olona tsi11,vao idirana ny mety ho antony dia efa naman'ny mitsara tokoa isika...Fanahin'ny tsi11 tokoa dia ny tsi11 no manolokolo ny azy.Isan'ny lesona azoko tamin'ny namana tsy foy maro teto ny tsy hijerena raha tsy any tena sy ny mety ho azoko atao hampandroso ahy kokoa amin'ny finoako...satria na io aza mbola vaste be ny azoko voizina.Amiko izay an !
fanhaiky:
ny fanenjehan'ireo antokom-pinoana hafa azy
:arrow: Amiko foana koa,betsaka ny Finoana voahenjika fa tsy kato ihany fa ny mahasamihafa ny fomba fanao no mazana mitarika incomprehension dia eo ihany koa ny fatahorana sy tsy fahalalana ilay Finoana resahana na kato io na hafa na resaka St sns sns na resaka Mpiandry sy fifohazana.Ny tsara dia rehefa tsy voa-maitriser ilay raha dia atao izay tsy hanaratsiana fa miezaka mangatam-panazavana ++ kokoa.Mbola hevitro ihany koa ka mety tsy ekenareo.
Fa dia mirary ny rehetra ahay hifidy sy hijery ny mety aminy ...na mpino izy na tsia. :) (l)
7. Mirananirina
(
24/02/2009 12:17)
Faharoa dia izao Katolika aho ka ny mampalahelo ahy dia ny fanenjehan'ireo antokom-pinoana hafa azy (tsy hilaza anarana aho fa sao manafitohina ny hafa) lazaina mivavaka amin'ny sarivongana sns... Finoanay izany ary tsy mivavaka amin'ireny izahay fa natao ho marika fotsiny ireny hifantohana bebekokoa eh
Ka tsy maintsy izay no hiafarany e.Tadidiko izahay taminy mbola kely dia mifanaratsy ny ankizy mivavaka eny aminy katolika sy protestanta.
Na manao ny lacroix (ilay tanana manao amin'ny anarany ray sy ny zanaka.....)iny ary ny katolika dia tsy tiany sasany.
8. soanja
(
24/02/2009 15:10)
Fanhaiky:
Zavatra tsapako sy tsy tantiko dia ny fialana olana tsy handeha hivavaka isak'alahady
Raha aretina mba tsy dia maninona ihany fa ny an'ny sasany dia tena hafa mihitsy eh
Tsy fanana rakitra ohatra dia mijanona
Tsy misy akanjo madio dia torak'izay ihany koa
Hakamoana ve sa henatra tsy azoko mihitsy aloha hatramin'izao tsy hitsara aho satria mbola hotsaraina ihany koa fa ny an'ny sasany anefa raha misy fety ho jereny dia voaomany avokoa izany dia lasa le Fikolokoloana an'ilay Fanahy indray no ambanin-javatra eh.
Faharoa dia izao Katolika aho ka ny mampalahelo ahy dia ny fanenjehan'ireo antokom-pinoana hafa azy (tsy hilaza anarana aho fa sao manafitohina ny hafa) lazaina mivavaka amin'ny sarivongana sns... Finoanay izany ary tsy mivavaka amin'ireny izahay fa natao ho marika fotsiny ireny hifantohana bebekokoa eh
Zay fa samia mampandroso sy manamafy ny finoaan'ny fa ny fifanaratsiana sy fifanenjehana angamba tsy mety amiko sady Andriamanitra iray ihany no toriana ary Jesoa kristy ihany koa no hinoana eh samy atao batisa na batemy daol ...
Misaotra nizara ny tsapanao.
Ny fahitako azy dia samy nomen'Andriamanitra toetra mampiavaka sy mahasamihafa azy aby isika olombelona ary ny fihetsika sy ny fombafomba ary ny fisainana dia mifandraika amin'io avokoa ka ahita isika fa samihafa ny fivoakany indraindray ary indraindray mampitovy. Ohatra, i Rabe be resaka i Rasoa tsy be teny. I Rondro tia spaoro tsy be teny nefa mora entanina, i Rakoto sarotra atoro nefa manaraka ihany rehefa izy ihany no mandinika na mety na tsia. sns sns... Ao ny tia mamonjy fivoriana ao ny mankahala fivoriana... Ka eo amin'ny tsy fitiavan-javatra io anefa dia efa misy lasitra ao anaty fiarahamonina hoe rehefa alahady dia mila mandeha mivavaka ohatra. Dia ireo olona izay manana fomba tsy mifandraika amin'ilay fandehanana mivavaka na ilay kivorivory na hihaino sermonina lavareny dia hilaza fa tsy handeha izy satria.... Nefa mety ao an-tsainy izy hoe androany raha tsy mandeha aho dia hahavita mahandro sakafo ho an'ny ankizy, hanasa lamba, hitsidika an'i Bebe sns... Na hoe tsotra izao mba alahady androany dia tsy voatery mankaiza aho fa milamina eto am-pandriana , isanandro efa rodorodo lava amin'ny asa.
Koa tsy misy ifanomezan-tsiny fa ireo fasamihafana ireo no mampivoatra ny momba antsika. Ny fifampitsarana kosa dia mandemy antsika.
Ny tenako dia tsy dia tia miditra ampiangonana loatra nony feno 25 taona aho satria be loatra ilay fandehanana tany ampiangonana tamin'izaho mbola kely dia mba te haka aina kely ndraika aho amin'iny. Saingy kosa tsy ataoko ambanin-javatra mihitsy ny manao hiking (mandeha tongotra any anaty ala na la neige andro na tsia) isan'alahady mba ahafahako mifandray amin'ny natiroa ary iresahako amin'Andriamanitra amin'ny mangingina.
Ilay Andriamanitra tiako sy tompoiko dia tsy aiza loatra mantsy fa amin'ny manodidina rehetra sy ao anaty ka na hivarotra anana any an-tsena aza aho ny alahady ka misy mpiangona avy niangona nividy ny ananako dia ho faly aho satria sady nanampy ahy iny fianakaviana iny moa ry zareo milamina satria mba hisy sakafo honanina amin'io alahady io. Mino aho fa Andriamanitra eo ampiasana izay fifandraisana izay.
9. niryna
(
24/02/2009 16:04)
Afaka manontany tena koa isika hoe inona no tena andehanako any am-piangonana ? Maninona aho no tsy mazoto miangona? Moa ve mitovy ny fiainana ataoko ihany aho rehefa avy niangona sa mba nahazo hery sy tanjaka toy ny hoe nangetaheta sy noana aho dia mba nahatsiaro voky?
Maro no antony mahatonga ny olona tsy andeha hiangona ka
asa aman-draharaha ohatra .Ao ihany koa ny hoe hakamoana dia maro ny fialana pas, tadidio fa fantatr'Atra daholo izay antony rehefa mahatonga antsika ho any am-piangonana na tsia.Important ny mandeha miangona satria hidera an'Atra no tena alehantsika any,koa maninona aho rarja mijery TV dia mihaino soratra masina? hmm ,satria ny fiangonana dia toy ny hopitaly,tsy ny salama no mila fanafody fa ny marary.Na mihaino ny toriteny fotsiny ihany aza dia efa mahazo fanafody isika ,fanafody izay ohanina fa tsy apetraka eo ambony labatatra fotsiny an,mizara ilay teny mamy ho an'ny hafa,mety tsy ho tsampantsika izany ,tsy hoe ho antsika ihany fa ho an'ny hafa koa.
Miaraka manandratra ny feo ho an'ny tompo koa isika ary na dia mahita ireo rahalahy sy rahavavy ao amin'ny tompo aza dia efa mampa-velombolo.Tsy fantatrao koa fa maro koa ireny mpiara miangona ireny no manatona mila fampaherezana na fivavahana ,omen'Atra fahasoavana isika ka ampiasao izany fahasoavana izany .. mivoaka tsikelikely eny ilay izy ary misy antony avokoa no nahatonga antsika tety an-tany ary tonga ao amin'ilay fiangonana ,rehefa ao isika vao mahatsampa izany ..ahoana moa no ahalalantsika izany kanefa aza isika eo am-pandriana foana ,mamy ny fandriana ,mafana ery ny fandriana oops
safidy io ,isika no mametraka ny safidy na anaraka azy dia omeny fiainana ary ampianariny ny hiaraka aminy na hidiridiry dia asehony koa izany amin'ny finoana ny fitaka sy lainga ataon'ny satana ary dia hino koa isika ka
Dia izao ataovy ao antsaina e,na avy ny orana ,na feno la neige be na mamirifiry dia tsy maintsy miasa e,dia afaka atao izany koa ny saina,ny fo mangetaheta ny tenin'Atra no tadiaviko ary na dia kamo aza aho satria satana koa dia mtady hevitra andro aman'alina isarihana ahy tsy anaraka ny sitrapon'Atra dia toheriko izany ary dia miteny aho hoe amin'ny anaran'ny tompo aleo aho itsangana andeha hidera ny anaraNy ary dia tafatsangana eo am-pandriana tokoa isika
Nisy tantara ao amin'ny baiboly nilaza fa nanao tamboho be ireo vahoaka fa hiala amin'ny tenin'Atra ary dia itan'Atra izany ka dia nozarazarainy ilay teny iray ho teny maro amin'izay dia tsy mitovy ny tetika ary tsy ahatanteraka ny teti-dratsiny ireo vahoaka.
Matoa zarazaraina ho fiangonana maro isika dia maro koa ny olona nantsoin'Atra ary ireny no nizara ny tenin'ATra ,tsy maninona izany fa dia hoe fantaro fotsiny ny hinoanao dia hoe Andriamanitra nanao izao tontolo izao,Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra ,Atra saro-piaro ka tsy azo ampirafesina amin'ny baala izy( inona avy izany atra hafa izany? ny vola,ny harena,ny fananana ,izay rehetra ka ataontsika ambony noho Atra dia atra kely izany ka tsy tiana ataontsika ary tsy azontsika atao) enga anie ka tsy hisy izany.
[b] Iray ao amin'i kristy ,iray ao amin'ny Fanahy ,iray ao amin'ny batisa dia ny finoana an'ilay kristy nanadio antsika ho afaka amin'ny fahotana rehetra ka ny finoana azy no tena zava-dehibe ,izay Atra Izy , izay Mpamonjy sy Mpanavotra ,Mpanjaka ny mpanjaka rehetra,ny finoana Azy fa maty noho ny fahotantsika izy,ny finoana azy fa nitsangana tamin'ny andro fahatelo tokoa izy ka na ny fahafatesana aza dia resiny ary ny mbola hinoana ihany koa fa ho avy izy haka ny olona ,ny fiverenan'i kristy ...ireo no tena zava-dehibe iraisan'ny kristiana eran-tany rehetra dia ny fahalalana fa nomen'Atra ny Zanany isika amonjy antsika ary Atra izay telo izay iray dia miaraka hatramin'iny niandoan'izao tontolo izao izany dia ny Ray ,ny Zanaka ary ny Fanahy masina
ny fanontaniana dia hoe moa ve aho manaiky an' i kristy ,itantana , itondra ny fiainako manomboka androany,ny fiainako rehetra ,ny tokantranoko ,ny lalana izay mbola ho diaviko ,ny hoaviko rehetra ?
(l) niryna

10. ikaretsaka
(
24/02/2009 16:28)
Zavatra tsapako sy tsy tantiko dia ny fialana olana tsy handeha hivavaka isak'alahady
Raha aretina mba tsy dia maninona ihany fa ny an'ny sasany dia tena hafa mihitsy eh
Tsy fanana rakitra ohatra dia mijanona
Tsy misy akanjo madio dia torak'izay ihany koa
Hakamoana ve sa henatra tsy azoko mihitsy aloha hatramin'izao tsy hitsara aho satria mbola hotsaraina ihany koa fa ny an'ny sasany anefa raha misy fety ho jereny dia voaomany avokoa izany dia lasa le Fikolokoloana an'ilay Fanahy indray no ambanin-javatra eh.
raha ny ao M/kara manokana dia misy le toe tsaina gasy izay azo t@ andron'ny mpanjaka, singaniko manokana nanomboka t@ andron-dRasoherina sy Ranavalona2 (hoe ny pro dia religion an'ny mpanana dia ny kato religion an'ny ambanilanitra sy ny ambany ravinkazo)
dia lasa raiki-tampisaka ilay izy mandraka ankehitriny.. jereo ange ny katalaogy.. indrindra rehefa hoe fandraisana izany e!
ny kanto tsy de misy dress code loatra fa hitako le any @ cotes ireny fa misy le fandraisana .. ny andro fahavaratra ny hafanana mila hahafaty... mbola manao manteau be ihany le ramatoa
11. soanja
(
24/02/2009 17:29)
Ireto ny zavatra voadiniko tamin'izaho tany Dago farany;
Ao Soanerana miakatra amin'i CAPSAT iny ilay fiangonana fa dia Woww olona mirijarija izao, fiara miraratra izao, rodorodo izao, dia hoy aho hoe milamina ny Gasy fa afaka mampiseho ny fitiavana an'Andriamanitra no sady mampiseho lamaody. Tsy lavitra teo akaikiko anefa dia nisy mpivarotr'anana kely izay mitaiza, ny nono tsy afaka ambavan'ilay zazamena ilay ramatoa sahirana mandamina ny anana holemana. Nifiritika tany amin'ilay ramotoa tsara lamaody ny rano nandemana ireo anana. Dia hoy izy: "O Ramatoa ty a, mba jereo ihany ny zavatra ataonao fa mandena be izy izany. Tsy hitanao ve fa misy olona mandalo eto dia mbola afiritikao ihany ny rano." Tsy nahateny ilay ramotoa mpivarotra anana. An'iza tokoa moa ny arabe an'ilay ramatoa mirijarija ve sa an'ilay mpivarotra anana. Iza no tokony hiandry??? An'iza no valiteny mahasoa antsika? Aiza isika manoloana ny hafa?

12. rakaroka
(
24/02/2009 22:48)
Ho ahy tsy tokony "automatisme" no andehanana any am-piangonana.
Hoy ny tsipona: "n'aiza n'aiza no iangonan'ny roa na telo @ anarako dia eo afovoany aho!"

13. ikaretsaka
(
25/02/2009 00:41)
marina aby ny anareo mirahavavy, ahako de zatra an'io indray maka izay, anay zanaky ny sekoly kato moa rehefa mande mivavaka na fony nianatra aza dia ny akanjo hoentina hianatra (na t@ mbola nanao tablier na tsy nanao intsony) iny no anaovana rehefa misy lamesa. sy le zatra scout scouts sy fikambanana samihafa de ireny akanjo ireny ro anaovana.
Fa sahirana mihitsy taty aoriana nony hoe tsy nianatra sy fikambanana masina intsony..
ary tratran'ny remark ana pasitera indraipa raha sendra nanaraka "zanaka am-pielezana" indraipa izay.
Ny navaliko azy moa dia tsotra hoe ny lalana mamotaka, ahako handeha moto..
de nitsimponany teo aho de nitsimponako koa hoe .. i Piera anie pasitera ka izy maimbo trondro iny no nahita ny tompo e. i Marka nitanjaka

14. fahamarinana
(
25/02/2009 04:28)
raharoka:
Hoy ny tsipona: "n'aiza n'aiza no iangonan'ny roa na telo @ anarako dia eo afovoany aho!"
:arrow: Iraisako hvtr tanteraka ihany koa.
Ekeko koa ilay hoe tsy tokony ho automatisme,tsara ilay izy rahatoa ka mankany ka tena mandray tanteraka any Jesoa fa tsy lasa fahazarana fotsiny ihany satria izay ilay fitaizana ara-panahy azo fony kely.
Amiko ihany koa ,ny tena no jerena 1er fa tsy rakoto na rabe makatsy sy makary : ny toriteny azo ary hita amin'ny olona manam-panahy tsara rehetra fa tsy voatery ho avy amin'ireo nianatra fontsiny ihany na pasitera na mompera na olona natokana ho amin'izany,na dia anisany koa aza ireo.Hevitro monja moa iny! (l)
15. ikaretsaka
(
25/02/2009 05:53)
fa tena hihaino toriteny ihany ve no antony handehanana mivavaka isan'alahady ry faha?
raha olona tsy nianatra na manam-panahy aza.. mety mandiso tanteraka ny contect rehefa enti -panahy @ zavatra tsy nenarany ko!
Sao hanao toa ilay surveillant anay fahiny izay , sady prof de gym lery de tsy tonga ny prof d'anglais de izy no niandry mpianatra, de le nahazo instruction tany @ mompera razoky hivarotra billet ana "the concert" (ilay fitadiavambola ireny) ny scouts ....de manao annonce lery de mba te hizesta hoe mahay teny angalisy hono... nataony "teny angalisy aza ity "the concert "..
Ny sampana maintso de manao "Zeu kaouncher" ao @ refectoire ho fitadiavambola @ lasy ataony @.... afaka vidiana aty amiko na any @ mompera sy ireo sefotenina ny tapalila!
-> lasa i zekonsera ny anaran'i lery hatreo!
Moral: aza midedaka @ zavatra tsy hay sy tsy talenta na terem-panahy aza

16. ari.malala
(
25/02/2009 06:21)
coopsal:
Fanhaiky:
Zavatra tsapako sy tsy tantiko dia ny fialana olana tsy handeha hivavaka isak'alahady
Raha aretina mba tsy dia maninona ihany fa ny an'ny sasany dia tena hafa mihitsy eh
Tsy fanana rakitra ohatra dia mijanona
Tsy misy akanjo madio dia torak'izay ihany koa
==> Raha ny any am-piangonana aza no kamo ny sasany na menatra satria tsy misy rakitra na maloto fitafiana. Hanao ahoana izany rehefa ao amin'ny paradisan' Andriamanitra ? Ho maro ireo tsy ho sahy hanatona satria maloto fitafiana na tsy manana ... fanatitra.
Tsy ny faharatsian'ny hafa no hanamelohana ahy, fa ny faharatsiako ihany no maha meloka ahy.
f'angaha moa mbola mila fanatritra sy rakitra izany iany rehefa any @ zany paradisa izany? :roll:
17. fahamarinana
(
25/02/2009 06:43)
ika:
fa tena hihaino toriteny ihany ve no antony handehanana mivavaka isan'alahady ry faha?
:arrow:tsy io irery kah fa mba fanamarihana ente autre fontsiny no nataoko..azoko tsara ny tian'ny ika lazaina ary misy ekeko fa misy koa ange r'ise ireo milaza fa nianatra sy nandalina ka mibolila ihany e! Nefa ity tantara ity tsy mety hoe ny marimaritra iraisana no alaina satria mety hanova tanteraka ny tena Teny tany am-piandohana..
ari:
f'angaha moa mbola mila fanatritra sy rakitra izany iany rehefa any @ zany paradisa izany?
:arrow:lalina koa zany fanontanianjy zany ari an !!! koa tsy ho raharaha tokoa ?:) (l)
18. Fanhaiky
(
25/02/2009 06:46)
f'angaha moa mbola mila fanatritra sy rakitra izany iany rehefa any @ zany paradisa izany? :roll:
[/quote]
Tsy misy mbola tany ka ahalala an'izany, fa ny efa maty ts'inona tsy ho hita anontaniana oe manao ahoana ny any ?
19. ari.malala
(
25/02/2009 07:19)
Faha, Fahhaiky, ka io no tena nifrapper anà t@ zavatra nolazainy ko! :-P
20. ikaretsaka
(
25/02/2009 14:30)
Io le nolazaiko ratsy hoe ny olona mety tsy tafa ho any nefa te ho any no miahiahy sy lasa saina lalina @ izany mety ho endriky ny paradisa izany,
Fa ny olona tsy taitra @ izany le manao le hoe "manomboka ety an tany ny paradisa.... arak'ilay hira izay"
Ohatran'ny toerana rehetra ihany io amiko...le olona te handeha @ toerana 1 nefa tsy tafa matetika no be eritreritra ny @ mety ho endrik'iny toerana iny. Fa ny hoe afaka mankany sy tafa raha ho any tsy mivakl amizany