Ho antsika mpisera,
1. Fanhaiky
(
07/03/2009 10:16)
Ho antsika mpisera indrindra fa ny amin'ity sokajy politika ity.
Ny tiako ambara diaa tsy inona akory fa ny eo @ fanehoan-kevitra, inoako fa samy olona nianatra daol isika no eto, koa raha mba azo atao re foano le kiteniteny foana, fa manjary sao dia miteraka olana ho antsika izany, fehezo ny hatezerana sy ny hafanam-po mba tsy hanaovanaovana zavatra tsy mendrika, ny gafy sns koa raha azo atao mba ajanony eh! Fiangaviana ny ahy fa tsy inona akory koa misaotra anao sahady amin'ny fifanajana eh!
Am-pitiavana be foana... :D

répondu par TEGEVE le 08/03/2009 03:01
4. Andribe
(
07/03/2009 11:20)
Ao tsara io hevitra io fa zany hoe tsimaintsy misy foana ny maivandha na dia izany aza ireny angamba tsy mba nahazo anatra na tsy mba mahay miaina @ fiarahamonina ka lasa jiolahimboto araka ny filaza azy
ao tsaaaaaara 8) 8) 8) 8) 8)
ao tsaaaaaara 8) 8) 8) 8) 8)
5. TEGEVE
(
07/03/2009 11:32)
anaka isany be ihany ny mpitolona ato aminay no lasa tsy voafehy intsony,efa nesorina tsy ho tgv intsony ireny, misy hadisoana avy aty aminay satria diso fanantenana izy ireo,miala tsiny indrindrindra ny ato @ foibe,
anaka mpiandraikitra isan-jokajiny ,mivoria ianareo dia raiso ny fepetra tokony hihatra (l) (l)
anaka mpiandraikitra isan-jokajiny ,mivoria ianareo dia raiso ny fepetra tokony hihatra (l) (l)
9. TEGEVE
(
08/03/2009 00:58)
anaka ndenn saika hamozavy anao anaka notanjony'i anakamamoafady hacker andrywui, fa malagasy madio ianao sy tsy manan-tsiny ianao anaka dia tsy mandaitra ny basy "jereo eto" (l) (l)
10. ndenn
(
08/03/2009 01:34)
TEGEVE:
anaka ndenn saika hamozavy anao anaka notanjony'i anakamamoafady hacker andrywui, fa malagasy madio ianao sy tsy manan-tsiny ianao anaka dia tsy mandaitra ny basy "jereo eto" (l) (l)
Tsy dia mino ny famosaviana lavitra aho ary manaiky ny adversité @ zavatra miseho eto an-tany ,rangahy TEGEVE ,tsy dia mampitsetra ahy ny fitsikerana ny zava-mitranga niseho kanefa tsy fantam-pihaviana eo noho eo , efa bekotro maro holatra izaho ny momba ny resaka tantara sy literatiora ,ary ny fiainana ankapobeny , omeo ahy fotsiny ny fitondrana ny firenena mandritry ny fotoana voafetran' ny constitution manaraka dia tsy hanana trosa mandritry ny taonjato 3 i Mada , tsyhanana trosa fa mba hanànana trosa @ izay .
11. TEGEVE
(
08/03/2009 01:43)
anaka ndenn mila olom-baovao ny firenena ,mila miomana dieny izao ianao,ny hevitra rehetra dia mila dinihina daholo (l) (l)
12. ndenn
(
08/03/2009 01:56)
Miala tsiny aminao aho Rangahy TGV raha mandika ny teninao ,olona tsy mbola nahafantatra any ianao fa hahafantatra ahy ao aoriana kely ao ,efa loa-jafiafy no miresaka aminao ka aza mandika ny siny nanondraka fahazaza , misy fotoana ny zavatra rehetra ary mino aho fa fantatrao ny zava-misy ao amin' ny firenena ankehitriny,tsy vitan' ny tranga lelan'amboarazana ny aim-pirenena ka atao kopak'ikalahanta ,mivimbin'alahelo sy mitondra fofom-beromanitra ,manome vitrik' asa nefa miloloha vatam-paty.Mba omeo ahy ny sezam-pitondrana dia ataoko ho tonga soa tanteraka ny fiainana ao Madagasikara . Tsy hanana trosa intsony isika fa mba hanànana trosa @ izay mandritry ny 3 taonjato manaraka .
13. TEGEVE
(
08/03/2009 02:07)
anaka ndenn efa 1 taonjato sahady zay no trosan'i gasikara afakao ,voatery mila ilay seza foana ve anaka (l) (l)
16. ndenn
(
08/03/2009 02:57)
On n' est pas des immortels quand même , ma contribution n'est pas insignifiante ,je le dirai aux yeux de tout le monde dans ce forum serasera .A plus ! Bye bye!
17. TEGEVE
(
08/03/2009 03:01)
anaka ndenn misaotra anao ,manome toky ,dia @ manaraka indray (l) (l)