Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
MANAKASINA
(
01/02/2009 04:20)
aiza hy HCC
TOA mahagaga ihany ry malagasy havako, fa toa tena fanjakany barofo no misy eto madagasikara, izay rehetra atao dia mety avokoa, ao no milaza fa izy no lehibe indrindra sy afaka mibaiko eto madagasik...
tohiny
novalian'i mia ny 01/02/2009 05:06
sitlo
(
01/02/2009 02:15)
Inona ny niveau intellectuel an'i Andry Rajoelina
Tiako fantarina hoe ahoana ny farim-pahaizany, ny firenena nalehany, ny asa efa nataony...
misaotra mialoha :°) ...
tohiny
novalian'i sitlo ny 13/02/2009 14:54
sivisma
(
31/01/2009 23:56)
Tsy Firenena fa Akanin-jaza ngôda be Madagasikara
Any ka ny fanolohana filoha dia hoatran'ny manolo couche-njaza.Ny filoha raha teo moa mieritreritra ny tenany fa izy irery no mahay mihira an'i ra frera zaka ô!!!!!!! :lol:
Ny jamba ndray moa zao d...
tohiny
novalian'i badboy ny 01/02/2009 11:17
xxx
(
31/01/2009 23:13)
Sondazy!
neutre moa ny tenanay no manoratra...tsy mpkato firy ihany koa...fa mba sendra nandalo namaky ny hevitra misy ato @ politika ity ny tenanay, d tsapa fa bdb ny pro-Ravalo, ary bdb ihany koa ny pro-TGV...
tohiny
novalian'i Koditra ny 31/01/2009 23:51
Optik
(
31/01/2009 21:24)
TGV: io fa manao letrezana am'zay!
Io ndray fa nihetsika ny gaigin'ny TGV :
[i][b]"zah prezidà ozizy tetsy analagam anikeo"[/b][/i] o^o
[u]Nandramany daôly io fomba rehetra io handrangitana fa tsisy nahomby :[/u]
-Tampoka eo ...
tohiny
novalian'i sitlo ny 01/02/2009 02:44
xxx
(
31/01/2009 20:13)
ENTI PO LOATRA ISIKA GASY ARY DEFAUT IO FA TSY QUALITE!
Tsy misy olo-tsy miady fa izay to fo mpamosavy hoy ny NTAOLO fahiny . Na fivoriam-pianakaviana ity ,na fivoriam-pokonolona ,na adi-hevitra isan-karazany ,....Ny fo no mibaiko aloha !
Na eto @ forum...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 02/02/2009 08:19
kidoropamba
(
31/01/2009 19:59)
Aiza é! MAMAKY BANKY FOIBE NY ASANDRAVALO ATO
Manoloana izao raharaha misafotofoto izao dia ny MAMAKY BANKY FOIBE no ataon'ingahy Ravalo HAMELOMANANA AN'I TIKO sy MAGRO ary hikaramana ny mpikaramanan'ady.
Tsy misy manaraka ny baikon-dravalo in...
tohiny
novalian'i vale ny 01/02/2009 23:38
OoRakotooO
(
31/01/2009 19:08)
Ho aiza moa isika zany zao?
Mo ve hafaka nanao zavatra hafa no iny auto-proclamation iny TGV?
Raha, théorie dia eny ny valiny satria azo napetraka ny fitoriana pour haute trahison (efa vita ilay dossier notantaraina t@ Viva ...
tohiny
novalian'i Noue ny 31/01/2009 20:23
nancy
(
31/01/2009 18:40)
Iza no mahatonga an'ity TGV ity ho sahisahy miteny sy mibaik
Iaraha-mahalala fa i Mcar dia colonie frantsay. Mbola te hanjanaka eto foana ny frantsay hatramin'izao. Tsy tiany handroso izany i Mcar e.
Ny zava-misy nefa dia nitodika tamin'ny firenena hafa i R...
tohiny
novalian'i voafarany ny 02/02/2009 20:00
Noue
(
31/01/2009 17:08)
Déclaration du Président de la République de Madagascar
[b]Déclaration du Président de la République de Madagascar à 19h00 au Palais d’Etat de Iavoloha, avant le Conseil des Ministres[/b]
Le Président de la République a déclaré que lundi, tout...
tohiny
novalian'i Noue ny 31/01/2009 20:24
xxx
(
31/01/2009 16:47)
Mila compromis vitsivitsy hamahana ny olana.
Tokony handray fanapahan-kevitra i Ra8 ,ny @ mandat n'i Andry @ maha maire azy , tokony ho alatsaka senateur temporaire izy ,ary handravina ny zavatra hitany fa tsy nety sy tsy nampandeha ny toe-kar...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 01/02/2009 01:54
Optik
(
31/01/2009 16:36)
TGV : crise d'adolescence
Ny vanim-potoanan'ny fialan-tsakana dia samihafa be ny fitrangany eo @ tsirairay. Misy ankizy eo @ faha-[b]17[/b] taonany dia efa tonga fahamatorana; misy sasany mety mbola ho [u][b]adolantsento[/b]...
tohiny
novalian'i fitia2006 ny 02/02/2009 16:48
Noue
(
31/01/2009 16:33)
Ravalomanana répond qu'il est le Président
[b]: Andry Rajoelina se déclare nouveau "dirigeant" de Madagascar. Ravalomanana répond qu'il est le Président[/b]
[b]19H20 : Le Premier ministre Charles Rabemananjara dirigera la délégation ma...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 31/01/2009 20:05
akamatiana
(
31/01/2009 16:06)
DIDY JADONA!!!!!!
Tsy ny didy jadona ataon'i Filoha ve no oe arodana ???? Izao anefa i Ben'i tanana mbola tsy eo am ftondrana akory dia efa didy jadona sahady no ataony " Izaho no mibaiko ny mpitandro ny filaminana , n...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 01/02/2009 16:53
badboy
(
31/01/2009 14:52)
Miainga eto @ serasera koa ny désinformation : mailo ry nama
Miainga eto @ serasera koa ny désinformation : mailo ry namana!!
Lazaina fa 2000 fotsiny ny teny @ 13 mai androany, izay rohy TIKO MADAGASIKARA no ampitana ilay vaovao!! Saingy misy ny tena milaza...
tohiny
novalian'i badboy ny 31/01/2009 20:02
jiimm
(
31/01/2009 14:12)
Ny mpiasam-panjakana no namotika ity firenena ity
Grevy lava reny hanonganam-panjakana fa tsy grevy natao hanitsiana ny rafitra tsy mety, hanitsiana ny mpitondra. Jereo ary raiso ho lesona ny zava-misy amin'ny tany mandroso. Tokony hiova ny fomba fij...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 31/01/2009 15:44
Lasasaina
(
31/01/2009 13:59)
Aiza ianao ry Artista
ARTISTES CHERCHE ARTISTES URGENT
POUR SE DONNER LA MAIN ET ESSAYER D APPORTER LEUR CONTRIBUTION AFIN DE DEFENDRE L INTERET DU PAYS ET DE SON PEUPLE A TRAVERS MOBILISATION ET COMMUNICATION;
LES ...
tohiny
lagoon
(
31/01/2009 13:29)
Izao ve no vahoaka Malagasy?
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img187.imageshack.us/img187/5869/event3101092ap9.jpg[/IMG][/URL]
[U...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 02/02/2009 12:59
salopard
(
31/01/2009 13:24)
RAVALO AUTOPROCLAME, TGV AUTOPROCLAME
ny Tody tsy misy fa ny atao no miverina hono.
Tsy momba ny andry aho, saingy tsy hanohana an'i Ravalo koa satria izy koa aza mba autoproclammé
Ny tenin'ny ZAFY tsy nanainky an'i RAVALO ho filo...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 02/02/2009 09:22
yuka
(
31/01/2009 12:53)
Momba ny sary
Miarahaba tompoko
saika hanontany za hoe,ahoana kay nymanala ireo soratra
key eo ambanin'ny sary reo azafady???
Miaotra mialoha!...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 03/02/2009 11:54
