Aiza é! MAMAKY BANKY FOIBE NY ASANDRAVALO ATO

1. kidoropamba ( 31/01/2009 19:59)
Manoloana izao raharaha misafotofoto izao dia ny MAMAKY BANKY FOIBE no ataon'ingahy Ravalo HAMELOMANANA AN'I TIKO sy MAGRO ary hikaramana ny mpikaramanan'ady.

Tsy misy manaraka ny baikon-dravalo intsony ny mpiasam-panjakana.
Tsy misy mihaino intsony ity filoha tsy misy fahefana ity akoatry ny famonoana vahoaka sy famakiana banky foibe.

Notorahan'ny olona vato tao toliara; nosakanan'ny olona hijanona tao antsiranana.

hin!hin!hin!hin!hin! hihomehezan'ny olona fa na dia ny miaramila, ny solombavam-bahoaka, ny mpiasam-panjakana rehetra dia efa tena tsy manaja an-dravalo mihitsy e.

Niafarany: LASA MPAMAKY BANKY FOIBE lery.
novalian'i vale ny 01/02/2009 23:38
2. xxx ( 31/01/2009 20:15)
Dia maninona ?Taiza teto antany no nisy zavatra vitan ny olombelona ka tsy nanam-paharitana sy nanam-petra?
3. Noue ( 31/01/2009 20:25)
bankin'i kidoro nga hono no novakiany tao eee ??? :-D :-D :-D
4. Optik ( 31/01/2009 20:52)
Ny zava-marina de ny olona ôtran-dry kidoro tony mihitsy no tena mpangalatra de ny azy no atao ny tonga aloha !!!
Mailo !
Elah be volom-bava be io mihitsiny no isan'ireo nangalatra bouteille-na "johnny walker" tany jumbo score t@ latsinainy.
Efa nivoaka ny hira momba an'lah:

"Eh laniny e ee, lanin'ny be volom-bava ny tôka!
ö mihinana eeee,
Mihinana mangingina ry matesa..."
5. xxx ( 31/01/2009 21:44)
Zao é ! ndao énao Rakidoro hatao filoha dé hilàma ny tanàna à sa aona ? dé avadika atao hippie daoly ny fonksionéra rehetra ,izay tsy misarita-bolo dé vodaka ,ny mpampianatra zé tsy midaina dé votsoka ,izay minisitra tsy mpitraina dé darofana ,ny papoose mpianatra tsy misôraka dé atao mis a pied ,ny vevavy tsy mivaro-body dé atao mpamafa làlana ,ny artista tsy mahay mirevy dé atao mpandroka zoridira .Ny pastera sy ny mopera zé tsy manao piecing @ sofiny ,ny orony, ny vavany ,ny lelany ,sy tsy manao tatouazy ,dé asaina manompo sampy sy vata-kazomaina .De aleo hitoy lé revinao sa tsy \'zany ????? :?: :?: TTsssssssss tena tsy m\'lay oua lé revinao sana bavy ..
6. vale ( 01/02/2009 00:01)
Manoloana izao raharaha misafotofoto izao dia ny MAMAKY BANKY FOIBE no ataon'ingahy Ravalo HAMELOMANANA AN'I TIKO sy MAGRO ary hikaramana ny mpikaramanan'ady

grave izany accusation'i Rakidoro izany! mba tena fondé ve izany sa dia fitia te hamorona dinika foana hanaratsina an-Ra8??? :lol:
7. Samoana ( 01/02/2009 09:42)
Ny vaovao fatam-poko fantam-pirenena izao dia misy boaikely mamba fahefana izay nibaiko milisy indray mba tsy hisy vola avoaka ao ao amin'ny banque centrale. Matahotra sao tsy ho voaloha mantsy ny karamany amin'izao cumul de mandat virtuel-ny izao.
8. roxanaha ( 01/02/2009 10:07)
Mba asio lien hoe hijerena zany vaovao lazainao zany ry Kidoro azafady!!!! Sary, article @ gazety, vidéo.....
Misaotra
9. Optik ( 01/02/2009 10:25)
Io hoa efa manomboka mandrovi-kidoro am'zay fa tapi-dalan-kaleha!!!

Rovitr'elah!!:-D
10. xxx ( 01/02/2009 10:38)
oay letya otrinona no lasa any raha vaky ny banky lasa avy ndray ny devaluation nefa ra8 sy andry tgv samy efa manana fa le vahoaka majinika reo aleo hihinan ny fatiny ao politika ee politika manambava ny eto @ serasera an
11. kidoropamba ( 01/02/2009 21:20)
hin!hin!hin!, nilaza ravalo fa omena vola ireo izay very entana. TIKO sy MBS io. ary vola avy ao @ banky foibe io. dray dray dray! tsy avotra e
12. vale ( 01/02/2009 23:38)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0432