RAVALO AUTOPROCLAME, TGV AUTOPROCLAME
1. salopard
(
31/01/2009 13:24)
ny Tody tsy misy fa ny atao no miverina hono.
Tsy momba ny andry aho, saingy tsy hanohana an'i Ravalo koa satria izy koa aza mba autoproclammé
Ny tenin'ny ZAFY tsy nanainky an'i RAVALO ho filoha, tsy d'acc t@ radidi koa tsy nanainky fa nitady fampihavanam-pierenena no nety
ary 6 ans après mbola valable io teny ny ZAFY io io

répondu par tsiafoi1 le 02/02/2009 09:22
3. zandikely
(
31/01/2009 14:06)
Tena hain'i Andry mihitsy naka ny lesona nomen'i Ravalomanana, tamin'izay ange dia nolazaina hoe LÉGALE , LÉGITIME tamin'i RAVALOMANANA NY AUTOPROCLAMÉ PRESIDENT, ka maninona izao tsy ekena koa hoe LÉGALE, LÉGITIME E? Tena mora manadino sahady RAVALOMANANA SY NY TARINY, zavatra tsy mbola ela akory.
Fiadiana nampiasain'i Ravalomanana iany naverin'i Andry!
ANDRY GO AHEAD ! YES, YOU CAN DO !

4. Jackychan
(
31/01/2009 14:09)
salopard:
ny Tody tsy misy fa ny atao no miverina hono.
Tsy momba ny andry aho, saingy tsy hanohana an'i Ravalo koa satria izy koa aza mba autoproclammé
Ny tenin'ny ZAFY tsy nanainky an'i RAVALO ho filoha, tsy d'acc t@ radidi koa tsy nanainky fa nitady fampihavanam-pierenena no nety
ary 6 ans après mbola valable io teny ny ZAFY io io
Ka tamin dRa8 fifidianana president no natao, fa tamin ity RaTGV ity fifidianana maire no natao, fa nony nahazo elo sy echarpe volom-boasary izy dia zao misandoka manandra tena ho président zao e
:-D :-D :-D :-D
5. aloalo
(
31/01/2009 14:11)
manao ben'ny tanànan'antananarivo alou d avy eo mitondra e !
tsy afaka ho présidà i TGV fa mbola tsy ampy taona ko ! tsy ny 1er conseiller ny v no ho presidà eo, i Nirhy Lanto, allez Bigy !

6. patrick2002
(
31/01/2009 14:50)
Ka tamin dRa8 fifidianana president no natao, fa tamin ity RaTGV ity fifidianana maire no natao, fa nony nahazo elo sy echarpe volom-boasary izy dia zao misandoka manandra tena ho président zao e
ka inona moa ny president ,tsy izay manana credibiliter @ vahoaka ,izay no legitime nampianariny ra-8 azy ,ny legal indray izay tendreny HCC.
Efa mazava fa en perte de vitesse ny TIM amin'izao ,noho ny nataony ra-8
7. Herimiafina
(
31/01/2009 16:01)
Samy izy ihany fa au moins ny an'i Ravalo mba nisy fifidianana aloha vao nisy autoproclamation. :-D
8. patrick2002
(
31/01/2009 16:15)
Herimiafina:
Samy izy ihany fa au moins ny an'i Ravalo mba nisy fifidianana aloha vao nisy autoproclamation. :-D
zany veh?
marina aloha izany ,fa ity ra-8 ,vao hita t@ fifidianana deputation sy communal farany teo,hita fa efa nangalatra ny Tim ,Dia tokony hanaiky hiaino ny hetahetam-bahoaka ,izany hoe handefitra ny fahefanao ianao ,fa tsy ianao indray no handrangitra hoe tsy misy fanjakana hilefitra @ ben'ny tanana ,tsy misy firenena ao anaty firenena ,
any @ fitondrana demokratika oh frantsay, rehefa majorite ny depute opposition tonga dia manendry premier ministre avy @ iny ny president ,hita izany t@ Lionel Jospin sy Chirac ,ary Mitterand sy Chirac ,
Ny any Madagasikara efa hita fa tsy mamim-bahoaka ilay mpitondra vao maika indray manapatra ny fahefany ,any ka lasa mitaky azy eny an-dalambe ny olona fa tsy mahatoky fifidianana intsony ,
Zao ,fitakiana ny hamoahana ny TV viva no nangatahana tany @ voalohany lasa ny fitondrana mihintsy no hasainy miala.
9. Herimiafina
(
31/01/2009 16:24)
Izay mihintsy, misy ny antsoina hoe constitution fa tsy fanjakan'ny baroa i Dago ka samy hanao izay tiany hatao daholo tsy akory.
Ny momba ny fifidianana indray dia faute de preuve hoe nisy fangalarana, rehefa manantona ny majorité absolue ny chiffre dia mody légitime ho azy ilay autoproclamation. Io tsy hoe chiffre tary amin'ny 20% akory no nangalarana mba ho lasa 51% , raha izay indray dia tena tsy izy mihintsy.
Manarak'izany, tafiditra prezida aloha vao afaka mangataka fanovan'ny constitution na manao amendement hanitsiana ny rafitra amin'ny safidin'ny vahoaka, fa tsy hoe mbola candidat à la présidentielle dia efa hors-normes dia mi-forcer tena fotsiny sans aucune raison valable.
Fanontanian'ny France24 io hoe: est-ce que c'est suffisant pour s'autoproclamer président? momba ny hetsika ao amin'ny 13mai.
Ny fanontaniako dia hoe, ahoana ny any amin'ny Province? Pro-TGV daholo angaha ny province 5 ambiny? :^)

10. patrick2002
(
31/01/2009 16:37)
Ny fanontaniako dia hoe, ahoana ny any amin'ny Province? Pro-TGV daholo angaha ny province 5 ambiny?
Tsy pro TGV fa anti -Ravalomanana , sahala amin"izany ny t@ 2001 tsy pro ra-8 fa anti-Ratsiraka.
Ny constitution eo foana lalana iny tsy tonga lafatra ,fa misy koa ny legitimite ,i ra-8 no nidradradradra an'izany t@ 2001, Ka anjarany ra-8 @ maha homme d'Etat azy no mieritreritra hoe mbola zakany ve ilay Fitondrana sa hipetraka @ maha president legal ,voalaza ao @ constitution izy ,hanapatra ny fahefany ve izy araky no filazany constitution azy ,sa handefitra an'izany fahefana izany .
11. Herimiafina
(
31/01/2009 16:39)
Regime presidentielle 100% angaha i Madagasikara no i Ravalo ireo no andrasana handray fanapahankevitra? :^)
12. patrick2002
(
31/01/2009 17:01)
zay mihintsy ,tsia no valiny nefa ny zava-misy dia izy irery ihany no mandray fanapaha-kevitra ,dia manatanteraka ny sisa tsy mahazo miady hevitra ,tsy mahazo mikaon-doha ,tsy mahazo miteny hoe izaho anie ny consequence an'izany eh!
Porofo nanazava ny Ministre ny communication t@ nanakatonana ny TV viva ,izao le ministre tsy hita intsony manazava satria baikona kah ,ra initiative iny tsy tokony hiala bala izy .

13. Herimiafina
(
31/01/2009 17:30)
Dia eo ilay rafitra tsy mety. Anisan'ny mbola fahotana goavana ataon'ny mpitondra afrikana zanantany french rehetra io. :-D
14. mala
(
31/01/2009 18:25)
Samy izy ihany fa au moins ny an'i Ravalo mba nisy fifidianana aloha vao nisy autoproclamation.
Fifidianana noviana izany???? lé t@ 2001 sa t@ 2007...
autoproclamation = anti-constitutionnel (n'ino n'ino teo alohan'izany) na nisy fifidinana na tsis. TEBOKA!
15. xxx
(
01/02/2009 10:48)
tokony hisy anakiray hivoaka koa i deba hono hi autoproclame koa ary ho lasa president daholo ny gasy hahahaha :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
16. tsiafoi1
(
02/02/2009 09:22)
Hafa dia hafa ny ity information farany henoko ity mikasika ny toe-draharaha ankehitriny: BIZNA AVO LENTA, TANDREMO FA ZE MAHASAHY MIFONO LAMBAMENA....Azo ambara fa source fiable no nivoahan'izy ity :
A)- Tamin'ireny Evènement 2002 ireny, de nalaza be eran'izao tontolo izao i Madagasikara, idd tao Afrika. Ary tsy vitsy t@'ireo firenene afrikana no nanao référence an'i Madagasikara. Anton'iray nisafidianan'ny maro ka nahalany ny hanaovana ny Sommet Africain aty Madagasikara izany.... Vola mikararana no ho azon'i Madagasikara ho enti-manomana izany, etsy andaniny ihany koa ny Francophonie 2010....
B)- Manoloana izany tombotsoa lehibe azon'i Madagasikara izany, de misy firenena afrikana telo, izay miaraka @'ny firenen-dehibe iray, izay tsy mikely aina mafy, ny tsy hahatanteraka izany Sommet sy francophonie eto amintsika izany, noho ireto antony manaraka ireto :
1- Raha tanteraka eto amintsika tokoa io Sommet io, de automatiquement ho lany Filohan'ny Fivondronamben'ny Firenena Afrikana sy SADEC, ny Filoha Ravalomanana......, Ary dia zary ho lasa modely aty Afrika isika @'ny lafiny rehetra....., Ho vetivety tsy ho ela aorian'izay de ho maro ireo firenena izay teo ambany vahohon'ilay firenena lehibe io fahiny (ireo zanantaniny fahiny), no hiendaka eo ampelan-tanany.... Vokatr'izay de tsy mikely aina mafy ireo saribakoliny fahiny mba hanao izay tsy hahatanterahan'io eto amintsika.... Anisan'izany izao hetsika ataon'ny TGV sy ireo saribakoly fahiny izao... Tsy hitsahatr'izy ireo fa hilofo ny hanome image ratsy an'i Madagasikara mialohan'io Sommet io, ary @'ny fomba aingana tokoa izany. Objectif de tsotra "Tsy ho tanterahana eto Madagasikara izany Sommet africain izany"
2- Financement goavana ihany koa no miandry ao ambadik'izany fanomanana ny Sommet sy Francophonie izany(Milliard d'euros maro),.... Koa misy ireo firenena telo izay samy maniry mafy ny handray izany.... Tsy mikely aina ihany koa izy ireo mamatsy vola ireo ekipany eto an-toerana mba handrava sy hanapotika an'i Madagasikara mialohan'izany fotoana izany.....
3- Misy ireo zay mbola manina ny fitondram-pahefana ka manararaotra ny toe-javatra ankehitriny mba handrombaham-pahefana indray, nefa mbola azo lazaina fa bitika ihany ity antony fahatelo ity..... Satria raha mahomby iroa fikasana goavana roa lehibe ery ambony iroa, de mbola hifandrotehan'ireo nahazo sombiny amin'ny bizna indray i Madagasikara rehefa avy eo, ka hiaina ao anatin'ny ady an-trano sy ny ady fahefana indray....
Aoka ho tonga saina isika malagasy ary handinika tsara,.... Ny Afrikana aza te-hitroatra, isika indray ve no hamerina ny lasa efa nandoro antsika....
Masina ny tanindrazana, ary manainga anao ry TGV, mba handinika kely fotsiny, fa tsy ny tombotsoan'ny tena no hamotehana ny firenena iray manontolo.... Ny harena de mandalo, fa ny firenena hitoetra mandrakizay.... Koa tandremo fa ny fitiavam-bola no fototry ny ratsy rehetra,.... Raiso ny fanapaha-kevitra, azo atao ny miverin-dalana mba tsy hanenenana mandrakizay.....
Zanahary ô! Tahio ny Tanindrazanay !