Ireo izay mbola manotany tena ny antony mahatonga ny fanonga
1. badboy (
31/01/2009 07:58)
Ireo izay mbola manotany tena ny antony mahatonga ny hetsiky ny vahoaka ankehitriny, na minia tsy te ahita izany, dia makà fotoana mijery ireto vaovao antsary ireto!!
http://www.france24.com/fr/20090129-madagascar-emeutes-antananarivo-laurent-lubanga-congo-laika-fatien-billie-holiday
tena hita ary tena mazava fa la france dia manohana io fihetsiketsehana io satria ny mahatonga ahy hiteny izany dia efa mampitandrina ireo frantsay any dago rehetra izy mba hisintaka @ oul manao an'io eny @ 13 fa mety hisy ra mandriaka eny
raha marina ireo voalaza etsy ambony, nahoana no arema sy ry ratsiraka sy ny tariny no natsohina vonjy eee ???? mino aho fa fantatry tgv tsara ny fandehan-javatra t@ fotonan'i ratsiraka ireny ka naninona no tany no naleha?????