Hatsangana rahampitso eo amin'ny 13 Mai ny GVT

1. klitika ( 30/01/2009 16:06)
Dia izay izany no tapaky ny ankolafiny avy amin'ny TGV, fa dia tsy maintsy atsangana rahampitso eo amin'ny 13 Mai ny GVT, ary sendra lasa moa ny resak'Ingahy Maurice Tsiavonana, fa dia mety hatsangana ho filoha eo amin'ny 13 Mai i Andry Rajoelina
novalian'i xxx ny 31/01/2009 08:33
2. xxx ( 30/01/2009 16:10)
film efa mande foana!!!asa raha mba misaina ny vahoaka fa zay foana no mampahantra hatr@ zao!
3. missa ( 30/01/2009 16:46)
Refa be mokondoha ohatran'io moa ireo TGV sy GVT ka tsy azo mba toroina hevitra lerony ao dia alao hanao ao fa mety ho any am toerankafa no mi-VGT am farany
4. Noue ( 30/01/2009 18:07)
klitika:

Dia izay izany no tapaky ny ankolafiny avy amin'ny TGV, fa dia tsy maintsy atsangana rahampitso eo amin'ny 13 Mai ny GVT, ary sendra lasa moa ny resak'Ingahy Maurice Tsiavonana, fa dia mety hatsangana ho filoha eo amin'ny 13 Mai i Andry Rajoelina
misy lalana mifehy ny taonan'ny olona MILATSAKA HO PRESIDENT fa tsy zao olona rehetra zao akory dia afaka milatsaka eee!


5. Noue ( 30/01/2009 18:09)
dia aza mamoro-tsao oatran'io oa eeee!!

19H15 : Sur Viva radio, Andry Tgv déclare qu'il proposera une solution le 31 janvier lors de la manifestation pour résoudre "très vite" la crise.
19h12 : Sur RFI Andry Rajoelina annonce ne pas être intéressé par le poste de président. Il annonce le soutient de 500 maires indépendant.
6. klitika ( 30/01/2009 19:02)
Ireo aloha no filazana tamin'ny Antsiva anio, fa tsy hitako indray ny RFI satria izaho tsy mahay teny Frantsay fa aza fady indrindra
7. xxx ( 30/01/2009 19:21)
les Gasy Vendran-Tay ngamba no fanalavana ny TGV e lol mahonena mintsy ny maita ny zavatra simba rehetra!!!ovina ihany ny gasy no mba ivoatra e!!!aratsaina sy toetra ary fanahy!!!misy hiany anefa ny misaina fa vintsy na maro koa fa tsy te andray andraikitra mataotra v...mila miheritreritra ny eo antoerana sy ny aty ivelany anatsarana ny tanidrazana @ alalany dinika fa tsy fikorotanana
8. klitika ( 30/01/2009 19:49)
Ka efa nakorotana vao hoe andao indray hifampidinika.
9. harry5 ( 30/01/2009 19:57)
klitika:

Dia izay izany no tapaky ny ankolafiny avy amin'ny TGV, fa dia tsy maintsy atsangana rahampitso eo amin'ny 13 Mai ny GVT, ary sendra lasa moa ny resak'Ingahy Maurice Tsiavonana, fa dia mety hatsangana ho filoha eo amin'ny 13 Mai i Andry Rajoelina

inona aloha ny fanalavana an i ilay hoe G .V.T lol hahahha G ?? V aloha hoe vendrana T tay ... hihihihihihi tsy mihome loza za

10. ni81 ( 30/01/2009 20:01)
Dia izay izany no tapaky ny ankolafiny avy amin'ny TGV, fa dia tsy maintsy atsangana rahampitso eo amin'ny 13 Mai ny GVT, ary sendra lasa moa ny resak'Ingahy Maurice Tsiavonana, fa dia mety hatsangana ho filoha eo amin'ny 13 Mai i Andry Rajoelina
F'angaha i Maurice Tsiavonana any dago fa tsy aty Frantsa ry klitika?
11. klitika ( 30/01/2009 20:10)
Izaho tsy mahalala, fa ny izy no niteny, ary feony no teo. Ny fifandraisan-davitra indray no mahatonga an'io. Fa raha any Frantsa aza ianao afaka alefanao mivantana amin'ny TV aty ny sarinao webcam, chat
12. klitika ( 30/01/2009 20:11)
GVT = GoVernemanta Tetezamita
13. ni81 ( 30/01/2009 20:16)
Izaho tsy mahalala, fa ny izy no niteny, ary feony no teo. Ny fifandraisan-davitra indray no mahatonga an'io. Fa raha any Frantsa aza ianao afaka alefanao mivantana amin'ny TV aty ny sarinao webcam, chat
Hay ve e! Toa i Ra8 mantsy no nandefa azy hiasa aty ka izay no nahagaga ahy ...
14. Belami ( 30/01/2009 21:38)
Isany mampalaza ny malagasy ny Governementa foronina eny andalambe, dia lasa tandra vadikoditra io ary tokony hovana satria efa aty @ taonjato faha-21 isika izao. Tokony hitady solution hafa i TGV fa vao maika hampidikizo ny firenena izany.
15. zakilinina ( 30/01/2009 22:45)
Ny solution dia miala tsy ho ben'ny tanàna intsony i tgv satria tsy ampy fahamatorana fa manaonao foana. Fin ny carrière-ny. Zava-tsarotra ny politika ka raha tsy mahay dia lasa saribao toy izao ny vahoakany.
16. ngoiha ( 31/01/2009 07:56)
Ka izy hono tsy hiala fa mbola haka an-keriny ny fitondrana ,satria tsy misy ho robaina intsony anie.Sady izy sy Rolland anie efa nanao pacte tamin'ny devoly fa mbola mila RA ry zareo e he he he: ALLEZ ALLEZ 13 MAIS
17. xxx ( 31/01/2009 08:33)
ty lainga be foronla ry le ngiha e!! nanao pactes IZA ? efa nisy adihevitra nandalo momba io pactes io teto nenton'olona iray zay mahalala tsara azy io fa i ra8 no mpanao an'io ary ra mahita anity lohahevitra ity ianao ry nga roa de avereno ndray le resaka a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0475