Pillule de lendemain
1. xxx
(
30/01/2009 19:25)
Sao mba misy mahalala anarana pillule de lendemain ???
Misaotra mialoha
Misaotra mialoha
novalian'i mmmhh ny 19/03/2009 08:11
3. Mirananirina
(
31/01/2009 10:30)
hita hoy aho.fa maninona ny lendemain notadiavina fa maninona ny maintenant e...... 8O 8O
7. ni81
(
02/02/2009 07:45)
ts efa taraiky b v zay?ka izany no tonga dia nanaovako hoe maninona raha manontany @ pharmacie ange e! mandra-piandry ny valiny avy @ namana eto efa dila ny fotoana mety rehetra
8. Papoose
(
02/02/2009 21:55)
defa arahaba soa arahaba tsara raha tonga ny paps kely kouuu!! :wink:
9. xxx
(
05/02/2009 16:26)
ny anaran'ilay pillule fotsiny no nanontaniany raha tsy diso aho fa tsy nanome info hafa izy :lol:
10. TWING
(
06/02/2009 14:09)
sao dia mba mampitombo vatana izany pillule zany fa zatena mahia kely.za bandy a?
11. pssid02
(
06/02/2009 20:11)
TWING:
sao dia mba mampitombo vatana izany pillule zany fa zatena mahia kely.za bandy a?
:lol: :lol: efa hoe resa-behivavy :lol:
13. ni81
(
11/03/2009 07:37)
sao dia mba mampitombo vatana izany pillule zany fa zatena mahia kely.za bandy a?:lol: :lol: mihinàna fanafody kankana aloha fa sao dia be kankana no mampahia anao io
14. mmmhh
(
14/03/2009 07:06)
PIL 72 no pilule du lendemain efa nampiasaiko.
Na ity koa efa nampiasaiko rah mi-interesser anao docteur mintsy no niteny an''ah an'io an:
Rah tsy mahita pilule du lendemain dia ity no atao,
Pilule tsotra no ampiasaina
- 1 dans les 12 heures qui suive le rapport non proteger
- 1 apres 12 heures de la prise du 1er pilule.
DE IZAY
Efficace ka....... :wink:

15. xxx
(
16/03/2009 07:56)
mmmhh:

n'importe kel pilul v sa...?
mba omeo santionanin oe
merci d'avance
16. mmmhh
(
19/03/2009 08:11)
pilule contraceptive tsotra ze hitanao e, stediril, minidril, ....
Ny pilule manko misy karazany araka ny nazavain'le dokotera io :
- misy ny pillule du lendemain, zany hoe ampiasaina apres 48 a 72 h (arakaraka ny le pil io) roa fotsiny ny ao anaty boite iray.
- misy ny pilule contraceptive , izay miisa 30 anaty boite, io le ho hanina isan'andro, fa azo ampiasaina ho pilule du lendemain ny pillule contraceptive tsotra rah toa ka tsy mampiasa izany isanandro ianao fa 2 ihany no hanina an
na izany na tsy izany manontania pharmacien e :wink: