HIJANONA KELY AHO ALOHA FA VELOMA RY ZALAHY !!!

1. andrywui ( 31/01/2009 08:31)
i Andrywui ihany ity !!!za angamba aloha ry zalahy tsy hiserasera aminareo ato amin poliyila intsony aloha ,fa sarotra be le demokrasia fa misy mandefa email tsy fantatra aho ,ka aleoko mijanona satria lahy tokana ny aina !! fa mbola manohy any amin lohahevitra hafa aho fa ny politika no sao ahagaga anareo fa tsy hiditra ato intsony aho aloha !! fa rehefa tonitony ny rano tonga eto iany aho fa mazotoa ary aloha ho anareo mbola manohy mifanasa ato ééé! Andrywui
novalian'i klitika ny 31/01/2009 11:12
2. bozyboleta ( 31/01/2009 08:34)
Zany ny aina ka te-hanao 8O
Inn koa no hoe zany eo fa efa lany bala no sady efa hita fa mihalalina ny rano de aleo mitsoaka!
3. xxx ( 31/01/2009 08:35)
AZ MAND ZAN LETS RY ANDRY FA IZ NDRAY AR NO AMPIHINANINAY ATO RA LAS ELA LETY E
4. tsinjo ( 31/01/2009 08:35)
avoahy eto letsy ny mail azonla zany ho fatatray a ,
5. andrywui ( 31/01/2009 08:36)
Veloma ary letsy ry boteta fa resy aho zany a!
6. xxx ( 31/01/2009 08:44)
i Andrywui ihany ity !!!za angamba aloha ry zalahy tsy hiserasera aminareo ato amin poliyila intsony aloha ,fa sarotra be le demokrasia fa misy mandefa email tsy fantatra aho ,ka aleoko mijanona satria lahy tokana ny aina !! fa mbola manohy any amin lohahevitra hafa aho fa ny politika no sao ahagaga anareo fa tsy hiditra ato intsony aho aloha !! fa rehefa tonitony ny rano tonga eto iany aho fa mazotoa ary aloha ho anareo mbola manohy mifanasa ato ééé! Andrywui


Mandana mandeha any koa ry KANOSA. Tsy misy mila an'ialahy eto, aza miverina intsony. Kanosa.
7. andrywui ( 31/01/2009 08:45)
SAO DE MALAELO AHY ARY ELAH FA TSY ZANY RY LETY ?? LAZAO
8. andrywui ( 31/01/2009 08:46)
LETY E !! EFA HANDE VE LETSY AHO DE MBOLA OMENLAISANY TAIM-BAVA IHANY LE !!
9. naughtyboy ( 31/01/2009 09:03)
aza mihaino anzany lesy fa asaivo makaty @ naughty oe zany mampihorohoro anla zany,fa de anisany le alahelo anla kalo zay zany e
10. xxx ( 31/01/2009 09:03)
refa lasa lesy r' lery dia miangà tany fa tsy be kafary eo...koa raha tsy misy miraharaha an'lahy na eo na tsia..........
11. naughtyboy ( 31/01/2009 09:15)
elà v tsy mihaino e ,efa oe za miraharaha ary ny tsy firaharahianla dia tsisy miraharaha satria satria tsy raharahanla izany .....
12. andrywui ( 31/01/2009 09:40)
marina lesy zany ry naughty fa zao ary angamb no fika iray hitako !!hanova ps mits alou aho de ataok fosika daoul ny presntt kde hifampitana eto ndray zany!! merci letsy ry naughtyboy fa ho anlaisany be taimbava sy TIM teo reo de miomana fa hivern amin hery lehibe aho zany hanafay anlaisany!! sady ho averina ndray le 26janv ra ilina fa iny ihany no tena manafay anareo !!bon att un peu!
13. andrywui ( 31/01/2009 09:55)
misaotra anla lesy ry nautyboys tam fampaherezana fa fika beko fotsiny iny hisirihana anzay tena vary sy tsiparifary tato a!! bozyboleta !!lany bala ??? vao maika aza mass 36 sy bazooka no ety antanako!! ary aza be vava laisany pmanao xxx bedebe tsy sahy miseho ireo fa ataonay mahamay laisany an!! sa ve tena ho averina ndray le tam alatsinainy sy talata reny e??? toa otran tsy mbola mety fay manko ry zalahy TIM reto fa mila petahana mafimafy angamba !! ka ahoana hiaraka amin vahoaka elaisany sa ho pehana ndraipande ry le TIM ???
14. akamatiana ( 31/01/2009 10:37)
oujyyyy T G V marina le andrywui ka tsy mahagaga :-D :-D
15. klitika ( 31/01/2009 11:12)
Andrywui, Andeha handrba any amin'ny faritany indray angaha dia tsy hahita internet raha tsy elaela. Dia eto no milaza fa misy mampitahotra ny hamono. Iza koa no mahalala anao eto, fa izay dia mampiesona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.116