Tsy demaokirasia fa fandrobahana ny fanjakana

1. Jozy ( 30/01/2009 12:47)
Any isika rehetra mpisera!

Dia potika io Antananarivo ary mbola mitohy ny fanapotehina satria mbola voaroba indray androany zoma 30 janoary ny magazay tao Behoririka. Dia apetraka ny fanontaniana "Tsy mbola ampy ve izay sa tsy mbola mandohalika tsara Antananarivo ?".

Efa manomboka manarina ny simba ny fitondrana : TVM, RNM. Efa mandeha (fa mbola fanandramana ihany).

Efa mankahery ny mponina @ voina mitranga sy harena norobaina ary efa miezaka ny tsy hahasarotra ny famatsiana ny vahoaka @ zavatra ilainy @ an-davanandro ny Filoha Ra8.

Rehefa avy nihaona t@ FFKM sy ny Masoivoho vahiny ny Filoha amperinasa (Fa tsy ex araka ny filazan'ny sasany) dia nanaiky ny hifampiresahana izy.

Kanefa dia mampalahelo fa misy ny mitady hatrany ny hihemoranan'ny firenena any @ kizo.

Fantatra fa raha vao napetraka ilay émetteur handefasana ny RNM sy TVM da efa nisy nanimba sahady. Tiana tsy hahazo vaovao tena marina ny @ Faritany satria efa naely tany ny feo fa Andriamatoa Andry RAJOELINA izao no Prezida. Ary maro no efa manao hetsika mifanaraka @ izany. Ao ny mitaky ny fanalana sahady ny maires rehetra vao lany t@ fifidianana teo (Mananara Avaratra - toerana nisy an'Andriamatoa ZAKAHELY Boniface).

Tsy manaiky ny fiarahamidinika i Andry R. fa miandry ny rahampitso sabotsy 31 janoary 2009 ary mitady irika foana tsy hihaonana @ i Ravalo.

Miandry ny sabotsy i Andry satria @ io no hanambarana ny "governemanta an-dalambe - insurectionnel, izay nampitandreman'ny masoivoho vahiny sy ny mpamatsy vola fa tsy tokony hatao. Ka raha mbola be olona ny sabotsy dia hitohy ny tolona fa raha tsy misy olona dia izay vao hiresaka @ i Ravalomanana mikasika indray ny governemanta tetezamita.

Hisisika ihany anefa ilay kely satria maro ny mpamporisika izay efa mahalala fa tsy ho lasa lavitra izy dia avy eo mora ny manala indray azy (Andry), dia hiady toerana indray ny mpamporisika izay mizara roa : ao ny tarika manohana ny fiverenan-dRatsiraka (Rolland) ary ny iray tarika tsy tia mihintsy io hevitra iray io (Tarika Ranjivason, Alain RAMAROSON izay kalaza @ fitarihana sy fihetsaham-bahoaka).

Etsy andaniny koa anefa dia nihetsika ny officiers pro Ratsiraka izay novorian'i Pascal RAKOTOMAVO (Praiminisitra taloha) hiezaka ny hanangana ny Directoire militaire (izay hevitra tsy nitovizan'i Rolland Ratsiraka sy i Andry R.). ny an'ireto dia efa nanomana mihintsy ny fiverenan-dRatsiraka eto Dago ka androany Zoma 30 janoary 2009 no saika fitsenana malaza kanefa tsy raikitra ilay izy satria tsy ampy ny olona maty t@ hetsika t@ alatsinainy (Roa fotsiny). Nihevitra mantsy ny mpitolona fa hitifitra ny miaramila tamin'ny fandrobana misesisy tao Antananarivo, kanjo tsy nanao izany ny fitondrana. Dia tampina teo aloha ny daomy.

Ezahina homena tsiny ny fanjakana ( Efa mahazatra an'i Andry io, izy tsy tomponandraikitra mihintsy @ izay rehetra miseho fa manilika foana ny zavamitranga any @ fitondrana). Kanefa efa fantatra tsara ny tetik'i Andry fa ny hirosoana any @ fanalana an-dRavalomanana eo @ fitondrana na inon-kidona na inon-kihatra.

Ezahan'i Andry indray ankehitriny ny mivoy ilay zatovo maty teny @ MBS ka heverina ho hampitoviana ny zava-nitranga tany Turquie sy ny eto Madagasikara. Olona nandroba ve rey olona no hankalazaina ho mpitolona ho amin'ny demokrasia dia hitrikitrihina fa tsy avela raha tsy ho faizaina araka ny lalàna ny olona nibaiko sy nitifitra. Nahoana moa raha izany no tsy enjihina daholo ny olona nitifitra ireo mpandroba rehetra maty sy may (nohon'ny sitrapony) t@ alatsinainy sy Talata? Toa tsy tafavoaka anefa io.

Ny zava-misy dia nihena be ny mpomba an'i Andry eto Antananarivo ary dia miezaka indray ilaikely nitady olona fanintelony hanomezan-tsiny, satria sarotra ny mbola hilazana indray fa ny fitondrana no ao ambadiky ny fandrobana sy fandorana..

Ho lava ny tantara raha tohizina fa aleo aloha hajanona hatreo. Ny hafatra dia ny hoe :

- Aoka tsy isika samy teraka sy mponin'Antananarivo no hampiasaina hanapotika ny vohitra hitoerantsika

- Olona tsy tokony hitondra firenena ny olona nitarika vahoaka hanimba ny fananam-pirenena sy ny fananan'ny hafa ary tsy nandrara akory izany fihetsika izany. (Namporisika ny olona ary nanome tso-drano ny mpitokona i Andry handeha eny @ MBS, efa fantany tsara anefa ny zavanitranga teo @ TVM, tsy nohetsehiny akory ny mpamonjy voina "pompier" hamono ny afo kanefa eo ambany fiadidiany ireo)

- Olona tsy tokony hitondra firenena ny olona tsy tomponandraikitra fa faly fotsiny manilika ny fahavoazana sy tsy fahombiazana @ hafa.

- Olona tsy tokony hitondra firenena ny olona tanora fanahy satria betsaka ny zavatra tsy mbola voafehy ary mino aho fa rehefa satrai hitondra i Andry ka tsy hahovoka dia hiala bala indray ary hanilika izany any @ mpamatsy vola indray na any @ mpanohitra na tsy haiko e!

- Olona tsy tokony hitondra firenena ny olona tsy manana akory programan'asa sy tanjona mazava hitondrana ny firenena.

Koa aza hampidirina kizo ny firenena @ fandrodanana ny fitondrana @ hetsika an-dalambe izay tsy fomba demokratika ary takian'ny mpitolona ho @ demokrasia @ fotoana izao.

Entano ny namanao sy ny ankohonanao tsy hanatrika ny fotokonana an-dalamabe izay tsy hita izay vokany.

Mino aho fa hamparitakao @ namanao rehetra ity mailaka ity raha resy lahatra ianao kanefa tsy terena koa ianao hanao izany raha tsy araky ny safidinao izay tiako ho fantatra ny antony @ alalan'ny fiseraserantsika.

Misaotra anao mialoha.

Andy Rodson

__._,_.___
novalian'i xxx ny 30/01/2009 14:58
2. Belami ( 30/01/2009 12:55)
Jozy :
dia misaotra nanazava leroa !!!
3. madamakely ( 30/01/2009 13:27)
Jozy:

ny mpitondra ihany no ambadik'izao fandrobana izao, somary alefaso km kely fotsiny ny saina.

4. xxx ( 30/01/2009 13:41)

Ny azo amin'ny kiloadoaka dia mivoaka amin'ny kilavadavaka, Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina, Aza manao fisitrik'alika rehefa manoloana an'Andriamanitra ny alika rehefa mihafina dia ny lohany ihany no hafeniny dia mihevitra izy fa voahafina daholo ny tenany iray manontolo, Aza ny lohasaha mangina no jerena fa Andriamanitra an-tampon'ny loha, tandremo io tany io fa tany hanototra ka tsy hamidy ary tsy atakalo, aza manao an'Andriamanitra tsy misy ka ny mpamboly vary kely sy zara raha mahazo ny hivelomany mandritra ny taona ao Ambatondrazaka no hanamparampahefana sy robaina, tsy ny mpiompy ronono be ronono manana omby efatra no hanamparampahefana ka raha mba tehanitatra ny asany dia hanaovana sakana tsy afaka mampiditra fitaovana hitahirizany ny ronony, aoka mba tsy hangalatra ny asa sain'ny sasany ka rehefa nangataka fanomezandalana ny sasany dia tsy nomena fa natao ilay tetik'asa (projet) avy eo Soanirariny (Antanifotsy), aza ny mpivaron-kena tsy mamono omby amanjatony no anaovana asan'ny be sandry ka hanaovana antsonjay hilazana fa zaranareo aza mbola izaho no miresaka aminareo fa rehefa i Dada asa fotsiny... Andriamanitra tsy mijery miakatra fa mijery midina ka na rahoviana na rahoviana dia rehefa tsy hinjinja ny nataony ny mpanao ratsy dia hivaly amin'ny taranany izany ary efa voalaza fa ny harena toy ny zavona ka mora manjavona ary hamafisiko ihany koa fa mora ho an'ny rameva ny fidirana amin'ny vodi-fanjaitra fa ho sarotra ho an'ny mpanankarena ny fidirana amin'ny fanjakan'ny lanitra.Tsy afa miala eo izay manao ratsy amin'ity (Jereo ny manjo ireo teo aloha ireo é 25 taona nireharehana fa mafy ny fijaliana fito taona é) Madagasikara tany Masina ity fa mbola hanjakan'ny devoly aloha é!

__._,_.___

5. tsiafoi1 ( 30/01/2009 13:42)
De misaotra anao ry Jozy

N'iza n'iza tompon'antoka de hotsarain'ny tantara eny ihany....Fa ny zava-dehibe indrindra de ny fikatsahana fitoniana fa tsy ny savorovoro an-dalambe.
6. mion ( 30/01/2009 14:17)
nga ny mpitondra tonga nandoro ny MBS ry Madamakely? sa izy nitso-drano ireo mpandroba nanao hoe "TSOFIKO RANO NAREO RAHA HO ANY @ MBS FA ZA HIVERNA ENY @ 13 Mai MBA TSY AHAFAHANA MISAMBOTRA AHY".
Sao mba tsy teto ary toi t@ ora-nidona
7. xxx ( 30/01/2009 14:58)
d miaiky aho liret àà, giravy r'zalah reto raha hamorona angano, marina mitsy le lazain-dra-mion atsy ambadika atsy oé, matoria eo ambony fandrina, fa efa B ny azo, d hisy 100ar hilatsaka avy eny @ plafond.

mazotoa é
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0919