Maninona kay raha tonga dia tsorina ...
1. miarina
(
30/01/2009 11:58)
Tsy fantatro na izaho no tsy mahazo resaka na ahoana hatr@ voalohany fa maninona ary raha tonga dia notsorin'i Andry le resaka.
Niandohany fangatahana : hisokafany tv Viva
--> non ka demission ministra roa
--> hay diso ndray fa démission gouvernement
--> non non ka hay gouvernement tetezamita de iza no mitondra
Asa dia inona indray no manaraka eo ...

novalian'i ngoiha ny 30/01/2009 13:33
2. tsiafoi1
(
30/01/2009 12:04)
Ke efa we ny tokonan'ny Maire aza tsy tafan'le TGV ka ny Vovonan'Iavoloha no hanihany sahady.... Boay kely mitetateta !!!
3. Belami
(
30/01/2009 12:04)
miarina :
Ka izay ilay hoe hitarina ohatrany sima misioka e! Fomba fiady politika nianarana tamin'ireo Dinosaure daholo izany, raha vao manaiky hiresaka ny adversaire dia ampiana ny condition na atao izay hampi blok ny fifanantonana.
Ny hatahorana dia hi bloc mandritra ny volana maro ny situation, ny kitapombolampanjakana tsy misy vola miditra, ny fonctionnaire tsy maintsy mandray karama, ... Dia tsy maha-4 @ tany mahantra indrindra intsony isika fa hahazo ny voalohany @ farany! Dia samy harabaina amin'izay ny rehetra fa voalohany @ farany ny firenena @ fahantrana!!!!

4. xxx
(
30/01/2009 12:08)
Izany VIVA izany dia probleman'i Andry!!
Ny olona any Sambava na Vohemar na Toliara sy ny any @ faritany dia tsy mahafantatra izany ary tsy halala na'izany!!! eny fa na dia ny eto Tana aza dia tsy mirahara izay VIVA nao any.
Ny fantatry ny vahoaka dia izy voan'ny tsindry hazo lenanan'i Ra8 sy ny namany ka izay no mampikorotana sy mampirohotra azy.
Asa tsotra angamba izay!!!

6. Belami
(
30/01/2009 13:11)
xxx:
Ny fantatry ny vahoaka dia izy voan'ny tsindry hazo lenanan'i Ra8 sy ny namany ka izay no mampikorotana sy mampirohotra azy.
Asa tsotra angamba izay!!!
raha toa ka izay dia reglement de compte entre olondroa no hi mobiliser na ny firenena manontolo
7. xxx
(
30/01/2009 13:31)
Takatrao tsara ny zava-misy ry akama. Soa fa mbola misy gasy misaina toa anao eto. Ka io no ilazako atsy ambadika hoe asaivo maka sisiny izy roalahy Merina ireo fa ny foko 18 no mahita faisana nohon'ny hamaivanan-dohany.
8. ngoiha
(
30/01/2009 13:33)
Aza m'teny rehefa tsy maharaka woa,ol kely voamsavy ireo aza tsy voafehiny kou in'kou no mba fantany.Ataovy raofiny ny fako fa izay no nametrahana azy teo.Mandehana raiso ny sobika sy ny angady fa maty tetika d ny mbola tsy mahafantatra tsara ny any ambanin'ny ravikazo rehetra any.Raha RA8 indray aloha dia masiaka be ronono sady tia zanaka
MAZAVA VE
MAZAVA VE