eeeee ry tanindrazako!!!
1. xxx
(
30/01/2009 15:10)
Efa nanahy ihany izà hoe: tsy ahita ny fandrosoanao ry tanindrazako mandra-pahafatiko. Fa izao vao tena tsy misy fanantenana intsony aho ny aminao. Na ho zato taona, na roanjato taona aorian'ny hahafatesako aza toa mbola tsy hisy hiova eo. Eeeeeeeeee.. very enao. Ra-olombelona toa tsy ho verezin'ny fitampesana mandrakizay. Ny rechauffement klimatika koa izao efa manomboka rahateo ka dia mety hanjavona na tsy ho hay hipetrahana intsony enao rehefa mba tonga eo ilay nantenaina hatramin'izay. Eeeeeeeee
novalian'i lemenakely ny 30/01/2009 16:53
2. lemenakely
(
30/01/2009 15:16)
Hoy ny vazaha hoe: il n y a pas de feu sans flamme!
Ataoko fa mahafehy zavatra be dia be io fiteny io
Ataoko fa mahafehy zavatra be dia be io fiteny io
3. xxx
(
30/01/2009 15:39)
misy feu sans flamme ka!!! ny fer a repasser ohatra!!!
sa fumer sans feu no tianao ambara???
sa fumer sans feu no tianao ambara???
4. lemenakely
(
30/01/2009 16:03)
Ny feu anie: afo ny flamme :setroka
Ny fera : chaleur na koa hafanana
Zavatra tsy mitovy ireo!
Ny fera : chaleur na koa hafanana
Zavatra tsy mitovy ireo!
6. lemenakely
(
30/01/2009 16:07)
Mila feu na ny fera charbon aza ,fa tsy mirehitra raha tsy misy setroka ny charbon e!
7. ikaretsaka
(
30/01/2009 16:38)
xxx:
misy feu sans flamme ka!!! ny fer a repasser ohatra!!!
sa fumer sans feu no tianao ambara???
chaleur kosa ny fer fa tsy feu e
8. lemenakely
(
30/01/2009 16:53)
xxx:
Efa nanahy ihany izà hoe: tsy ahita ny fandrosoanao ry tanindrazako mandra-pahafatiko. Fa izao vao tena tsy misy fanantenana intsony aho ny aminao. Na ho zato taona, na roanjato taona aorian'ny hahafatesako aza toa mbola tsy hisy hiova eo. Eeeeeeeeee.. very enao. Ra-olombelona toa tsy ho verezin'ny fitampesana mandrakizay. Ny rechauffement klimatika koa izao efa manomboka rahateo ka dia mety hanjavona na tsy ho hay hipetrahana intsony enao rehefa mba tonga eo ilay nantenaina hatramin'izay. Eeeeeeeee
Ny tena marina dia ho andevon ny tany mandroso lalandava i MADAGASIKARA , ary vao maika hilentika lalina @ alalan ny FAHANTRANA
