Tsy izao ve no atao hoe tentative de coup d'état?

1. menamena ( 30/01/2009 14:39)
Miarahaba ny rehetra,

Mahagaga sy mahatalanjona ny fietsik'i TGV!!!
Fitakiana ny Radio sy TV Viva no tadiaviny. Dia izao gvt de transition sy fampiororona vahoaka no ataony.
Démocratie no mba ho katsahiny (hono!) dia fitondrana no kendreny ho alaina.
Hatraminy niovany conseillers municipals dia toa lasa tena jamba fijery sy tsy mahatsapa tena izy izany. Mba tokony ieritreritra izy fa toa ataon'ny sasany pion sur l'échiquier fotsiny, hanaovana coup d'état.
Dia aiza ny démocratie amin'izany?
Lalambolambon'ny sasany sy dokadokafany ao dia ny gasy no foiny ho soron'ny etraketrak'ireo mitady seza.
novalian'i xxx ny 30/01/2009 15:58
2. xxx ( 30/01/2009 15:03)
Aiza kosa eeee!!!! mbola tsy eo i Bob Denara!!!!
3. xxx ( 30/01/2009 15:58)
bandy tsy misaina io wa, ataony ny olona saribakoly fotsiny,fitondrany léry an'Antananarivo aza tsy hita zay vitany ka firenena no tadiavina; ho ento aloha ny tanana ho jereny mpokona raha mahavita!!d aleo ny mpitondra hanapitra ny mandà any, raha misaina léry d tokony fanomanana ny olona ho fidiana @ fifidianana filoha no ataony!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1912