Izao no atao hoe fanjakan ny BAROA ......

1. lemenakely ( 30/01/2009 09:59)
Ny zava-misy eto @ tanàna izao no atao hoe FANJAKAN NY BAROA , na koa GANAGANA MANDRO ka samy manao izay saim-patany !

Tsy misy intsony aloha hatreto izany UNITE NATIONALE izany
répondu par ravonjison le 30/01/2009 17:49
2. xxx ( 30/01/2009 10:33)
IZA ARY NO TENA NANAO VOALOHANY?? IZA NO BE TAIMBAVA ALOH ? IZA NO TSY NANAIKY HIFAMPIRESAKA SY HIAONA VOALO? IZA NO MIAVONAVONA TSY HAY RESAHANA ? IZA NO NANAO DIDY JADONA VOALO? IZA NO TSY AZO TORONA HEVITRA FA ZAY TIAKO IRERY NO HATAO ? zay vao nanao ny vahoaka !! ka tsy voatana intsony ny hatezerany safomorona sy nitobaka! IZA ? ? ?
3. andrywui ( 30/01/2009 10:43)
ARY TENA KANOSA DAHOLO NY ATO AMIN FORUM ATO RY HERINIANA A!! ZARA RA MISY PS 3 NA 4 AMIN HEVITRA BEDEBE MISEHO ATO KLEE!! KANOSA=KERISAY=TSISY HAZONDAMOSINA=VAVA FOTSINY=KELY AINA===ah! ah! ah!
4. xxx ( 30/01/2009 10:47)
IZA ARY NO TENA NANAO VOALOHANY?? i Noue
IZA NO BE TAIMBAVA ALOH ? i Noue sy RAVOLERA
IZA NO TSY NANAIKY HIFAMPIRESAKA SY HIAONA VOALO? i Noue
IZA NO MIAVONAVONA TSY HAY RESAHANA ? i Noue
IZA NO NANAO DIDY JADONA VOALO? i Noue sy RAVOLERA
IZA NO TSY AZO TORONA HEVITRA FA ZAY TIAKO IRERY NO HATAO ? i Noue sy RAVOLERA
zay vao nanao ny vahoaka !! ka tsy voatana intsony ny hatezerany safomorona sy nitobaka! IZA ? ? ? i RAVALO VOLERA
5. vahiny2004 ( 30/01/2009 10:53)

Ny fijeriko azy dia toa pro TGV daholo ilay manao xxx

Misy xxx manaraka ahy eran'ny sujets ato, sady mivazavaza be , tsy azoko hoe maninona , atao en majuscule aby izay lazaina

Vizana mihintsy angamba io xxx io mivezivezy eraky ny sujet
:-D :-D :-D
6. xxx ( 30/01/2009 10:58)
TRATRAKO ATO NDRAY ELAH RY VAHINYKELY2004 AN!! RA MBOLA BE VAVA ATO ELAH DE ARAHIKO ATO FOANA MANDRAPODIANLA RY BABAKOTO A!!
7. xxx ( 30/01/2009 10:58)
Ny fijeriko azy dia toa pro TGV daholo ilay manao xxx

Misy xxx manaraka ahy eran'ny sujets ato, sady mivazavaza be , tsy azoko hoe maninona , atao en majuscule aby izay lazaina

Vizana mihintsy angamba io xxx io mivezivezy eraky ny sujet

:)
Tsy hoe pro-TGV fa contre izao didy jadona mihatra ny firenena izao, izay ataon'ny ra8. Izany akory tsy midika hoe i ra8 no tsy tiana fa na iza na iza prezida manao jadona dia contran'azy izà xxx.
8. naughtyboy ( 30/01/2009 11:04)
izaho koa torak'izany nefa efa be ny ratsy vitany fa tsy didy jadona fotsiny aleo izy hiala sasatra any amponja @ izay :D
9. Fanazava ( 30/01/2009 11:04)
Rediredy ny andry xxx fa aleo iteniteny eo eh !
Angamba ilery tapaka lalandrà raha mitohy izao.
Ny TGV iste no mpandroba zavatr olona dia Ra 8 miasa tsara no lazainy fa volera.
Raha hendry izy dia mitory any amin'ny fitsarana na fitsarana iraism-pirenena aza hahitana ny marina fa tsy eo no manendrikendrika olona ho mpanagalatra eo.
Rehefa mitifitra ny fanjakana lazaina fa mpamono olona. Rehefa tsy mihetsika lazaina fa tsy mandray andraikitra fa fanajakan'ny baroa
Tena olona ohatra-dry zalahy ireo no tontakely ka raha mahazo seza dia hangalatra no ao antsaina. Hafa ny gaboraraka tamin'ny andron-dRatsiraka tianareo hiverina le dada ah!
Manantena tsy misy no sarotra
10. xxx ( 30/01/2009 11:08)
Maro koa ireo mbola tery saina eto M/car, Fa angaha re dia tsy misy safidy afatsy i Ra8 sy tgv eto???? ka raha vao tsy mankasitraka an'i tgv de hoa momba an'i ra8, na koa hoe raha vao tsy mankasitraka an'i ra8 dia hoe pro-tgv???
Ny ahy izao ny MONIMA kamiviombio no mba tiako hitondra eo. TGV ve izany sa Ra8.
11. xxx ( 30/01/2009 11:08)
magnino ary agnareo zaza aby reto ro mifanasa vangy tsa misy fotony ato aby!! magnino ra ze tena hevitsareo tokoa ro avoaka fa tsa mitarotaropoagna fahatany ato aby ny sasany ! ia ro tena kokolampy ia ra8 ve sa i tgv fa haongana ze be loha amireo ?? lazao moa ?
12. vahiny2004 ( 30/01/2009 11:18)
xxx:

:)
Tsy hoe pro-TGV fa contre izao didy jadona mihatra ny firenena izao, izay ataon'ny ra8. Izany akory tsy midika hoe i ra8 no tsy tiana fa na iza na iza prezida manao jadona dia contran'azy izà xxx.


Ny fahitako ny ankabeazany ilay izy ry xxx ka dia nahitsinao aho izany fa diso

Izaho koa tsy pro Ra8 e, tsy tiako mihintsy ny ataony fa tsy mankasitraka ny approche n'i TGV aho.



13. xxx ( 30/01/2009 11:28)
ka raha tsy tinao ny ataony ra8 nahoana ianao no tsy miteny ???? sa very ZO????Sa matahotra sao voagadra??? Sa matahotra sao voan'ny famaizana isan'karazany????midika izany fa tsy misy ny DEMOKRASIA.
Tsy fanohanana ny tgv no tolona atao fa fanohanana ny hetehetam-bahoaka. Fa zara aza nisy an'i tgv nanana fahasahina hitarika ny olona haneo ny tsy fahafaliany @ toe-javatra eto @ firenena.
14. madamakely ( 30/01/2009 11:31)
andrywui:

ARY TENA KANOSA DAHOLO NY ATO AMIN FORUM ATO RY HERINIANA A!! ZARA RA MISY PS 3 NA 4 AMIN HEVITRA BEDEBE MISEHO ATO KLEE!! KANOSA=KERISAY=TSISY HAZONDAMOSINA=VAVA FOTSINY=KELY AINA===ah! ah! ah!

Ary enao io ve aloha tsy mba kanosa sa ahoana e! fanehoankevitra ange ity e, ohatra ny tsy hitako zay tena hevitrao...

15. mion ( 30/01/2009 11:37)
Ka ry xxx sy ny namany aoka ho fantatrareo fa victime t@ nanaovan'i ra8 azy.
Saika nofaizin-dra8 ry zareo ireo ary tena efa nampihinaniny mintsy fa tratra nanao ny tsy ara-dalàna sy nanana t@ tsy ara-dalàna de zay no mahabe taimbaka azy ireo.

16. tsiafoi1 ( 30/01/2009 12:01)
Tsy asiana poera poera, fa reny niaraha-nahita ireny ny ACTION TGV :

-TENA GAIGY VOLERA
-TROP GRANDS VIDEURS de magasins
17. xxx ( 30/01/2009 12:21)
rah izay fanovana ny anaran'i TGV zay, d efa feno ny 100pages.
ny olona rehefa mivilana, d ovaina manarak'anzay daolo koa ny fandikana azy.
gravy iany ty miara-mihinana ty ka, tsy mahalala ny fahantran'ny vahoka raha tsy efa nipoka ny zavatra, notsorin'igahy filoha moa zany refa nandé nijery teny @ tvm izy?? hay nahalala ihany. ianareo ireo, refa hodinakan-dra8 eny ambavafo, zay vo hikorapaka eo daholo, ny an'ny vahoka zay efa vitany.
tsy azo omena tsiny aloha anefa ianareo, satria ny sakafonareo rahafak'ampitso no tandrovinareo. fa ny tsy nety ho fantatrareo, dé, ny an'ny vahoka, lay tokony nohaniny afak'omaly no tsy nety hitany. mbo tsongoy ihany aloha ny tenanareo, sao tsy maharary ntsony é. mbo marina!!!!

ka BAROA v izany fihetsiky ny vahoka mitovy rà aminao zany?
18. xxx ( 30/01/2009 12:35)
Ka tsy ho tsapany mihintsy izany ry xxx satria fiainana feno fitiavan-tena sy fangoronan-karena ny eto M/car ka tsy misy iraharahiany izay ianao tsy nisakafo telo andro izany eto.
Misy manana trano sy fiara firy ny fianakaviana sasany ary misy kosa fianakaviana sasany dia fako no famelomany ny ankohonany.
19. xxx ( 30/01/2009 12:52)
nenah kalou, le namalian'ny vahoka an'le "demonstration de force" nangatahan'ingahy filoha no tena nafinaritsa anah é. le ozy oé, "asaivo refesiny kely aloha ny heriny, zay izy vo miresaka amiko".

hafa mitsy ka. hay moa izy ty bainn ka refa ampirevena marina ny pokona, dé mahavita? nantaniana deé namaly? sakor'iza zay!!!

tsy mbola tonga saina iany, fa lazaianareo fa BAROA hatrany ny misy @zao?
20. madamakely ( 30/01/2009 12:57)
tsiafoi1:

Tsy asiana poera poera, fa reny niaraha-nahita ireny ny ACTION TGV :

-TENA GAIGY VOLERA
-TROP GRANDS VIDEURS de magasins


Reny dia ny gasy efa noana noho ny monopole avy amin'ny mpitondra no nanao azy, ka rehefa mibanaka ve tsy haka ny olona e!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0557