Izao no atao hoe fanjakan ny BAROA ......
21. mion
(
30/01/2009 13:08)
tsy misy mitana anao hijanona eto Madagascar refa tsapanao fa izany ny fiainana eto.
MAtoa ny ol manan-karena de niafy izy zay. maninn no tsy niasa mafy raha te mba hanana fa mialona ny efa mpanana de aveo handroba. sa miandry dadabenoely isan'andro ?
Ary raha 3 andro zao no tsy nisakafo , nankaiza daholo moa ny sakafo??? iza no nagalatra azy ireo ? izzzzzzzza
Raha tsy hain'toi de omeko ny valiny: ireo tontakely tao anaty lamasinina

22. xxx
(
30/01/2009 13:13)
"asaivo refesiny kely aloha ny heriny, zay izy vo miresaka amiko".
Io letsy no tenin'olonk'endry misaina sy ray aman-dreny ary tenin'i filohan'i Madagasikara mamim-bahoaka!!!
Norefesin'ny vahoaka tokotrany moa ka... : =)) =)) =)) =)) =))
24. mion
(
30/01/2009 13:24)
de naninn ny vahoaka aveo???? nandrora mintsilany lty a, zao ny sigara tige iray efa ho 120ar, ny môly moa zany ngamba nety nidina (toa nampifohan'leri rongony mantsy hono alohan'ny handroba) , ny menaka 8000Ar, iza no tsy ho afaka hividy? nga zà? le TGV toa niala maina ôôô.
Mahonena ianao ry vahoaka majinika (ariary be taloha ny majinika t@ vola, ariary be tsy miteny)

25. lemenakely
(
30/01/2009 13:30)
xxx:
Ka tsy ho tsapany mihintsy izany ry xxx satria fiainana feno fitiavan-tena sy fangoronan-karena ny eto M/car ka tsy misy iraharahiany izay ianao tsy nisakafo telo andro izany eto.
Misy manana trano sy fiara firy ny fianakaviana sasany ary misy kosa fianakaviana sasany dia fako no famelomany ny ankohonany.
Ekeko ny fahamarinan ity hevitra ity asa moa na madame na ramose na mademoiselle i xxx
26. vahiny2004
(
30/01/2009 13:34)
xxx:
ka raha tsy tinao ny ataony ra8 nahoana ianao no tsy miteny ???? sa very ZO????Sa matahotra sao voagadra??? Sa matahotra sao voan'ny famaizana isan'karazany????midika izany fa tsy misy ny DEMOKRASIA.
Tsy fanohanana ny tgv no tolona atao fa fanohanana ny hetehetam-bahoaka. Fa zara aza nisy an'i tgv nanana fahasahina hitarika ny olona haneo ny tsy fahafaliany @ toe-javatra eto @ firenena.
Satria tsy manana solution atolotra aho dia aleoko aloha mangina. Tsy mahatsapa ho very ZO aho fa aza manahy ianao
Izaho indray tsy miditra @ izany hoe "zara aza misy an'i TGV" fa miala tsiny . Tsarovy fa tsy mampandroso io lazainao io
@ izao cas izao , ahoana no hahafahanao manavaka ny fanohanana an'i TGV sy ny hetahetam-bahoaka ? Efa nafangaron'i TGV tsara mihintsy izy izao . Izahay nantsoina hoe : affaire daewoo , andao hanao sit-in ery @ ambassade. Soa ihany fa tsy teny fa kay nanohana an'i TGV fotsiny raha teny.
27. lemenakely
(
30/01/2009 13:37)
xxx:
nankaia ary petitrouge teo?? sho dé vizhaky ny mamaky eo rroky!!!!!
Ato aho ma re ! Ary aza atao xxx e
28. xxx
(
30/01/2009 13:51)
Ka ny mampalahelo anie ry vahiny2004 dia izao e!
7 taona izao no nitondran'i Ra8. Tsy nisy gasy na 1 aza mba nahasahy nanohitra ny tsy zavatra tsy mety miseho eto @ firenena. Ireo dinozoro no mitrerotrerona any ambadika any fotsiny no henonao. Vao mba misy mandrangotra kely ny fitondrana ny dia any am-ponja.
Dia hiandry fifidianana hoy ianao.????
Firy % ny tany sy ny business mety mba ho anjaranao no sisa avelan-Dra8 ho anao????
Tsy hoe ny gasy no tsy mahay toy izay ataony fa izy mihintsy no mi monopoliser ny business eto M/car. Ary ity maha filoha azy ity no tena hanararaotany an'izany .

29. lemenakely
(
30/01/2009 14:02)
Ny anampiako azy dia izao : izay mahazo seza dia mizesta , ny very seza be fialonana !...Dia ampiadiana ny vahoaka rehefa misy hirika !Dia izany foana ny film mandeha ny acteurs no miovaova fa ny film ny eo ihany no eo.
Ny mpijery moa tsy leo ka omena tsiny ve ny mpitady seza e?

30. vahiny2004
(
30/01/2009 14:14)
xxx27 >>>> Miombo-kevitra tanteraka aminao mihintsy aho @ ireo rehetra ireo , fa ilay méthode TGV no tena tsy mety amiko e : actes de barbaries, Deba ao ambadika ...
Tena tsy mihaino ny kabarin'i TGV aho ( lasa allérgique ) fa inona izao no mba fampanantenana omeny ho an'ireo very asa ? Ny fanjakana (=Ra8) ity toa ohatran'ny efa nilaza fa hahazo karama ihany ireo very asa aloha ... Toa handoro ministera izao no tazako teny @ forum teny

31. vahiny2004
(
30/01/2009 14:16)
xxx27 > hadinoko teo : honnêtement mieritreritra ve ianao fa hahazaka mitondra firenena i TGV ?
32. xxx
(
30/01/2009 14:22)
ny vola misy, ny aina matanjaka é, zao narahan'ny mpivarotra ao @ citic sy supreme @ vavany prezidà. fangatahana tsisy otran'zany???
poa, poa, volan'iza ndray zao lany @zany? sa fanomezana avy @lay firenena namana??
poa poa

33. mion
(
30/01/2009 14:23)
le fika ané de zao e, asa lisany kôpy na mody naf : zaraina 2 ny merina aveo tambaran'ny any @ sisiny. fa tsy le 8 na le TGV no tena blem. Vao vita ny mission ny boay kely de soit izy tsita sao izy gligligli
34. xxx
(
30/01/2009 14:36)
ary ra-mion zany ngé lasa tsy nanaraka an'lay lojika malaza iny é? bedy eo rah vo mitady hivadika an!!! tsa nisy niresaka an'io mitsy ngé tao @le lojika é... bedy an!!!!
35. lemenakely
(
30/01/2009 14:58)
Izao ary 10 000ar efa billet iray ?Porofo anie izany fa efa vola baoritra ny vola gasy e, afaka kelikely ny 200.000ar mety ho billet iray koa!
Ganagana mandro izy ity e! Samy manao izay tiany e

36. xxx
(
30/01/2009 15:09)
Io ary mbola ariary fa raha atao FMG dia efa 50 000fmg!!!!!!un seul billet kely sisa dia hoatra an'i Zimbabwe.
Dia mbola misy sahy milaza fa mandro i gasikara. Aoka letsy marina
RA8ANANA

37. lemenakely
(
30/01/2009 15:19)
Tena ho lasa Zimbabwe mihintsy isika e , jereo tsara ny inflations sy ny devaluations ho aterak izao !...
38. ravonjison
(
30/01/2009 17:49)
Mba misy fomba fijery kely itý zarazarainay e.
Raha nanaraka ny zava-miseho ao Dago aho dia ny nataoko voalohany dia ny nanandrana nipetraka teo @ toerana misy an\' i Ravalo: nisy fihetsiketsehina, dia nisy fandrobána sy famonoana olona, dia avy eo dia asaina miala izy, izy anefa izao no tsy maintsy hamaha ny olany vokatr\'izany ( orin\'asa simba, chomage..sns). Diniho, fa ratsy dia ratsy izany fomba izany, barbarie. Raha izany fomba izany foana no hoentina ampiasaina dia tsy misy zavatra hitsangana mihitsy any Dago.
Indrindra moa fa raha olon-kafa no ao ambadik\'izany ( oh: Ratsiraka, raha marina izany).Marina fa mahantra i Dago, tsy izany anefa no araraotina hakána points politique. Matetika ny olona toy izany dia mihezaka mampisavorivory sy mampifangaro ao antsain\'ny olona ny politique sy ny fanararaotana ( ohatra: fivarotana tany hoan\' Deawoo...), ny tena tadiaviny anefa dia seza, mba hahazoany io seza io anefa dia tsy raharahiny na olona firy no ho faty, na ho firy ny chomeur. Laviko tanteraka ny fomba fisainana toy izany. Ny olona toy izany dia tsy tokony hitondra firenena.Ny fomba fisainana toy izany dia tokony hialána tanteraka.
I Andry Rajohelina dia tokony hi excuser @ vahoaka malagasy , satria izy no nanomboka, izy anefa tsy hamaha ireo olana vokatr\'izany. Raha manantsaina izy dia tokony havahany tsara ny manifestation fitakiana zavatra hoan\'ny vahoaka ( ara-dalana iny ) sy ny fanonganam-panjakana sy ny fanakorontanina ( ratsy iny ).
Io resaka korontana io foana no mahamahantra ny gasy e ( ny Afrikana rehetra). Asiako ohatra itý : eritrereto hoe zavatra folo no tian\'ni Ravalo ho tanterahina, iray ihany anefa no tanteraka, ny sivy tsia. Raha manantsaina sy mieritreritra isika dia io zavatra iray vita io dia tokony hajaintsika. Raha manao didy jadona Ravalo dia tsy tokony hofidintsika intsony izy @ 1012. Isika anefa mba efa misy zavatra iray vita. Dia tonga idray ny filoha vaovao, dia toy izany koa , zavatra iray ihany no vitany. Raha atambatra anefa dia efa zavatra roa izany no vita, filoha roa no nandalo. Tsy izay anefa ny zava-misy, ny antsika dia ilay zavatra iray vita indray no potehina sy nimbaina.Dia tonga indray ny filoha vaovao , dia potehina indray izay iray mba vitany. Filoha roa no nandalo, tsy nisy zavatra vita anefa. Ka rehefa ampitaina ireo lalana roa nazavaiko ireo dia tsy aleo ve mba manana zavatra roa nitsangana !!!
Ka mieritrereta tsara isika. Ny olona atý Eoropa izay ahavita tetezana no atao, ny antsika indray izay ananána no simbaina ( tetezan\' ny Brickaville).
Marina fa ny assurance no handoa ny vola hananganana ny zavatra simba sasany, dia faly erý ny sasany milaza izany, tsy mampaninona hono ny simba satria ny assurance no hiantoka. Fohy fiasainana izany , ireo volan\' ny assurance ireo anie dia volantsika gasy daholo ihany e, dia ho lanina @ izany ve? Ny aina koa tsy voasolon\'izany.
Rehefa jerena anefa dia Ravalo nahavita zavatra betsaka raha amptahaina @ sasany, ka raha tsy azoazonarei izy, na tsy mitovy ny hevitrareo, dia aza fidiana izy , fa ny zavatra vitany kosa aza potehina.
Mba mieritrereta tsara e. Ny politique somary manahirana ihany, betsaka ny olona mitatatata eto @ serasera, ny tena ao antsainy anefa dia zavatra hafa.
Mitandrema ihany.