Liste des messages

Liste des messages, inserés par nalison, par ordre de date
nalison ( 19/11/2009 14:32)
izaho tsy mpamono olona /tsy mpanagadra olona
raha nanomboka ny ambohijatovo dia nisy tovolahy nilaza hoe "andry rajoelina tsy mpanagadra olona tsy mamono olona ataontsika izay ialan'izay olona manao izany eto @ firrenena Malgasy" nivadika ane... suite
répondu par xxx le 19/11/2009 22:45
nalison ( 20/07/2009 17:23)
fa maninona no hoe tsalo masiso?
ho anao nanoratra io tato amin'ny fanehoana hevitra mba fantatrao ve ny fiantraikan'ny zavatra nosoratanao.mino aho fa tsy MERINA aloha ianao manoratra io . tsy karazan'ny tsalo aloha ny masiso fa mb... suite
répondu par papala le 05/10/2009 10:17
nalison ( 12/06/2009 17:34)
Hevitry ny Ambany Tanana
raha nahatsikaritra itsika tato ato ny fanendrena olona ho eo amin'ny toerana ara politika ao amin'ny hat dia olona toa tsy capable ny 2/3 .fa rehefa hoe nitolona tgv dia omena toerana daholo. hoenti... suite
répondu par xxx le 13/06/2009 05:18
nalison ( 20/05/2009 14:26)
HO ANAREO MPANARATSY RA8
REHEFA NANDINIKA AHO DIA TOA OLONA TSY MISY ILAVANA AZY IANAO MILAZA FA MANAMPAHAIZANA IO.MILAZA IANAO FA TSY CAPABLE RA8 AMIN'NY TENY VAHINY .TADIDIO ANEFA FA TSY NAHAVITA IREO ORINASANY IREO IZY RAH... suite
répondu par LAVASANGA le 22/04/2010 04:55
nalison ( 13/05/2009 03:18)
fako eto andrenivohitra tana
asa na ny masoko no mandroa fa raha mba nandinika ireo soratra amin'ny fiara be mpitaona fako eto IARIVO ny tenako dia nahita hoe UNICEF MANALA FAKO dia gaga .Fa angaha dia tena lany ny vola tao amin'... suite
répondu par xxx le 31/10/2009 02:33
nalison ( 09/04/2009 13:56)
samy manao izay tiany atao fa nahazo fahafahana
Fanatanjahantena TVM – Kilalao ratsy ! Inona àry ity !? Taitra avokoa ireo nanaraka ilay lalao baolina kitra nihaonan'i Villareal sy Arsenal tao amin'ny T.V.M., ny talata alina teo: niva... suite
répondu par soanja le 10/04/2009 19:55
nalison ( 02/04/2009 10:29)
fantaro ny fanalavana ny HAT
Mba fantaro ny atao hoe HAT Hevitry ny Avy any Tsefahy hitan-tsika hevitr'olona gadra lava daholo izao mitranga eto zao... suite
répondu par patrick2002 le 02/04/2009 14:11
nalison ( 01/04/2009 06:20)
revin-gadra
tena marina hay ilay fomba fiten'ny olona hoe revin-gadra iny ry zareo a. niaraha-nahita ny teny ambohijatovo omaly iny.Ny tena mba isan'ny nihaino ihany fa dia sady nihomehy no nahatsiaro io fitenen... suite
répondu par xxx le 31/10/2009 02:44
nalison ( 30/03/2009 13:44)
iza notena tia tanindrazana?
tena hontsa ny fo nahita ity Zokiolona iray natao fanadihadina tao @ TVM ny alahady 29mars2009. Nanontany tena hoe iza no tena tia tanindrazana? Raha nanontany azy ny mpanao gazety dia nanizingizina... suite
nalison ( 28/03/2009 14:18)
MIJOROA RAHA MALAGASY IANAO
ankehitriny dia miseho tsikelikely ny tandroka demonin'iTGV Manainga antsika vahoaka malagasy tsivakivolo aho Hijoro fa androtsika izao ny fanalana io DEMONY LATSAKA ANTANY IO Miseho ankehitriny n... suite
nalison ( 28/03/2009 04:17)
resaka menaka tgv
Tsara ho fantra ihany ny toy itony La société SAIPOL , propriétaire de la marque Lesieur et grossiste en huile a acheté à vil prix un lot de 40.000 tonnes d'huile de tournesol ukrainienne. ... suite
répondu par jeanpierre le 03/04/2009 12:23
nalison ( 04/03/2009 08:15)
mbola milaza lainga ihany TGV
Tena lany fika tgv é. nilaza indray izy fa hanala ilay vazaha ao amin'ny AIRMADAGASCAR .tena nanongotena ny mpiasan'ny airmadagascar naheno iny teo amin'ny 13mai iny. Ny mpanolotsinany koa no tena ... suite
répondu par belakely le 04/03/2009 14:25
nalison ( 27/02/2009 09:38)
tele viva milaza lainga hoan'ny mpiara-belona
Tena manahirana ity fiainana ity .hatramin'ny radio sy tele tokony hitaiza no milaza lainga. Raha mba sendra nihaino VIVA aho mantsy dia tezitra sady sorena mitsy. nilaza mantsy ry zareo mpanao gaze... suite
répondu par ratavao le 04/03/2009 10:24
nalison ( 30/01/2009 11:03)
ANDRY TGV SY NY MPANIRAKA AZY HANIMBA
Izaho vao vita herinandro ny fifidianana ben'ny tanana farany teo dia nahazo msge hoe "LATSAKA AO ANATY VOVO MAIMBO FOTAKA IARVO" ts nino aho satria nifidy TGV .NY hamotika an'IARIVO no tanjony hoy i... suite
répondu par gabidemony le 09/02/2009 11:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0083