Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i bema555, milahatra araka ny daty
bema555 ( 09/03/2009 09:49)
Minoa anà fa ts ho lasa lavitra tsony ny fitondran'i R8 :)
Tsy mankaiza tsony ny fitondranao ry R8 ô!!! Sommet no ataonao lahara-pahamehana nefa ny an'ny olona fiharianm-pirenenera no tena ilaina!!! Asa ho vitanao zany sommet somet nao zany rah tsy mila i g... tohiny
novalian'i ratavao ny 09/03/2009 10:58
bema555 ( 09/03/2009 07:22)
lelah tia mi-deverge
Hono oah : fa maninona kay no de tin'ny lelah tsis otr zany ny mi-deverge sip e?? Ra misy bandy iray miaraka amin'ny sipa iray vierge: mety ho vitany ve ny hisaraka amin'io sipa io sans la deverger!!... tohiny
novalian'i mmmhh ny 19/03/2009 13:40
bema555 ( 09/03/2009 06:49)
ef resy nef de mbola misisika ihany satri ts manaiky ho resy
Efa mibaribary ankehitriny fa ts tin'ny vahôka intsony ny fitondran'ny R8, nefa de mbola misisika ihany le fitondrana: ny sarambam-bem-bahoaka hoentiny ara ts tia azy ka iza no ho entiny eo:Efa resy ... tohiny
novalian'i ngoiha ny 09/03/2009 09:56
bema555 ( 06/03/2009 12:33)
mitady namana
mba mitady namana ô !! surtout ze avy any manakara... tohiny
novalian'i xxx ny 27/03/2009 12:26
bema555 ( 05/02/2009 13:09)
VAVAK'ingahy R8
Zao no VAVAKY R8 « Marina daholo zany Zafy ! … tsy mendrika hitsimpona zay sombitsombiny latsaka avy @ latabatro akory ianao… nefa raha hanao TIM ianao tsy mba holaviko mihitsy !!! » « ... tohiny
novalian'i xxx ny 05/02/2009 15:06
bema555 ( 05/02/2009 07:36)
tsy mahay miteny français i R8 !!!
za alo de tsoriko fa tsy mahay français e! fa fatatro iany ny base au moins! Filoham-pirenena ve enao de tsy hahay hiteny français: le R8 io! hoz lery rehefa niresaka taminy journaliste n'ny rfi: ... tohiny
bema555 ( 04/02/2009 13:53)
manao pactes sataniques io R8 io
Tena manao pactes sataniques io R8 io ! jere ny fakafizany ny chiffres 7... tohiny
novalian'i xxx ny 05/02/2009 11:35
bema555 ( 30/01/2009 14:18)
FIVAVAHANA SY POLITIKA
Salut! Ataon'ny mpanao politika fitaovana ny fivavahana ankehitriny;Ny fiangonana no ampesainy mba ahazoana ny fon'ny vahoaka nefa ny zavatra ataony tsy ao mitsy, mifanipaka @ fomba fisainana ara-piv... tohiny
novalian'i xxx ny 03/02/2009 09:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0121