Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i fanogasy, milahatra araka ny daty
fanogasy
(
04/04/2009 14:25)
fanontaniana
tsy haiko fa te hametraka fanontaniana aho dia nasaina nandeha tery ambany hoe anontanio ery ambany(bas de page izany,dia misy hoe tsindrio eto raha hanontany ao amin'ny forum,dia asa raha tafiditra i...
tohiny
novalian'i sitlo ny 06/04/2009 21:39
fanogasy
(
26/02/2009 07:34)
toa tsy nisy niteny insony,
toa nangingina sy nisy niteny intsony ny pomba anandriamatoa ravalomanana taorianan'iny fanambaniana nasehony ny rehetra omaly ny;nefa talohan'io moa ve tsy toy ny ...(aleo tsy tenenina)ny fifanaratsi...
tohiny
novalian'i cocorie ny 26/02/2009 12:13
fanogasy
(
30/01/2009 11:12)
Fa tsy mety maka lesona mihintys ve ny filoha e
Mba misy mahalala ve hoe nahoana ny Tv Mbs omaly no namoaka fandaharana misy Logo n'ny TVM?Azon'ny antenne iray atao ve ny manao essai amin'ny televizionimpanjakana?
misy mahalala ve fa tsy ny journa...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 01/02/2009 17:16
fanogasy
(
24/11/2005 10:09)
XI makis
mba misy mahafantatra ve hoe firy ny spectateur nisoratra anarana hi-supporter ny XI makis any paris @ 26novembre izao no nahazo visa tao @ ambass de france...
tohiny
novalian'i lapino ny 27/11/2005 03:56
fanogasy
(
22/11/2005 10:10)
visa
salut!misy mba afaka milaza ve hoe firy t@ ireo olona nisoratra anarana hanao spectateurs hanohana ny VI Makis no nahazo visa tao @ ambass de France.
ary misy afaka milaza koa ve hoe otran'ny ahon ny...
tohiny
novalian'i Ralay ny 23/11/2005 17:43
