visa

1. fanogasy ( 22/11/2005 10:10)
salut!misy mba afaka milaza ve hoe firy t@ ireo olona nisoratra anarana hanao spectateurs hanohana ny VI Makis no nahazo visa tao @ ambass de France.
ary misy afaka milaza koa ve hoe otran'ny ahon ny zavatra hita ao anaty pasiporo ref refusé ny visa?mitovy daol v sa mis isankarazany?misotr ö
novalian'i Ralay ny 23/11/2005 17:43
2. Lepetitbeau ( 22/11/2005 11:00)
Salut!
100 mahery ny nisoratra anarana hanohana an'i XV MAKIS fa rehefa natao hono ny fanadihadihana dia tsy tena hanohana an'i Makisy no tena alehan'izy ireo fa hitsangatsangana sy hamangy fianakaviana de sahirana be ny federasion de tsy nandray an-tanana indray izany ny fédérasion fa izay handeha de samy manao izay hahatongavany sy miantoka ny tenany e!
Fa momba an'ilay passport réfusé aloha tsy mahalala ny tenanay e!
3. xxx ( 23/11/2005 09:09)
tara be ko zay zany tena tsy haiko io resaka io ???:)
4. Ralay ( 23/11/2005 17:43)
Raha io resaka visa io indray dia aza manantena hoe hanamora an'io ny ambassade de france any dago fa heveriny ho vao maika pretexte hivoahanao ny fanohananao ny ekipa @ io ka vao maika izy ho strikta be mintsy. Mampalahelo rehefa mahantra ny firenena :cry: asintsika :lol: dia ampy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3107