toa tsy nisy niteny insony,

1. fanogasy ( 26/02/2009 07:34)
toa nangingina sy nisy niteny intsony ny pomba anandriamatoa ravalomanana taorianan'iny fanambaniana nasehony ny rehetra omaly ny;nefa talohan'io moa ve tsy toy ny ...(aleo tsy tenenina)ny fifanaratsiana voaray teto?
novalian'i cocorie ny 26/02/2009 12:13
2. ralalaina ( 26/02/2009 08:18)
inona no ho lazainy eo intsony resy,olona efa mano tsipaky ny miala aina ve no harovana
3. xxx ( 26/02/2009 09:13)
hitako normal iany nefa satria ao anatin`izany negociation izany tsy maintsy misy ny concession (fileferana ) atao fa tsy hoe ny hevitro foana no tsy maintsy ho tanterahina 100% ! kanefa toa tsy misy ao am`diksioneran`izy mitsamm izay lay teny owe "concession" zay ! Manaraka izany , itsy lay boakely toa mitady hitaky ny "VOLANA" mihitsy mba ho kilalaon`nedala ka izany haitraitran`ankizy zany marina ve moa dia ho azo tanterahina ? Rediredin`adala !!!
4. cocorie ( 26/02/2009 12:13)
Ao ny fotoana hitenenana d ao koa ny fotoana hanginana r\'se a! :!:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2063