XI makis

1. fanogasy ( 24/11/2005 10:09)
mba misy mahafantatra ve hoe firy ny spectateur nisoratra anarana hi-supporter ny XI makis any paris @ 26novembre izao no nahazo visa tao @ ambass de france
novalian'i lapino ny 27/11/2005 03:56
2. hira ( 24/11/2005 10:23)
mety ho 200 hono fa tsy fantatro tsara
3. hira ( 24/11/2005 10:24)
mety ho 200 hono fa tsy fantatro tsara
4. jentilisa ( 24/11/2005 13:08)
tsy XI fa XV ka...
5. lapino ( 27/11/2005 03:56)
Ary kay kosa tany Paris le izy ko! Firy ny supporter marĂ´kana am'zany ?

Hitako aza tsika resy :wink::P8):@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.166