RA8/TGV MIALA FA MANALA BARAKA NY MERINA

1. xxx ( 30/01/2009 11:55)
Mba tsy hivadihan'ny resaka izay ho araraotin'ireo mpanararaotra dia miangavy izahay vahoaka mba haka sisiny izy roa lahy.
MISY HISAINAN'IZY ROALAHY IREO SY NY NAMANY AMGAMBA ITY TENY ITY
novalian'i aikon ny 31/01/2009 08:25
2. tsiafoi1 ( 30/01/2009 12:06)
Mbola voa sarinady 1er round kosa ve de fanina sahady ny specta!
Avelao kosa aloa hisy athlète vaovao hafa vao midina ny ringa izy roalahy e!
3. Mirananirina ( 30/01/2009 12:13)
manala baraka any Madagascar fa tsy ny merina irery o 8O 8O 8O
4. madamakely ( 30/01/2009 12:19)
Tandremo sao dia hampiditra adipoko ty resaka e!
5. xxx ( 30/01/2009 12:20)
Raha mijery avy any ivelany dia afa baraka i M/car fa raha eto an-toerana dia tokony hitandrina ihany izy 2 lahy ireo satria dia ny fiainan'ny foko 18 eto M/car no ataony kilalao.
Ny Merina hoy aho satria dia Merina izy roa lahy ireo ka ny Merina no tokony hananatra azy voalohany alohan'ny hananaran'ny foko hafa azy.
Efa hatramin'ny tantara no nanaovan'ny Merina ity hamaivanan-dohany sy kilalao ratsiny ity ka diniho tsara fa sarobidy ny firaisam-pirenena.

6. tsiafoi1 ( 30/01/2009 13:10)
Resaka tiana hateza fa

Aok'izay ry izy roalahy mianaka a! Vao 1er round aza de efa manepotra be maika fa mbola hisy 2, 3, 4, 5, 6è round tsy tonga de KO hatramin'ny specta ve???

Mirosoa any ambany latabatra de tsy tazan'ny specta e! Aleo mba hilamina ny tany fa mijaly ny vahoaka!!!!
7. xxx ( 30/01/2009 14:27)
MANALA BARAKA LETSY LE TOETRAN'IRETO MERINA IRETO!!!!
EFA HATRAMIN'NY FAHA-PANJAKA NO NIVAROTANY AN'I M/CAR T@ VAZAHA DE IZAO KOA DIA MODY MIADY EO. AMBOA!!!

ASAIVO MAKA SISINY NY HAVANAREO E!!!
8. xxx ( 30/01/2009 14:29)
ramalagay o,mapalaelo ny mahantra indrindra fa tsy kilalao zaza ny vaoaka fa aleo samy miala ireo dia miarmila no mety,satria miady seza e,merci :arrow:
9. xxx ( 30/01/2009 16:58)
DEMOKRASIAN'NY AMBANIANDRO IZY ITY LERETSY ,KA NY VAVA NO BETSAKA FA NY ACTION DOMELIANA. MODY MIADY NEFA NY TETIKA AMBADIKA MANDEHA IHANY.

MBA ASAIVO MAKA SISINY LETSY NY HAVANAREO FA MANALABARAKA

10. Belami ( 30/01/2009 22:39)
xxx : Izay ary dia nivadika resaka Ambaniandro ny resaka firenena
Tsy efa nilaozana kosa ve zany resaka izany, efa maty elabe ange i Général Gallieni e !!!
11. aikon ( 31/01/2009 08:25)
xxx:

Mba tsy hivadihan'ny resaka izay ho araraotin'ireo mpanararaotra dia miangavy izahay vahoaka mba haka sisiny izy roa lahy.
MISY HISAINAN'IZY ROALAHY IREO SY NY NAMANY AMGAMBA ITY TENY ITY



marenina eo le kentrina ity aaa
inona no idiran'ny merina sy tsy merina @ izany fa anao anga adala
resaka malagasy no atao efa fa tsy resaka foko ry le vendrambelona ity
ianao io mihintsy no tsy tokony anoratra eto fa manalabaraka ny Gasy
mba bado koa izany ra zanakolona

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0497