TGV tsy mahay mampirevy NON. RAvalo mahay mampirevy OUI:

1. salopard ( 30/01/2009 11:40)
Mba mahaiza mampirevy ho'a ry TGV, fa zahay TIM anie raha nahatafavoaka baolina dia nahay nampirevy e!
ohatra:

-4L isantrano e!
-Frigidaire isampianakaviana e!
-Portable mobile isan'olona e!

izany izao ny revy nataonay, raha misy be fanontaniana, mila fananzavana dia hoy izahay hoe: Minoa fotsiny ihany. izay no politika ry zandry a!

T@ Radidy le adversaire-nay zao t@ 1975 hono:
-paradisa sosialista e!
-madagasikara tsy mandohalika e!
Tany fambolena sy television ho an'ny tsirairay e!

Ny anareo TGV ka , demokrasia e! cours gratuit e! sady tsy mahavoky anay, no sady efa tsy mianatra intsony izahay, ka izao ry TGV isany, ovay o'a le revy raha tiana ho tafa le tolona, ohatra sopapa omeko:
-trano vato isampianakaviana ohatra!
-Camion Mercedes isantokatrano!
-visa mankany zamerika na frantsa isan'olona.
-PS, na Nintedo, na Wii isan'ankizy

raha izay le revy dia tafa le baôlina ra-TGV a!


répondu par Belami le 30/01/2009 12:42
2. tsiafoi1 ( 30/01/2009 11:48)
Mbola azo ampiana io ry Salopard a :

- Faty roa na telo isan-tokantrano
- Vady roa isan-trano
- Tsy mila miasa, tsy mifafa trano
- Fa midogaigy eny Ambohijatovo
- De mandoro trano....

Tsy tafa wa le demokrasia sauvage eny amoron-dalàna e!
3. Belami ( 30/01/2009 11:49)
salopard : Revy samy manana ny azy ozy ny tarika Raberanto zay :-D :-D
4. Mirananirina ( 30/01/2009 12:19)
te hirevy anga hono salopard,mialà any Dago sa efa tsy any intsony.
5. Belami ( 30/01/2009 12:42)
Mirananirina : mba ampireveo ao izy e !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0669