Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Noue
(
28/01/2009 16:07)
HONTE A ANDRY TGV !!!
mba diniho kely anie ny zavatra voalaza ato eee!
[b]Seul responsable politique affrontant le pouvoir, Andry Rajoelina suscite des enthousiasmes mais soulève des questions. "Pourquoi recherche-t-i...
tohiny
novalian'i andraykosa ny 10/02/2009 10:04
mala
(
28/01/2009 15:28)
vaovao MaTV
vaovao t@ 16h15 (heure mada), feo fotsiny
contenu :
1 - Kabarin'i Andry Rajoelina t@ 13 Mai androany
2 - Kabarin'dRa8 teny @ TVM sy RNM
3 - Tenin'ny Gal Faly (tompon'andraikitra @ fitandrona filam...
tohiny
novalian'i ZoGasy ny 28/01/2009 18:36
klitika
(
28/01/2009 14:46)
Ety anelakelatrano
Lasa mpivarotra daholo ny elakela-trano, izay ilanao misy daholo sady mora vidy: Portable, MP3, Tele, Tafo, Tohatra, Generateur.
Ho avy izany i Deba amin'ny volana Mars, izay no re ety anelakela-tran...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 29/01/2009 09:13
Alacadence
(
28/01/2009 14:34)
tononkira "tsy hirenireny" de jaojoby
Bonjour à tous
Si quelqu'un a les paroles de cette chanson "tsy hirenireny" de jaojoby, ce serait vraiment gentil de le poster sur le site.
merci d'avance...
tohiny
Noue
(
28/01/2009 14:18)
Inona no nataon'i TGV taty frantsa ?
eny eee! hita fa samy nanao fahadisoana na Ravalomanana na i TGV . I Ravalomanana raha jerevana kely aloha dia tafahoatra loatra ny zavatra nataony! marina fa oe nanam-bola be izy alohan'ny nahatongav...
tohiny
novalian'i Andribe ny 28/01/2009 21:36
xxx
(
28/01/2009 14:11)
Tonga soa eh izao ny maherinay an
Misaotra TGV an
Pierrot: Tonga soa eh, izao ny maherinay an
Lehilahy mahery eh
Lehilahy Mafoka
Dia mbola mamerina ny fisaorana TGV an
Merci leiry an
Allez, allez
allez le TGV...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/01/2009 16:09
naughtyboy
(
28/01/2009 13:28)
Ady @ krizy politika ary firosoana @dingany filaminambahoaka
Ny fo rano hono mafana nefa ny saina no mandinika ary ny fanahy no mpandrindra ny zv rehetra iarahamahalala ...fotoana fohy monja no lasa dia nitsimbadika tanteraka ny fiainampirenena ao amintsika,fi...
tohiny
novalian'i ermia ny 28/01/2009 14:15
Noue
(
28/01/2009 13:03)
Ny zavatra nitranga androany
15H25 : Ravalomanana ne veut pas rencontrer Rajoelina "pour le moment. La priorité est à l'ordre"*
14H58 : Sambava : La police déjoue une tentative d'attque contre ’Ets Firozehoussen (kaisar) ...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/01/2009 14:01
xxx
(
28/01/2009 12:43)
Fomba fanehoan-kevitsika ato amin'ny dinika serasera? ? ? ?
Hita taratra amin'ny fanehoan-kevitry ny tsirairay ny toe-tsaina ao ambadika sy ny toe-tsaina ivelomana, ny fanabeazana azo koa angamba.....? ? ? ? ?Sao lahy d'efa mba dingana hafa no tokony hipetraha...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 28/01/2009 17:47
ratonga
(
28/01/2009 12:22)
rfi
http://www.rfi.fr/player/popUpMultimedia/popUpMultimedia_R.aspx?rubrique=radiofr&URL=&UID=1_142_117924&s=54309&s2=1&xtpage=accueilsite::index.asp&xt_multc=%2526x1%253D1%2526x2%253D1%2526x3%253D%2526x4...
tohiny
novalian'i gasyjean ny 29/01/2009 13:17
diana
(
28/01/2009 12:13)
S aôna ndray ty Pierrot tonga ty?
14H11 : Fianarantsoa :Supermarché 3000 (Ampahasambazaha) et Mireille Service fermés mais non pillés ( correction )
13H47 : (correction) Pas de déclaration "nouveauté" de Andry TGV au 13 mai. Moi...
tohiny
novalian'i Noue ny 28/01/2009 14:36
bounany
(
28/01/2009 12:05)
NY ANTONY MATONGA NY BANDY HAMPIRAFY HONO E!!!!!!
Salut!
Philosophie ihany ty an!
Nisy rangahy prof philo nay zay oa t@zay t@ terminale:
D hoz lery t@ zay: "Fantatrareo ve ny antony mahatonga ny bandy hampirafy!
Eny hoz ny mpianatra.
Teneno ary...
tohiny
novalian'i pssid02 ny 06/02/2009 20:03
xxx
(
28/01/2009 11:51)
GADRAO RAVALO VOLERA
Ny prezida dia miasa ho an'ny vahoaka fa tsy ho ann'ny tenany. Ny vahoaka no nanome azy fahefana. Ny vahoaka ihany izany no mandidy sy manapaka. Ka rehefa namadika ny vahoaka ny prezida dia tokony ho ...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 29/01/2009 09:29
xxx
(
28/01/2009 11:34)
efa tsy tiany aho fa misisika iany
za ry zalahy tena tia be anle fiancéko zay fa nivadika tamiko tampoka izy fa izaho hono taloha nanao sipa de zao izy vao mamaly faty ah! za anefa zao ndray vao tena tia be azy !! izy aloha tsy manao ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 12/02/2009 06:59
ni81
(
28/01/2009 10:49)
Ataoko mahamay ialahy an!
Somonga ity ka aza tezitra o!
http://img156.imageshack.us/img156/8305/image001sq1.gif...
tohiny
novalian'i vahiny2004 ny 25/02/2009 15:38
natiora
(
28/01/2009 10:34)
Gadrao Ravalomanana
Ra8 no nahatonga izao rehetra, raha mba nahay nadefitra kely fontsiny izy tsy tonga tamin' izao...
tohiny
novalian'i zoukimi ny 28/01/2009 23:34
bounany
(
28/01/2009 10:33)
NY TENA FITIAVANA
Salut !
VÖ HIARAKA NY OLONA 2 LAHY SY VAVY DE AÖNA KAY NO AHAFANTATARAN'LE VAVY FA TENA TIA AZY LE BANDY HIARAHANY?
AÖNA NO AHAFANTARANA AN'IZANY @ FIHETSIKY NY LE BANDY, @ FITENINY ARY @ ATAO...
tohiny
novalian'i bradley7 ny 15/02/2009 20:27
ainaheri
(
28/01/2009 10:10)
Ny vava tsy ambina no ahitandoza
Miverina @ ra8 zao ny taim-bavany t@ vahoakan'Antananarivo,nohon'ny fahalanian'iAndry Rajoelina("Inona izay raharahiako ny vahoakan'Antananarivo"),Nefa zao mangataka ny vahoakan'Antananarivo ho tony,m...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/01/2009 13:27
lemenakely
(
28/01/2009 09:48)
Antananarivo =Sodoma sy Gomoro?
Aoka hisaintsaina lalina vokatr izao tsy fisainana izao! L homme est un animal pensant! Tsy misy izay tsy nahatadidy an io angamba .
Kanefa raha ny zava- misy dia mitovy fisainana @ biby ny olona , a...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 29/01/2009 03:35
xxx
(
28/01/2009 09:09)
HO FAIZIKO MAFY ANTANANARIVO AORIANZAO
Tsy maintsy izay zao no ao an'erirtreritry Prezida rehefa ho tonitony ny rano! fa de efa miomana isika satria heveriny fa TGV daholo isika tananariviens rehetra , nefa mba tokony hosaininy ihany aloha...
tohiny
novalian'i nororavel ny 28/01/2009 20:54
