Ety anelakelatrano

1. klitika ( 28/01/2009 14:46)
Lasa mpivarotra daholo ny elakela-trano, izay ilanao misy daholo sady mora vidy: Portable, MP3, Tele, Tafo, Tohatra, Generateur.
Ho avy izany i Deba amin'ny volana Mars, izay no re ety anelakela-trano ety, fa i Pierot no efa miomana ny ho tolorana ny fitondrana atsy ho atsy. Mbola tsy hay io
Mbola tsy fantatra aloha hoe rahoviana no manomboka miasa, fa mikatona daholo ny toeram-piasana rehetra
novalian'i tsiafoi1 ny 29/01/2009 09:13
2. xxx ( 28/01/2009 14:51)
Ity izany ilay DADABENOELY @ andro janoary kle!!!!
3. Papoose ( 28/01/2009 15:42)
1,000Ar ny phone nokia miaraka @ chargeur eee!!
2,400Ar ny tavoahangina menaka eee!
4. ikaretsaka ( 28/01/2009 15:51)
aoka letsy le....
:?
5. tsiafoi1 ( 29/01/2009 09:13)
K'inon zany fa fitondrana hiorina eo ambony rĂ  sy alahelon'olona no hatsangantsika miaraka @n-dry TGV sy ry Deba ity...

Ny tody tsy misy fa ny atao ihany no hiverina rehefa avy eo....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0548