Inona no nataon'i TGV taty frantsa ?
1. Noue
(
28/01/2009 14:18)
eny eee! hita fa samy nanao fahadisoana na Ravalomanana na i TGV . I Ravalomanana raha jerevana kely aloha dia tafahoatra loatra ny zavatra nataony! marina fa oe nanam-bola be izy alohan'ny nahatongavany ho presidà io , saingy etsy an-daniny kosa dia ny vahoaka mijaly @ fahantrana, miroborobo ny affaire-ny , azy daholo zao mihetsika rehetra zao! ny naha-deborde ny vazy angamba dia ilay fividianany ity avion ity ohatrinona? nefa etsy an-kilany ny vahoaka mijaly.
Ny mpitondra teo aloha kosa dia tsy nampiseho ny fananany izy fa ireny nahondrany ireny mba hitsinjovany ny fara-androny! fanondranana diamondra,vatosoa snss rehetra tsy voatanisa!
tonga ary ity TGV ity, dia oe tonga taty frantsa oe hitady fanampiana hono eeee
fa fanampiana avy @ iza zany eee???? tany @ iza izy no nitady io fanampiana io?? tany @ ratsiraka ??? tsy marina ve zany??? zao voakorotana daholo , rava ny tanana, iza no tao ambadika tao??? nahoana no avy dia i roland ratsiraka sy ny troupiny no >>>>>>>>>>>>>
anjaran'ny tsirairay no aoka hisaina ny tohiny eee!

répondu par Andribe le 28/01/2009 21:36
2. xxx
(
28/01/2009 17:36)
EFA LEO IZANY ANARANA RATSIRAKA IZANY ZAY EEE... VAO ZAZABODO ZAY DE EFA ZAY FOANA NO REHANAY MANDRAK'IZAO MBOLA ZANY FOANA LEOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOO!!! :evil: :evil: :evil:
3. badboy
(
28/01/2009 17:55)
Noue >> Aza adino fa Madagasikara akory tsy Antananarivo ihany, fa misy izany Toliara Toamasina Fianaratsoa Mahajanga Diego-suarez!! Ny dikany dia ilaina daholo izay hery rehetra afaka hampitambatra ny Malagasy 1 manontolo!! Saingy raha toa ka ny hamerina an'i Ratsiraka na ny fianakaviany eo @ fitondrana, izay tsy dia inoako loatra ny hahatongavan'izany, no antony nanaovan'i TGV ny ainy tsy ho zavatra, dia adalana mioampampana!! Izaho anefa mino fa i Andry no hitondra ilay fitondrana tetezamita raha toa ka mipetraka ilay izy!! Mino aho fa olona mba manantsaina sy mahay mandalina ranamana io ka dia ho hainy ny hanao izay tokony hatao!! 8) 8)
4. Noue
(
28/01/2009 20:40)
tsy mahavita azy zany rgv-nareo zany eeee! jereo fotsiny ny vokany zao !!
5. Andribe
(
28/01/2009 21:36)
fa firy taona no afaka milatsaka prezida eto amintsika ny zanako mantsy 18 taona sady miliaridera raha afaka milatsaka de lazao aho :-D :-D :-D :-D :-D