vaovao MaTV

1. mala ( 28/01/2009 15:28)
vaovao t@ 16h15 (heure mada), feo fotsiny
contenu :
1 - Kabarin'i Andry Rajoelina t@ 13 Mai androany
2 - Kabarin'dRa8 teny @ TVM sy RNM
3 - Tenin'ny Gal Faly (tompon'andraikitra @ fitandrona filaminana)

(misy roa mifampitohy iz ao)
http://rapidshare.com/files/190672815/MaTV__A._Rajoelina_M._Ravalomanana_Gal_Faly__part1.mp3.html
http://rapidshare.com/files/190680162/MaTV__A._Rajoelina_M._Ravalomanana_Gal_Faly__part2.mp3.html

nb : ataovy FREE USER rehefa tonga am lé site
répondu par ZoGasy le 28/01/2009 18:36
2. ndenn ( 28/01/2009 15:55)
Misaotra anao tamin'ilay vaovao tapatapany.
3. mala ( 28/01/2009 15:56)
'ty ny tohiny:
contenu :
1 - commentaire-n' ny mpanao gazety
2 - Feon'ny mpianatra voafonja afaka avy tany Ambatolampy teo t@ 13 Mai

http://rapidshare.com/files/190693362/MaTV__Commentaire_journaliste_feon_ny_mpianatra_afaka_.mp3.html
4. ZoGasy ( 28/01/2009 18:36)
Avereno ndray ilay rapidshare-nao ry Mala fa perimE sahady a.

Ilaina mihitsy ny vaovao rehetra @zao fotoana izao.

Misaotra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0526