Mbola aita asa v?
1. xxx
(
29/01/2009 09:25)
Oh ry reto a, 10.000 isan'andro ny salan'isan'ooul very asa hatram latsinaniny. Lasa chômage technique. Ny oul maty koa eo ho eo am 25-30 isan'andro eo ho eo. Ny invest lasan pagalatra, nosimbaina ary may amina mille milliards d'ariary. Koa iza no ho tompon'antoka. Ny frantsay ra tafita ny ekipany? Ny bailleurs classik ra tavela io v? Sao mandrevy ary tsika e!
novalian'i majakely ny 29/01/2009 11:16
2. majakely
(
29/01/2009 09:32)
Maninona moa raha tena tia tanindrazana marina i Andry sy Ra8 raha mifampiresaka tsara amizay eee de mba samy miara-miasa de mifanome hevitra mahaoa fa tsy mampihe motra otrizao??manontany tena aho hoe inona no tena olana ao aoriana an'izao ?Fitiavan-tena sa inn?
3. naughtyboy
(
29/01/2009 09:48)
izay no tokony ho izy...tsy zazakely fa efa samy lehibe dia avy eo avoaka ny raharaha tsy nazava teo @ fitondrany ho porofoina @ vahoaka raha madio marina i le8 sy tompon'andraikitra ary tia tanindrazana izy,mazava oazy fa afaka maka mpisolo vava moa izy ,azo aroso koa i TGV raha nisy tsy nazava ny aminy nefa mino aho tsisy atahorany Andry ny @ izany
4. xxx
(
29/01/2009 09:49)
xxx:
Oh ry reto a, 10.000 isan'andro ny salan'isan'ooul very asa hatram latsinaniny. Lasa chômage technique. Ny oul maty koa eo ho eo am 25-30 isan'andro eo ho eo. Ny invest lasan pagalatra, nosimbaina ary may amina mille milliards d'ariary. Koa iza no ho tompon'antoka. Ny frantsay ra tafita ny ekipany? Ny bailleurs classik ra tavela io v? Sao mandrevy ary tsika e!
Raha ny cyclone no nanimba zavatra toy izao akory atao ! Fa olombelona misy saina ka dia ambava homana ampo mieritreritra Tompokolahy Tompokovavy!
5. xxx
(
29/01/2009 10:49)
Ambôny môraly....Afaka mandray betsaka ny Injet sy ny Domapub. Alefaso ny C.V... Anjarantsika ndray manko izao ny mampandroso an'i Gasikara, manome asa ny Tanora Gasy Vanona, Taranaka Gasy Velona...
1-Ho afaka ny fahantrana sy ny jadona.
2-Ho avy ny mpamatsy vola.
3-Hiroborobo ny fampiasambola vahiny.
4-Hanjaka ny fandriampahalemana
5- Ho mora ny vidin'entana
6- Ho voazara ara-drariny ny harena
7- Ho foana ny kolikoly
8- Ho mora ny fanafody
9- Ho vita ny làlana
10- Miracle mes amies(amis)..
1-Ho afaka ny fahantrana sy ny jadona.
2-Ho avy ny mpamatsy vola.
3-Hiroborobo ny fampiasambola vahiny.
4-Hanjaka ny fandriampahalemana
5- Ho mora ny vidin'entana
6- Ho voazara ara-drariny ny harena
7- Ho foana ny kolikoly
8- Ho mora ny fanafody
9- Ho vita ny làlana
10- Miracle mes amies(amis)..
