fa inona ity nataonao ry tgv ?????
1. Noue
(
29/01/2009 09:00)
Ny « LOJIKAN'NY FIFANDONANA » tetikadin'i Andry Rajoelina miaraka
amin'ireo mpanao politika tranainy sy ny firenen-dehibe iray.
Mpianatra ety amin'ny Oniversite ny tenako. Tamina mpianatra eny amin'ny Oniversite iray antsoina hoe "
amin'ireo mpanao politika tranainy sy ny firenen-dehibe iray.
Mpianatra ety amin'ny Oniversite ny tenako. Tamina mpianatra eny amin'ny Oniversite iray antsoina hoe "
répondu par tashaa le 29/01/2009 18:00
2. mion
(
29/01/2009 09:06)
Bon , tafiditra le resaka de mba hizara ze fantatro koa aho,
Tonga ao anatin'ny tontonlon'ny "FRANC MACONS" isika ry vahoaka ka ho sarotra ny hialana ao raha tsy miray hina sy mandinika tsara.
i andry RAJOELINA dia manipulern-ny franc-maçons (jereo @ internet ny dikany) , ary ireo tetika voatanisa tetsy ambony iretsy dia exactement ny stratégie an-dri zareo. jerevo @ Internet ny mombamomban'ny ILLUMINATI fa ireo no atidoha mikotrika ao anatin'ny lohan'i TGV.
Franc maçon = France no foibeny, ireo ILLUMINATI no sefo be ao
Jerevo fa @ Internet ireo terme 2 ireo, manaova recherche @ Google

3. tsiafoi1
(
29/01/2009 09:19)
Tsy de idirako lalina aloa le resaka Franc Maçon sy ny momba azy. Fa tsotra ny ny fomba fijeriko :
Tsy toe-tsain'ny lanitra ny FIKOMIANA, fa toe-tsain'i Losifera sy ny tariny. Zay tafalatsaka amin'io de tafalatsaka @'ny fandriky ny devoly. Tsarovy tsara fa ny fikomiana, mba te hitovy @'Andriamanitra no nahavoaroka an'i Losifera sy ny 1/3 ny anjely tany an-danitra, de izao tonga eto an-tany izao koa izany foto-pisainana izany ary tafiditra @'izay mandray azy...
Tsotra ihany ny tenin'Andriamanitra manoloana izao :
Romains 13
13.1
Que toute personne soit soumise aux autorités supérieures; car il n'y a point d'autorité qui ne vienne de Dieu, et les autorités qui existent ont été instituées de Dieu.
13.2
C'est pourquoi celui qui s'oppose à l'autorité résiste à l'ordre que Dieu a établi, et ceux qui résistent attireront une condamnation sur eux-mêmes.

4. mion
(
29/01/2009 09:28)
Raha mandalina bebe kokoa toi de mahalala ny tetika rehetra fatsy mihinanana am-bolony.
avy @ teny hoe Losifera (LUCIFER) ny ILLUMINATI , izay mibaiko ny franc maçons
avy @ teny hoe Losifera (LUCIFER) ny ILLUMINATI , izay mibaiko ny franc maçons
5. naughtyboy
(
29/01/2009 09:32)
mampalahelo zandry kely ty,mba alalino ny fahalalana ry zandry fa tsy internet no anoroana vohana olona a
6. tsiafoi1
(
29/01/2009 09:49)
avy @ teny hoe Losifera (LUCIFER) ny ILLUMINATI , izay mibaiko ny franc maçons
Tsy we tsy haiko le izy, fa tsy tiako idirana lalina, ny marina aza efa hitako tanaty internet io. Sendra ni-surf par curiosité tao @'ny site eglise scientologie sy ny eglise du satan za de tao no nahitako an'io resaka Franc Maçon io. Fa ny tiako asongadina de Faible eo anatrehan'ny Herin'i Jehovah ireo.

7. xxx
(
29/01/2009 09:57)
Ka i LOSIFERA anie ka ireo izay mampifangaro fivavahana sy politika toa anao sy Ra8 e!!!!! Andriamanitra no eo am-bava fa halatra sy fana-botriana ny vahoaka ny ao ambadika!
8. mion
(
29/01/2009 10:29)
tara ndrai naughty b.. t@ iny kôzy iny , ny ol refa manana internet de mba vonona handranitra saina fa tsy efa dondrona de mijanona ho dondrona, nga moa nisy toro vohana ny resaka teo fa le Q.I mba mila ampiana kely tsindraindray mba tsy hijabaka ôtran'toi
9. mion
(
29/01/2009 10:34)
i LOSIFERA tsy mivavak ry xxx a! sa nareo mivavaka? ary sao baiboly hafa ny anareo fa ny anay tsy voasaoratra ao oe tsy mahazo mivavaka ny mpanao pôlitika, ary tsy mahazo mitaona ny olona hanompo an'Andriamanitra
Mifamototra be ny kôzinareo sy andry TGV fa tandremo
Mifamototra be ny kôzinareo sy andry TGV fa tandremo
10. xxx
(
29/01/2009 11:07)
O ry mion !ary ahoana no hitenenanao fa ny franc macon no mandrindra ny etsiky andry @ izao zavatra miseho izao satria ve ingahy ratsiraka rainy dia membre ao koa ? izay ilay fitaky ny seho ivelany , ratsiraka dia no-radiern\'ny grand obédience maçonnique noho izy tsy niraharaha ny zo fototry ny malagasy t@ izy teo ampitondrana voalohany ,anisan\'izany ny fakàna ny tanin\'olona ankolaka sy ny famonoana mangina ireo mpanohitra azy .Raha ny tena rafitra migeja ny franc maçon no resahina dia azo adika toa izao ny principes fondamentaux iorenany .Zo hahaterahana ; zo hiaina ; zo hisakafo ara-dalàna ; zo hiasa tena ; zo handova ; zo hianatra ny tontolo ; zo hanambady aman-janaka ; zo handeha n\'aiza n\'aiza eto an-tany ; zo ho faty am-boninahitra rehefa tonga ny fotoana .Ny tsy azo atao kosa : ny mamono olona ;ny manangana ady vaventy ; ny maka ny anjaram-boninahitry ny sasany ; ny mampirafy ;ny manary vady aman-janaka ; ny mangalatra lova ;ny firaisana ara-nofo misy fondrona (les rapports incestueux ) ; ny tsy miasa ; ary mbola tsahiviko fa mbola be ny lalàna madinika tarihin\'ire zavatra ireo .Araky ny fahafantarako azy dia tsy maintsy feno 100/100 ireo fepetra ireo vao afaka ho mambra ianao .Ary tsy maintsy misy ny mpampiditra ny olona tsirairay vao tafiditra ao satria na dia ny nahaterahanao aza dia fanadihadiana lalina be no atao aloha vao azo ho raisina manao initiation ianao .Tsy misy resaka fivondronan\'olona hoe mpino an\'izao na izatsy no ao , betsaka ny mpino an\'Andriamanitra ao ,ary betsaka koa ny tsy mpino ,misy ny karazam-pinoana rehetra eran\'izao tontolo izao ao.Ka raha toa ka marina ny teninareo hoe ny Franc maçon no ao ambabik\'ireo zavatra nitranga ireo dia hoy aho hoe ,diso.Io no fikambanana faran\'izay matanjaka indrindra eto antany rehefa tena nohalalinina .Ary azon\'izy ireo foana izay zavatra tiany alaina n\'aiza n\'aiza izany .Betsaka ny membre gasy ao ,ary tena ny sangany rehetra no tsy maintsy tafiditra .
11. zaokou
(
29/01/2009 11:39)
1-Mr Andry Rajoelina Maire de tana,élu democratiquement.
2-Mr Marc Ravalomanana Président de la Republique,élu democratiquement.
Samia tompoko mipettraka tsara @toerany .
Tsy Republique Democratique de madascar intsosy zao ry TGVistes fa efa Republique de madagascar.Arovy ny repoblikan-tsika ..... azonareo ve???

12. xxx
(
29/01/2009 12:22)
Marina tsy misy diso ireo voalaza teo ambony rehetra ireo . Ny zavatra mampanahy ahy dia ny tanora mbola erotrerony ny ankabeazan`ny mpanara-dia an`i Andry ankoatran`ireo mpandroba (voakarama) angamba mety hoe voarebirebin`ny dokam-barotra sy ny hoe DJ malaza tamin`ny fotoan`androny koa eto aho dia mba manipy teny kely ihany raha azo atao ho an`ny Ray aman-drenin`ireo ankizy ireo mba hiteny ny zanany tsy hanatevin-daharana ny famoriam-bahoaka arahina herisetra ataon`i Andry Rajoelina satria rehefa tsy midina eny isika dia mitsahatra ho azy io action famotehana io .Izy rahateo manana recommandation vaovao foana isaky ny mihetsika , ary midika izany fa tsy maniry ny hifampiraharaha am`Ravalomanana intsony sady efa notsoriny fa haka ny fitondrana izy ( ie hanongam-panjakana) . ( Efa maro be ny sorona nataon`ny mpanao politika teto amin`ity firenena ity ny zanatsika h@ zay ka tsara raha mba tonga saina ny daholobe tsy ho tohatra fiakarana intsony aty aoriana . Miandry fifidianana e , izay ilay Demokrasia ! Dia izay lany eo eken`ny rehetra . Mendrika ho avy tsaratsara kokoa ny zanatsika fa tsy sanatria ho atao sorona lava zao eo amin`ny 13 Mai . I Andry TGV sy ireo mpanakorontana matoa manao izao , dia inoana fa efa nahazo volabe amin`ny miliara maro ( eny , maninona koa moa raha ampiana hoe nationalité vahiny toa an-dry Deba sy ry Tantely ) matoa sahy mirisika manao hadalana toy izao fa ny zanatsika inona ny ho aviny ? Ho potika ny ekonomia , hiakatra ny vidim-piainana ( vokatr`izao ) , hihamafy be ny krizy ( be ireo orinasa mikatona sy may ) , ny mpampiasa vola vahiny (IDE) tsy ho avy satria mampitahotra ny mampiasa vola eto , dieny mbola tsy lasa lavitra be izao krizy izao dia mety raha tsy misy mankeny am`13 mey intsony ny olona amin`izay dia mijanona ho azy ny fanimban-javatra satria hihahaka ireo jiolahy voakarama sisa no hijanona eo dia mba milamina isika mianakavy . Na ho inona manko na ho inona , dia mijanona ho malagasy foana ihany isika fa tsy ho lasa vazaha izany , ary Gasikara foana ihany no tanintsika fa tsy any an-dafy ka noho izany aza potehina ny tanana !!!
13. mion
(
29/01/2009 12:50)
>> XXX a,
fantatro daholo ireo lazain'toi ireo fa apparence ireo, couverture , exemple: ny Lions & Rotary club ané endriky ny F.M eto dago e, fa mandaliana lalindalina kokoa. za né akaiky be an'io zavatra io e. Bon fa aza idirana lalina zany fa aleo ho an'izay mahalala ihany, aza asiana resaka be eto fa ataovy privé @ manaraka.