Ho tonga anie i Deba sy Pierrot
2. naughtyboy
(
28/01/2009 18:13)
ny sainla no efa mivoraka.... vao miakatra eto iny debanla iny de ifatrarany rihatra amboariny pokona efa liandra izao ,tsisy ahaharo azy akory i TGV na i Hasina na Rolland na ny frantsay ...misy ne ry lety ny sondage politique sy analyse
socio-politique ,fa tsy olona tsy ampy fandinihana rehetra otranla izao no avy andrangitra olona eto =))
socio-politique ,fa tsy olona tsy ampy fandinihana rehetra otranla izao no avy andrangitra olona eto =))
3. patrick2002
(
28/01/2009 18:21)
Izany foana no hatao fampitahorana eto miala an'i deba ,miala an'i deba ,tsy sahy mandeha eny analakely ny debanao raha tsy miaraka @ RESEP 500 ko deba ah deba, misy manoraka rano @ pot iny raha miakatra ao Antananarivo ao , raha hoe any Tamatave angamba dia izay.
4. naughtyboy
(
28/01/2009 18:31)
ny tena marina de izao tsy hiakatra eto izany iny deba iny raha tsy efa milamindamina daoly ny ekipany taloha @ transition(mbola maimbo rà ny olona ka sao voaendy eo nefa ny film mbola tsy manomboka)mba bandy stratège ihany manko lery iny,io le compromis tedaviny @ i Andry ra vao miditra @ io lery de izay no simba ny carrière politique vao manomboka satria aloany vahoaka koa, ny vahoaka ihany no garantie-ny Andry eo fa tsy ireo alliés efa nambotry 20 taona ny vahoaka ,mbola fery tsy sitrana izany ka tadidiny pokona sao mantsy adinony Andry fa ririnindasa tsy tsaroana
na inona na inona fampanatenana omeny Ratsiraka sy ny ekipany azy tsy tokony ho ekeny ary io ataony izao no hiverina aminy raha hitady hivadika @ vahoaka sahady
na inona na inona fampanatenana omeny Ratsiraka sy ny ekipany azy tsy tokony ho ekeny ary io ataony izao no hiverina aminy raha hitady hivadika @ vahoaka sahady
5. Noue
(
28/01/2009 18:35)
patrick2002:satria ve biby hatahorana ee ?????
Izany foana no hatao fampitahorana eto miala an'i deba ,miala an'i deba
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. sitraka1
(
28/01/2009 20:49)
Nga hono mbola mahita lalana ihany ny mason'i Deba sa efa novana ny masony, njara tsy any am lakandranon'i mozambika izy de latsaka.... Fa ny malagasy ve matahotra olona e, ny atahorako de arapaky ny gasy mamba noana eo izy raha tonga any mada any. Mampmé ny resaka napetrak'i XXX
8. rasera
(
28/01/2009 20:58)
Tokony ho tsaraina any @ tribunal TPI i Deba fa mampiady ny vahoaka malagasy manimba fananam-pirenena, namono olona, Fanontaniana ho anareo mpomba an'i Pierrot, Avy aiza ny volabeny miliardera nefa tsy nanao afatsy politika? Tokony ho tsaraina. Mandroba ny fananam-bahoaka. Fosotry ny korontana eto Dago rehefa tsy vitan'ny TPI dia aleo tribunal populaire sady naman-dry ceaucescu koa anie e, mendrika ho azy ny mitovy fialàna @ ity tany ity.
9. Andribe
(
28/01/2009 21:49)
handeha lakana zany ra amiraly an sa entin i lery ra pierrot hamoy azy ao ny gidran i mpitery ronono sy boay kely aza atsy mandoro tanana :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :D :D :D
10. xxx
(
28/01/2009 22:00)
Sitraka1: "Ny Malagasy ve matahotra olona e?"
Ahahahhahahahahha
Koa ny tsy navela hody ny Deba
Izao no hoe an'iza ny lamba may eh?
Ahahahhahahahahha
Koa ny tsy navela hody ny Deba
Izao no hoe an'iza ny lamba may eh?