Lasa ho'a ny saiko
1. klitika
(
29/01/2009 04:25)
Lasa ho'a ny saiko hoe
Raha hianatra izao ny zana'ialahy ry TGV amin'ny herinandro raha miverina milamina ny raharaha. Dia mety akorain'ny mpiara-mianatra aminy izy hoe: "Dadanareo le nitarika ny 13 Mai dia nahatonga ny tranombarotr'i Dadanay sy Neninay may"
Ary tsy ankizy iray no hiteny amin'io, fa mety ankizy 20 raha kely indrindra. Satria mpiara-mianatra amin'ny zanak'ialahy ny ankamaroan'ny toerana may sy rava. Tsy MAGRO io na TIKO, ny zanak'ireny efa ela no niala tao.
Dia mba heritrereto kely ange eh

novalian'i mion ny 29/01/2009 13:00
2. naughtyboy
(
29/01/2009 04:38)
ary efa noeritreretinla ve ry klitika saina ny oe zanaky TIM sy ilay mpitarika azy @ oe dadanla efa gadra afaka le8 no nambotry ny firenenay sy nampahantra ny ankamaroany malagasy azy ary tsy nahatafiditra antsekoly ny zaza malagasy marobe efa firy taona izay nefa roplana vidina,tanindrazana atao varoboba ,izany no zvmisy tsy ilaina eritreretina akory fa ao antrano ilay namosavy vorika ka voatsipaky ny vahoaka tompontrano
3. klitika
(
29/01/2009 04:42)
Ny an'i Le8 iny efa vita fa ny an'lery no anontaniako AHAHAHAAHAHAHAHHAHAHHA
Ary ahoana ilay BOEING AS 748 fony Radidy no teo niampy ANTONOV 2

4. bezoky
(
29/01/2009 04:55)
Aza miditra amin'io resaka io isika fa aleo ny samy ambaniandro hifamotika misy maty eo !
Miditra mora isika ankeo !
Tsy ho ela eh ! Allez TGV ,Allez TGV
Miditra mora isika ankeo !
Tsy ho ela eh ! Allez TGV ,Allez TGV
5. naughtyboy
(
29/01/2009 05:09)
ny malagasy lesy ry zokimbomanga de 1 tsy zaraina ataovy antsainla ,ary ityy resak'ela ty fandrangitany tsy ampy saina ,ny vahoaka no tompony safidy fa tsy TGV anla na ny TIM na AREMA na hafa koa
6. tsiafoi1
(
29/01/2009 05:12)
Tsy ny Malagasy rehetra akory no teny @'ny 13mai fa mbola ny ampahan'Antananarivo ihany ireny.... Fa misy ireo izay mangina tsy miteny, izany no fahendrena...
Ary ny adala manesika ihany, fa ny hendry mody voky...
Andriamanitra mahery, izay tompon'ny filaminana fa tsy ny fikotranana, Izy izay tsy ho hay tohaina, no hiditra an-tsehatra handamina an'ity firenena ity... Ka na ho toy inona aza fikelezanaina ataon'ilay ratsy, rivo-pandrava sy mpanakorontana, tsy ho ela de ho de ho tony izany

7. klitika
(
29/01/2009 05:17)
Dia diso indray izany ilay hoe fandio iray siny tsy mahaleo ny fandoto iray tandroka
Tsy vitan'ny vavaka ny fiainana amiko raha tsy hoe mopera angaha na Pasitera. Ny an'ireny mantsy ny vavaka no antom-pivelomany
Fa ahoana ho'a raha ianao izany no zanak'i TGV dia andeha hianatra amin'ny herinandro?

8. naughtyboy
(
29/01/2009 05:22)
mbola fahadisoana hafa koa ry tsiafo ,tsy fahendrena fa fahabadoana ny manaiky andevoziny hafa @ tsy rariny dia avy mibabababa eo hendry mody voky izahay ka andeha hiantso an'A.tra,ary porofony izany efa akaiky ny fianjerany ilay rangory fototry ny afo le8 noho ny fikelezany tsy manaiky tsindry hazo lena,ary A.tra tsy hanampy izay tsy manampy ny tenany sy ireo mody voky fa tadidio mandrakariva
9. klitika
(
29/01/2009 05:38)
Efa nafindrako ilay hevitro fa heritreritra mandalo ilay izy eh ahahahahahah
10. mion
(
29/01/2009 06:24)
Raha ampidiranareo A/tra le resaka ataonareo de feheziko @ oe : Andriamanitra marina ve no nanosika an'y TGV hanao sorona ny vahoakan'Antananarivo le mahantra ireny? sitrak'ilay A/tra na I Kristy ve ny namoizan'ireo olona 46 ny ainy izay azo lazaina fa namono-tena (matimaty foana ôtry ny alika be lagaly).
io a/tra ivavahan'i TGV io ve no nanaovana sorona ilay tontakely sy jiolahy mpandroba nentina teo @ 13Mai omaly ny fatiny.
Fehiny, refa miresaka an'i TGV de aza ampifandraisina @ Andriamanitr'i Kristy mintsy ny zavatra nataony.
I Ravalo ané mbola tsy nandatsa-dra ny vahoaka e, ny Deba avokoa no nitifitra ny mpitolona t@ 2002. Ary tsy nandatsa-dra izy t@ lundi fa naleony ny tanàna no may toy izay ny ran'ny vahoaka malagasy no latsaka. Zany no tena olon'Andriamanitra (tsy mba ôtran'nilay boay kely iry izay nanao fahotana mahafaty).
PS.: ny tena mpino ry zoky manota ihany @ mahaolombelona azy fa tsy manao fahotana mahafaty a ! ny an'i TGV tena ampidirin"leri anaty train ny ol de aveo tapahany ny lalamby refa mahazo vitesse ny masinina

11. tsiafoi1
(
29/01/2009 07:45)
Romains 13
13.1
Que toute personne soit soumise aux autorités supérieures; car il n'y a point d'autorité qui ne vienne de Dieu, et les autorités qui existent ont été instituées de Dieu.
13.2
C'est pourquoi celui qui s'oppose à l'autorité résiste à l'ordre que Dieu a établi, et ceux qui résistent attireront une condamnation sur eux-mêmes.
Naughty a, Tsy midika ho fahabadoana velively ny fahanginana, ny fanekena ny tsy an-drariny mihatra @'ny tena. Fa misy tenin'olo-malaza iray izay aza miteny we : "C'est dans le silence profond qu'on retrouve la force". Ary mbola mifandraika @'ny fahendrena malagasy ihany koa izany we "Izay mangina volamena"... Ary ozy ny tenin'Andriamanitra we ao @'ny Ohabolana we "Izay mandehandeha manaratsy manambara ny hevitra afenina"

tsy fahendrena fa fahabadoana ny manaiky andevoziny hafa @ tsy rariny dia avy mibabababa eo hendry mody voky izahay ka andeha hiantso an'A.tra
Naughty a, Tsy midika ho fahabadoana velively ny fahanginana, ny fanekena ny tsy an-drariny mihatra @'ny tena. Fa misy tenin'olo-malaza iray izay aza miteny we : "C'est dans le silence profond qu'on retrouve la force". Ary mbola mifandraika @'ny fahendrena malagasy ihany koa izany we "Izay mangina volamena"... Ary ozy ny tenin'Andriamanitra we ao @'ny Ohabolana we "Izay mandehandeha manaratsy manambara ny hevitra afenina"
12. Noue
(
29/01/2009 08:21)
Ny « LOJIKAN'NY FIFANDONANA » tetikadin'i Andry Rajoelina miaraka
amin'ireo mpanao politika tranainy sy ny firenen-dehibe iray.
Mpianatra ety amin'ny Oniversite ny tenako. Tamina mpianatra eny amin'ny Oniversite iray antsoina hoe "

13. mion
(
29/01/2009 09:05)
Bon , tafiditra le resaka de mba hizara ze fantatro koa aho,
Tonga ao anatin'ny tontonlon'ny "FRANC MACONS" isika ry vahoaka ka ho sarotra ny hialana ao raha tsy miray hina sy mandinika tsara.
i andry RAJOELINA dia manipulern-ny franc-maçons (jereo @ internet ny dikany) , ary ireo tetika voatanisa tetsy ambony iretsy dia exactement ny stratégie an-dri zareo. jerevo @ Internet ny mombamomban'ny ILLUMINATI fa ireo no atidoha mikotrika ao anatin'ny lohan'i TGV.
Franc maçon = France no foibeny, ireo ILLUMINATI no sefo be ao
Jerevo fa @ Internet ireo terme 2 ireo, manaova recherche @ Google

14. xxx
(
29/01/2009 09:16)
Tsy mbola nisy olom-belona nilaza fa tsy sahirana na iza na iza teto ambonin'ny tany? Ny olona tsirairay dia samy manana ny filany daholo.
Ny 4mi sahirana @ hanina hohaniny, ny manana télé sahirana @ jiro lany, ny manana fiara sahirana @ carburant sns...
Manatena MANA foana avy any an-danitra ny hamaroan'ny olona. Ka raha vao misy mitarika fotsiny hoe NDAO de zay...
Toy ny zanak'Israely nivoaka ny Egipta izay nimenomenona foana sy nanome tsiny an'i Mosesy (Mpitarika), ka nahatonga ny fahatezeran'Andriamanitra... 40 taono no nivezivezen'izy ireo tany anefitra. Ohatr'izay koa isika @ zao fotoana izao. Amidy hono ny "Force ONE" hividiana vary (mana) de ho zaraina @ vahoaka... de rehefa avy eo lany ny vary de ... Taloha raha nangataka ny olona dia nomen'ny Mpanjaka angady, fa raha @zao angamba no manao izany ny mpitondra dia tora-bato no ahazo azy.
Afaka firy Taona ary isika vao tsy ho sahirana(fampanantenana), raha hilaozana himenomenona foana, fa tsy ny asa no atao? Ny zanak'Israely izay voalaza fa olon'Andriamanitra aza 40 taona?
NDAO HIASA FA TSSSS.....

15. naughtyboy
(
29/01/2009 09:19)
ela oa aza dedaka ry mion,tsotra free mason tsy frantsa aloha no foibeny efa t@ androny mpanjaka solomona ao @ baiboly sy ny egypsiana tsy ilaina internet akory izany ,mianara tsara vao mandahatra ary i le8 no tena lohany ao @ io fitondrana io @ io antsoina oe secret society io ao amintsika
Iza no antony nahatonga ny fisavorovoroana tsy nihaino ny vahoaka hatr@ izay ,ampy hamaly ny fanotaninla rehetra izay ngamba dia fantaro aloha ny zv rehetra vao miresaka fa tsy ny internet akory no ilaza anla anzany

16. naughtyboy
(
29/01/2009 09:41)
xxx > aoka aloha azava fa efa niasa sy nifofotra anie ireo vahoaka fa tsy niandry mana na avy aiza na taiza e,fa ny vokatra nentiny izy ireo no norobaina taminy,ny fananana kely eo ampelatananany no alaina akeriny aminy
tsapany izany fanambakana izany ka izay no antony takiany,ny antenaina hiaro sy hitondra indray no mangalatra ny tany ,vokatra ary harempirenena dia mbola ny vahoaka no omena tsiny ????? efa7 taona izay no nanao azy tsy ho tratrany aloka ity fitondrana izao ity zay tafahoatra noho ny any deba 20 taona nifandimby izay,aza mba manao vaindrahalahy tsy maharary sao tsy mety

17. xxx
(
29/01/2009 10:40)
DIA LAZAIVO FA FANDROSONA KOA LETSY NY DELESTAZY IZAY TSY NISY RAHA TSY T@ ANDRON'I RA8 ?????
DIA FANDROSONA KOA IREO MPAMAKY SY MPANDROBA OLONA SY TRANO MIRONGO BASY ARY MANAFIKA TRANO SY OLONA PRIVE??? TSY BASY POLETA FA (AK 47) MIHINTSY NO ANDROBANA OLONA IZAY TSY MANANA AFATSY VOLA 50 000 SY ANTSY IRAY AO AN-DAKOZIA???? IZAY TSY MBOLA NISY RAHA TSY T@ ANDRON'I RA8!
FANDROSOANA VE NY FITOBAKY NY DROGUES MAHERY IZAY TSY AVY ETO AN-TOERANA FA AFARANA KA HANIMBANA NY TANORA MALAGASY???
IZAY NIROBOROBO T@ ANDRON'I RA8

18. mion
(
29/01/2009 10:43)
diso toi, ny illuminati reo lazain toi fa efa hatrany @ andron'i solomona , fa ny free mason dia saika tafaraka t@ fotoanan'ny templiers ny nipoirany taty aoriana ary Ra8 @ zao tsy mety manaraka baiko avy @ ireo no mahatonga ireo FM ireo ho romotra ka hanozongoznoa ny fitondrany. Mazava le scenario, dinihi ny dingana vitan-dra8 para rapport @ ze teo alohany, tsy ho vitan'ny TGV(endrana) = AREMA mihitsy ao anatin'ny 30 taona. Raha mahatsikaritra toi fa mihamahantra de miasà mafy, na miovà asa, raha kôpy toi fa misy mibodo ny fananan'toi de soraty ara-dalàna @ toi ny fananana, de manombok'izao de manaova ny ara-dalàna raha tsy te ho voantohintohina, fa ny lehibe lehibe eny foana
19. mion
(
29/01/2009 10:58)
Tokony nampidirin toi koa oe tsy azo jerena eto Madagasikara ny télé sao hianaran'ny zanaka malagasy ny zavatra hitany ao, fa valiako le kôzy sasany:
DELESTAZY :
---------------------------
Nanao ze danin'ny kibony ny orinasa, etc... nampiasan'i Deba ny volany ka tsy nandoa jirama sy hetra am-polon-taona, naloto io orinasa io hatramzay. ankoatr'izay ny kitrano an-trano t@ fampidirana mpiasa tao, havan'ny deba (ohatra) io ka ampidiro aho na tsy manana CEPE aza!!!
[center] TSY NANARA-DALANA[/center]
MPAMAKY TRANO SY MPANDROBA
------------------------------------------------------------
Tsotra; refa tsy afaka nitavana t@ Deba sy i Zafy ireo mpiasany talou de io sisa ny fivelomany. raha mba nazoto nianatra ry lerony de mba mety lasa cadre fa tsy lasa mpamaky trano.
NY RESAKA HAFA
-----------------------------------------------
Ny fanenjehana ny drogue na ireo mpamaky trano ireo de mitovy @ fanenjehana azy ireo any @ firenen-kafa fa tsy hoe tsy misy mpanenjika akory eto amintsika, ny any an-dafy aza mbola mafy noho izao ny mafia etc...

20. xxx
(
29/01/2009 12:48)
Ny deba efa 7 taona lasa ve no nanana pouvoir farany dia mbola hoe delestazy =deba, securite gaboraraka=deba, mpanao gazety migadra=deba..........= deba!! :-D :-D :-D
Ny deba efa nanao fopla dia ny koa le 8 fa hifaninana manao fopla miaraka aminy!!!!
TSORY LETSY REHEFA TSY MAHAVITA !!!!!NY FAMPANATENANA POAKATY T@ 2002 DIA AZA NY VAHOAKA NO FAHANANA LAINGA!!!!!
-4L ISAN-TOKATRANO EE,
-FAMPANDROSOANA MALAKY SY MAHARITRA EEE
NEFA NY LAHARANA EO @ ZAO TONTOLO IZAO DIA TSY NIAKATRA NADRITRY NY 7TAONA.