Lasa ho'a ny saiko

21. mion ( 29/01/2009 12:55)
fangà toi nanantena fa hilatsaka avt any an-danitra le 4L, mila miasa ka. Raha tsy maharitra toi de manaova lalao @ Zain
22. mion ( 29/01/2009 13:00)
zay no mahavoa antoi, miandry mana avy any an-danitra, raha oe tsy nanota i adama sy eva de nomeko rariny toi, fa @ zao vanim-potoanan'ny fandrosoana izao ve tompoko de mbola misy foana le ol miandry hotoloram-potsiny.
Sady atao inn letsy 4L fa miasa mafy de 607 vidiana a, en plus aiza no andehanan'là eto @ ville raha feno 4L ny lalana? Misy étape io ka, zao ary firy % ny gasy no manana vam efa 45 min vao tonga ao analakely toi raha miala eo mahamasina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3713