Tonga ny fotoana hanovana tanteraka ny fomba fanaovana pôlit
1. badboy (
28/01/2009 17:40)
Tao anatin'ny 18 taona monja, 1991 ka hatr@ 2009, dia 3 no isan'ny firotsahahna andalambe!! Midika izany fa mangataka fiovana ny vahoaka!! Mino aho fa ireo izay handray ny fitondrana @ izao fotoana izao dia handinika tsara ny zavanisy rehetra hatr'izay ka hitady fomba matotra hanarenana ny firenena, hatrany @ ambany ka mandrapahatonga any @ ambony indrindra!! Tonga ny fotoampivoarana!! Hirariana manomboka izao ny hisokafan'ny sain'ireo mpitondra fa tsy ny fandatsahana ny vahoaka anaty fahatrana miezinezina akory no fomba matotra hampifitsahana azireo, nefa ireo mpitondra midanika naty fiainana lafatra sy milamina!!
Mino aho fa na ny fanabeazanba aza dia ho ezahan'ireo vao² eo ho tena matotra sy mifanaraka tanteraka @ zavamisy ao madagasikara!! Ny lalàna ho hajaina tanteraka, ary ny lalampanorenana tsy ho atao kilalao intsony!! 8) 8)