fomba fiady efa hita fa mila mitandrina ny malagasy

1. rasera ( 28/01/2009 21:06)
fomba fiady efa hita fa mila mitandrina ny malagasy. misy mpandroba efa vonona (TTS) inona no vokany, fampiadiana an-trano fanakorontanana sns.. iza no hiverina eo i Radidy indray? ny azy aza tetezana zara raha nisy mbola nopotehiny ka izay antananarivo any ?
novalian'i xxx ny 29/01/2009 10:05
2. zoukimi ( 28/01/2009 21:16)
Marina fa mety ho possible misy ambadika politika le casse (mpandroba), nefa mbola tsy afaka ny hiteny isika hoe avy aiza na avy aiza, fa tsy tokony hodian-tsy hita koa fa maro ireo mpitrongy vao homana any amin' ny tanana ka zara aza misy occasion azo anararaotana (mana latsaka ) :?
Fa fanararaotana daholo na ilay voaloha na ilay faharoa ka tokony ho enjehina sy hohelohina satria tsy mety,
3. heidi ( 28/01/2009 21:50)
ary ny maty maty etsy sy ero????
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img230.imageshack.us/img230/7073/n14089991842524787074ye4.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img230/n14089991842524787074ye4.jpg/1/][IMG]http://img230.imageshack.us/img230/n14089991842524787074ye4.jpg/1/w604.png[/IMG][/URL]
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img90.imageshack.us/img90/9701/n14089991842524871099xf9.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img90/n14089991842524871099xf9.jpg/1/][IMG]http://img90.imageshack.us/img90/n14089991842524871099xf9.jpg/1/w567.png[/IMG][/URL]

DIA JERO LAY milanja basy tena bordel be tssss
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img158.imageshack.us/img158/3117/n14089991842524881498ww9.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img158/n14089991842524881498ww9.jpg/1/][IMG]http://img158.imageshack.us/img158/n14089991842524881498ww9.jpg/1/w567.png[/IMG][/URL]

fanjakan'ny baroha
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img158.imageshack.us/img158/3131/n14089991842524807652bz6.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img158/n14089991842524807652bz6.jpg/1/][IMG]http://img158.imageshack.us/img158/n14089991842524807652bz6.jpg/1/w567.png[/IMG][/URL]
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img90.imageshack.us/img90/8868/n14089991842524817922ik6.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img90/n14089991842524817922ik6.jpg/1/][IMG]http://img90.imageshack.us/img90/n14089991842524817922ik6.jpg/1/w567.png[/IMG][/URL]

4. xxx ( 28/01/2009 21:52)
Izay no midika fa tsy misy tany tanan-dalana eto fa misy ny lalana rehefa ...
5. sivisma ( 29/01/2009 00:01)
Directoire Militaire ihany ny solution de neutralité akaiky indindra.

Miala ny filoha,ny gouvernement.
SY
Mijanona tanteraka ny hetsika an-dalambe.

ZAY IHANY
6. xxx ( 29/01/2009 04:06)
Tonga eto indray ireo mpitoky amin'ny Sampy hanatanteraka ny faniriany dia hoe demokrasia. Tandremo tokoa.
Miangavy antsika hivavaka amin'i Jesosy Irery ihany ary manetre tena fa Izy aza na Manjaka dia nanaiky hombohana amin'ny hazo fijaliana. Raha manao toa Azy tsy ho toy izao no hitranga fa Fitiavana ny hanjaka ary hanaiky ny fitondran'Andriamanitra isika rehetra. Izy no nanendry ny Filoha ankehitriny fa tsy ny vahoaka velively araka ny voizina etsy sy eroa. Mila mihiratra ny masom-panahintsika ary aoka tsy hanaraka fiheveran-diso hanongam-panjakana fa izany indrindra no tian'ilay Satana hataonao. Ka zanak'iza ary ianao, zanak'Andriamanitra sa an'ilay iray?

Antsika no mieritreritra.
7. bezoky ( 29/01/2009 05:03)
Aza miditra amin io isika zalahy fa aleo hifamotika eo ny samy ambaniandro ah!
Rehefa milazaazy ho matsilo ry TGV dia aleo tazanina eo
8. mion ( 29/01/2009 07:05)
Ireo maty etsy sy eroa ireo dia matin'ny adalany . Ireo le kentrina sady tsy nety ande hianatra any am-pianarana mba ho tonga matsilo saina no efa dondrona tsy tsy mety hanarina. Oay diso aho, ireo mantsy le tontakely e
9. majakely ( 29/01/2009 07:44)
bezoky ,tsy ny ambaniandro irery arakin'ny lazainao no misy olana toy izao fa Madagasikara ray manontolo,fa aza miteniteny foana eo fa mba mandiniha aloha ...!! :evil:
10. mion ( 29/01/2009 08:17)
bezoky, hiara hinantadiny daholo na ambaniandro na tsia fa aza vakiana ny maha iray ny vahoaka Malagasy. ny tokony atao zao de miray hina mba tsy ho andevozin'i TGV ny vahoaka Malagasy, tsy ny ambany andro irery. Ary tadidion'i toi fa i TGV de zaza mafy hatoka hatram fahakeliny ary voaroaka sy tsy nahazo moyenne foana tany am-pianarana , mba ty aho eto.
11. Noue ( 29/01/2009 08:24)
Ny « LOJIKAN'NY FIFANDONANA » tetikadin'i Andry Rajoelina miaraka
amin'ireo mpanao politika tranainy sy ny firenen-dehibe iray.
Mpianatra ety amin'ny Oniversite ny tenako. Tamina mpianatra eny amin'ny Oniversite iray antsoina hoe "
12. tsiafoi1 ( 29/01/2009 09:42)
Mila mivavaka mafy isika. Fa tsisy fahagagana tsy hain'ilay Andriamanitra Mahery

Manaraka izany aoka hanaraka ny sitrapon'Andriamanitra isika manoloana izao savorovoro izao :

Romains 13
13.1
Que toute personne soit soumise aux autorités supérieures; car il n'y a point d'autorité qui ne vienne de Dieu, et les autorités qui existent ont été instituées de Dieu.
13.2
C'est pourquoi celui qui s'oppose à l'autorité résiste à l'ordre que Dieu a établi, et ceux qui résistent attireront une condamnation sur eux-mêmes.
13. xxx ( 29/01/2009 10:05)
Tena itony mitono-tena mpivavaka mpivavaka itony no tena mpanimba an'i madagasikara hatramin'izay fa mody hoe romains 13 e wawawaw ee aza afangaro wa le politika sy fivavahana fe efa nanimba firenena maro tany ivelany izy io!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.101