sady tsy tgv,tsy R8, tsy ratsiraka, olombaovao hatolotra
1. tolipy
(
28/01/2009 18:43)
eny aleo tsy hiady antrano, nefa toa tsy mahita marimaritra hiraisana, dia aleo olonkafa no fidiana,sarotra izany fa mila fandiniana, ianareo mety mahita soso-kevitra mitombona, olona haroso fa efa leony ireo mpanao politika midongy toerana: INTERET VAHOAKA TANJONA ao anatiny fahandriapahalemana sy demokrasia, mba mety ho vitatsike ve izany!!!mety utopie fa @ mahapivavaka ny andaniny sy ny akilany dia asa? :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?:
novalian'i tashaa ny 29/01/2009 18:07
2. hery
(
28/01/2009 19:18)
Ho avy ka
Efa niomana ny hisolo an-dRavalo amin'ny 2012 anie ny olom-baovao fa nosimbainareo tamin'ity korontan'i Andry ity e.
jereo fa na i Andry aza tsy ho re intsony tssss
Efa niomana ny hisolo an-dRavalo amin'ny 2012 anie ny olom-baovao fa nosimbainareo tamin'ity korontan'i Andry ity e.
jereo fa na i Andry aza tsy ho re intsony tssss
5. sitraka1
(
28/01/2009 20:38)
Mba olona nianatra politika ve aloha reo olona mpanao politika reo e? Satria toa tsy mba politika ny fahitako ny ataon'ireo zay eo am fitondrana sy ireo miady toerana. Politikambola angamba... de tsy ho tafarina mihitsy i mada. Ary raha mba reo zandary reo dray no ampitondraina firenena, mba hanao akory? Samy ho ratsy ihany... mety mba hahitana vokatsoa ny adin'reny. hihihi
6. tolipy
(
28/01/2009 21:21)
zandary hamono olona indray ve? tanora tadiavina, na ianareo gasy any ivelany manana hevitra vaovao, nahita fianarana, maro ianareo any, vonjeo ny vahoaka aty madagasikara, tsy dia ireo mafy ady any raha azo atao fa ireo efa mba manankatao @ izay mieritreritra ny vahoaka noana...firy nareo any acteur fotsiny ha@izao nefa mino aho fa manana hevitra ao anatiny demokrasia... :!: :!: :!: :!:
7. mala
(
28/01/2009 21:22)
efa leony ireo mpanao politika midongy toerana: INTERET VAHOAKA TANJONA ao anatiny fahandriapahalemana sy demokrasia, mba mety ho vitatsike ve izany!!!
Aza mieritreritra mintsy hoe misy izany. lé manaraka an'lé ":" mety misy (interet vahoaka tanjona...) fa lé alohan'lé ":" tsy ho afaka mintsy io (nb: ny mampidongy manko dia ny interet personnel "illimité"). Ny tadiavina fotsiny dia olona mahay mihinana fa tsy lé mihinana dia eo ikalamanjana be eo nefa ny valala be mandry ao iany..., ary maneho ny fandrosoan'ny tanindrazana sy ny vahoaka ao aminy nony ny fandrosoan'ny harenany. toi content, moi content io é... dia vita.
N'iza n'iza miditra eo fa refa mahay manao an'io dia an'azy ny lanitra.
8. Andribe
(
28/01/2009 21:52)
io le hoe tano ny azo fa sarotra ny mila aleo kosa aloha izy hitery ronono tsara fa i boay kely ko aza be dongy omena raotrany kely dia las samy mpampiesona gravy ny gidran i boay kely sy le mpitery ronono an tsy ampy kaly ny gasy de ny omby no vonoina :-D :-D :-D :-D :-D :-D
