Io io io io

1. xxx ( 28/01/2009 16:55)
TGV..
Alefa alefa
TGV
Io io io io io
OOOOOOOOOOOOO

Avy, AVI Ratsirahonana, Fa ianareo sy NyHasina no andrandraina izao.
Tongava, tongava ry Pierrot, mba hamerina hijoro ity tanintsika ity.

Izao no atao hoe teti-panorona, maty sivy

Tokony mazava amin'ny rehetr amin'izay ny hoe nakaiza i Ranjeva oh?

Allez, allez
Allez le TGV
Anjarantsika indray izao no mameno INJET an' i Mada eh
tralalala
2. bluetooth77 ( 28/01/2009 17:19)
Mitomania ry fireneko fa I Andry TGV no nahavita izao !
Dia hiverinaindray izany ry Ratsiraka, ry Alain Ramaroson ry Pierrot , ry ny Hasina , ry Pierre Houlder, ry Betina Bruno, ry Randjvason ?
Tena voaozona ve ity firenena ity eh ?
3. badboy ( 28/01/2009 17:27)
Ka omeo ary ilay olona tianareo mba hapetraka eo eh!! Sa hitazona andRavalomanana eo no tena tanjonareo???? 8) 8)
4. naughtyboy ( 28/01/2009 18:07)
izay nge le hevitr'ireo ry badboy e,ilainy le8 androba any M.kara de izy ireo no itsindroka ny sisasisa ety @ sisiny,oadray fa nga mo zany vao2 tsony alahelontoerana io mapitady tsy ahitana ny fahoriany valala be mandry tsony

Ny AREMA ,TIM zany kalo de efa eo no raisina e , olona hafa tsy mamofona deba na i le8 izay anaovako antso avo eto ary andrasany daholobe ho mpanavotra azy manana ny adidiny sy ny tanindrazany miandry azy,IZY no andrasana ary efa any andalana izy izay fa aza matahotra isika hoe lany tamingana ny olomanga
5. naughtyboy ( 28/01/2009 18:51)
voalaza teo
Mitomania ry fireneko fa I Andry TGV no nahavita izao !

io nge lesy le mahavoa lisany e,avy niarakomana t@ le mpambotry firenena fahavalombahoaka dia manao ranomasomboay oe fireneko e ,antsovy dolidoly ko ry noue sy tsifo ary bluetooth hizara alahelo anla ,aza adino i penguin
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5632