mpamono olona

1. gasyjean ( 27/01/2009 13:37)
Miala any indray koa ny deba faharoa.Raha mivaha eo ny olana mila tsy exilena intsony no sahazan'ny olona tahaka itony fa tonga dia dorana velona(TGV)
novalian'i gasyjean ny 27/01/2009 20:15
2. andrywui ( 27/01/2009 13:54)
FA ELAH AHANTONA VELONA ! NY AVONAVOMBAVAN'NY PATRON NLAISANY IANY NO MAMPITROATRA NY OLONA TOY IO
3. xxx ( 27/01/2009 14:32)
tena marina ny anao ry gasyjean e mpaniimba tanindrazana ireo olona tsy matahotra an'andriamanitra
4. xxx ( 27/01/2009 14:34)
ny tsy fisainanareo TGVendrana no mahatonga zao é! raha misaina tokony tsy nandroba,rampitso sy rahafakampitso d efa hitaraina fa tsy misy menaka tsy misy vary d zakao ao aloha mandrampahisy, handrahoy @ rano!!
5. andrywui ( 27/01/2009 14:38)
avoay ny ps ra lelah f'aza miafina fa tsy mis hamaly ny resakao tson eo
6. yvonKEL ( 27/01/2009 14:41)
TGVody no mety aminy
7. patrick2002 ( 27/01/2009 14:48)
xxx:

tena marina ny anao ry gasyjean e mpaniimba tanindrazana ireo olona tsy matahotra an'andriamanitra

ka ianareo tsy masina kou , ianareo hitondra anay @ fitondran-tena masina indray no manao ny asan-devoly ka aiza ny vahoaka no tsy hanao asan-devoly.

8. zandikely ( 27/01/2009 14:58)
RAVALO MIHITSY NO OLANA, IT'S TIME HE MUST GO
ENOUGH IS ENOUGH
ZAO VAO MILAZA HOE HAMPANANTENA DEMOCRATIE, TAIZA IZAY ELABE ZAY
9. andrywui ( 27/01/2009 15:05)
eny oa letsy ry zandrikely ! rehefa resy vao oe dony ahoranaotra e! tena hanao demokrasia amzay aho e!! mifona e!! aoka moa letsy ry Andry a! aza ampihinanina mo letsy ah ! aoka letsy a! sns.. kanefany vao omaly no amoly daga le oe mietseha eo ahitako azy fa apinaniko ze miseho be mokony eo!!
10. yonikafopl ( 27/01/2009 15:07)
faly ery ry mpandoro tanindrazana isany tsssssssssssssssssssssssssssss
11. xxx ( 27/01/2009 15:31)
ka tsa ny tanindrazanay anie no nodoranay é, tanin-dra8 no nopehanay. rah vo misy fofon-dronono TI(M)KO, d pehanay aby. aia ko no misy zao?? mbo meo sopapa kama aaaaaa

misotsa an'i ra8 klou nanao yaourt, dibera, flomazy. reny matsy le nampanatenainy fa hozarainy aminay t@ 2002 (4L io), d nalainay refa novinakin'ny robot ny tsano. mahatsiaro voky njay klou ny gasy ambany kama aaaa. mbo mahazo votamina kely, d mbo mihinana zambô kely, d mbo mijery TV écrans plà.
njôôôôôô, firy nimeraonao, mbô atsoko, fa tsa misy atsona zà ko, hihihihi, maromaroa ny tahak'reny é.

ZAO NY ALEHANY REFA TSY MIHAINO NY MANODIDINA AZY. DE VOFITAKA. DE MANAONAO FONA.

12. xxx ( 27/01/2009 15:48)
Ho an'izay manantsaina sy mandinika ka mamaky ty soratra ty aoka izy hisaina fa zaho tsy rasista a ! fa ny Betsileo indray zao no hitondra ny M/kara hihiohi efa programé zany aza mandany rondoha sy mamono tena any @ grevy any fa matimaty foana ohatra ny tszy haiko
13. patrick2002 ( 27/01/2009 16:23)
inona koa ity teneninao ra- xxx izahay Antandroy izany ahoana ,izay tsy hanaiky. :{ :{
14. xxx ( 27/01/2009 17:11)
kalme fosiny, fa anareo ataonay PM é, anay tsa tendan-kanina. jireo eo moa. Li lahiniriko zao efa mietanetana, sady mbola tsa nahazo mandat d'arret. hihihi.
15. patrick2002 ( 27/01/2009 17:16)
tsa mahay anay ndaty marina nareo betsileo reto.
16. gasyjean ( 27/01/2009 20:15)
Aza mba mahay vava ry zalahy isany aaa, mba mihevera tena fa olon-dehibe,
ny olona manana fisainana tahaka anareo izao dia tsy ho tafavoka amin'ny fianana mihintsy,ekena fa voakarama ianareo(hanao asa ratsy) voky tsara,mahafinaritra,fa mba hevero kosa ireo vahoka aman'etsiny ho fatin'ny anohanana atsy ho atsy,rehefa miakatra daholo ny vidin-dravatra na tsy misy intsony ny sakafo, dia mahafaly ve na mieritreritra izany fotsiny aza?Mba mianara ireo firenana hafa lalin-tsaina sy tia fandrosoana fa tsy ireo efa voahozona hiady no atao tanjona.Mba manána ny maha izy anao fa tsy tarihin'ny ankiray ho anaty lavaka dia hanaraka.
Sao ianao mieritreritra fa doranao ny MAGRO,sns dia ravalo no voa amin'izay tsi tompoko! ireo vahoka malagasy, sy ireo orinasa mba reharehan'i M/ra,no nopotehanao,iza ihany no voa amin'izany rehefa any aoriana? ianao ihany na ny taranakao sy fianakavianao. Ka aza mba mamono-tena tahaka izao ee!
Mandiniha ihany aloha vao manao izay atao!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2364