Nahazo fampitandremana ny JB
1. klitika
(
27/01/2009 15:29)
Izao vao tonga amin'ny ady an-trano araky ny nandrandrain'ny hafa fony 2002 ny toe-draharaha, ary dia misy milisy mitety tanana miaraka tsy 5/5, mandrava sy mandroba izay mba bizn kely nitsanga teny amin'ny sisin-dalana.
Ny mpanao gazety aza matahotra ny maka sary satria tonga dia misy maka tsotra izao ny camera.
Ny JB izao no nahazo fampitandremana.
Rehefa rahalina indray hita eo ny mety ho zava-mitranga fa dia heno aloha fa hitam-basy amin'izay ireto milisy ireto.

novalian'i xxx ny 28/01/2009 06:43
2. xxx
(
27/01/2009 15:35)
raha tsy ravalo no manajann ireo milisy ireo tsy hiajannn io korotana io!! vola be no karamandreo sady mahazo entana ! hiangaviana anareo Tim mba hanajannn ireo lona nokaramainareo ireo amzay fa efa hiditra ny miaramila 3tonta ka sao hianareo no tomponandraikitra aminireo bandy 500lahy ireo!! efa fantatray zany fa ny baikonareo hanajannn azireo no ilainay
3. klitika
(
27/01/2009 15:43)
Izahay aloha tsy mahalala hoe TIM izy sa TGV fa dia izay no iainana eto. Fa ny omaly niatombohany dia ny mpilahatra TGV.
i TGV mety tsy dia nitarika hikorontana fa ny mpanao politika manodidina azy no nanarama mpanakorontana amin'izay i TGV ho voafatotra tsy afaka miverina amin'ny teniny intsony fa dia tsy maintsy manohy. Ka akory atao hoy rain'le zama fa ny ambaniandro ihany no mamotika ny ambaniandro.
Tahak'izay aho tsy teny amin'ny 13 fa nilaha-bary hoy ilay azon-tody

5. klitika
(
27/01/2009 15:51)
Mnaomboka miha maizina ny andro ary dia misy manomboka miakatra indray ny jiolahy, ary dia manomboka manafika fonenana amin'ireny Ambondrona ireny.
7. klitika
(
27/01/2009 16:02)
Misy moa antokon'olona tsy miafina fa dia mandeha eny amin'ny arabe ary manontany ny mpandalo hoe Ra8 sa TGV. Dia tsy maintsy mamaly ianao hoe TGV, raha tsy izany dia voamboatra.
Mampatsiahy ny tany Kivu sy Rwanda ity tantara ity. Hutu sa Tutsi

8. klitika
(
27/01/2009 16:04)
Ary dia heno fa vonona ny hitifitra ny miaramila aloha hatreto ho fampandriana ny tany. Saingy eto amin'ny vil ihany aloha no mety ho tratrany
9. mala
(
27/01/2009 16:06)
raha tsy ravalo no manajann ireo milisy ireo tsy hiajannn io korotana io!! vola be no karamandreo sady mahazo entana ! hiangaviana anareo Tim mba hanajannn ireo lona nokaramainareo ireo amzay fa efa hiditra ny miaramila 3tonta ka sao hianareo no tomponandraikitra aminireo bandy 500lahy ireo!! efa fantatray zany fa ny baikonareo hanajannn azireo no ilainay
za mi-confirm
olona voakarama mintsy no niantso ana teo...ary noteneniny lé oul mpizara fa oul efa koboko tsara...Vola mba miditra hono zany kou inona no maharatsy an'zany, sady mbola mahazo entana
10. klitika
(
27/01/2009 16:15)
mala:

Raha azoko izany dia ianao no mpanarama satria afaka miresaka amin'ny karamaina. Tsara fa tohizo ka: Izay faritra tsy mandray anjara amin'ny korotana raha teo moa izany dia tsy ahazo anjara amin'ny fitondrana tetezamita araky ny Antson'i TGV androany
12. mala
(
27/01/2009 16:31)

hahahaha...
Mety tsy diso zany fa saingy olona ohatranay manko zany tsy dia manana hozaraina loatra...
Ny akama fostiny tsara atao bobaka ary tsy mila milona be @ resaka fanatisme politika dia milamindamina ny fianana. Ny mitazana no tena ça va am zao. ny lakolosy tsy atao tokana.
14. vetsoko
(
27/01/2009 16:44)
AzA de manao analyse sy réaction maika sy marivo otran'izao fa mba OLONA NIANATRA DAHOLO ISIKA miREAGIR ETO.
LES CAUSES D'UN EVENEMENT SONT TOUJOURS DANS LE PASSE,DES CAUSES LOINTAINES,AUTREFOIS Negligées,INONA NO NISY TEO ALOHA,,,,????ireto avy no nisy teo aloha izay niainan'ny vahoaka malagasy any Madagasikara,averiko tsara niainan'ny gasy fa tsy niainanareo any ivelany:
*DECEPTION TSY MISY OHATRAN'IZANY t@ VAHOAKA REHETRA IZAY NAMETRAKA SY NANANTENA AN-DRA8.
*PAUVRETE DE PLUS EN PLUS CROISSANTE DEPUIS ET PENDANT NY FITONDRAN-DRAV8
*ABUS DE POUVOIR mbola tsy nisy otran'izany tao Madagasikara: ohatra @ izany,ny sociétém'ny PDT rehetra dans tous le pays TSY MANDOA TAXE,
* fermeture FORCEE NY SOCIETE CONCURENT REHETRA NIAMPY FANAGADRANA RAHA MANDA,tany sy activité maron'ny tantsaha nalaina ankeriny sy forcerna atsahatra(dans tout le territoire national io),
*mise en retraite forcée ny oficier marobe,
* FANAKATONANA FIANGONANA MARO SATRIA NY PDTSIKA DIA VICE PDTn'ny FJKM (totalement anticonstitutionnel)
*,fanakatonana ny sociéte de pecherie tany @ côte ouest rehetra,
*FIFIDIANANA AVION HO AN'I PDT t@ voalohany izay tena TOTALEMENT RIDICULE SATRIA DIA VOLAMPANJAKANA NO NIVIDIANANA AN'IZANY SADY VOLABE NAHAVITANA ZAVATRA ENORME CONTRE LA PAUVRETE,DE avy eo mbola nividy fanindroany indray ....mon dieu ....merde ...mais c quoi ce dirigeant?????!!!!!!
*DE AVY EO NY COTE EST DES MILLIERS D'hectares NAMIDY SY NOMENA NY DAEWOO, sachez bien que nandeha t@ inernet sy ny vaovao maneran-tany io vaovao io hoe INCROYABLE NY ZAVAMISY ANY @ ITY FIRENANA PAUVRE ITY FA MIVAROTRA TANY SY MANAKALO PATRIMOINE @ SOCIETE ETRANGER NY MPITONDRA ET EN PLUS.....EN PLUS C'EST UN HOMME RECHERCHER PAR INTERPOL QUI NEGOCIE ET TRAVAIL AVEC NOTRE PDT.....,,,,,,?????§§§ou est VOTRE NATIONALISME
*NY fanakatonana media maro isan-karazany sy fanagadrana,demokrasia???????????????????
*ny rano teny @ POMPE anie ka NOVIDIANA ARIARY FOLO E!MBOLA TSY NISY AN'IZANY HATRAMIN'iZAY NAHA GASY NY GASY NA TAMIN'NY ANDRONi RATSIRAKA AZA!!!!!
*NY VARY ANIE KA PLUS DE 7000FMG NY KG E!!!!!! PLUS DE 7000FMG§§§§§§§§§§!!!!!!!!
*ny taxi be anie ka 1500 fmg e!!!!!!!!!!!!
*on S'ENFONCAIT DE PLUS EN PLUS DANS LA PROFONDEUR DE LA PAUVRETE DEPUIS 2003,FANTATRAREO FA DEPUISn'ny 2003 DIA ANISAN4NY FIRENENA MAHATRA INDRINDRA ERAN-TANY ISIKA ,,,,??? fa tsy vitan4izany fa NIHEMOTRA LAHARANA 3 MAKANY AORIANA PENDANT NY FITONDRAN'I RAV8........
*MILAZA LEIRY FA MIVAVAKA NEFA FARAN'IZAY MPANOMPO SAMPY ,vous n'IMAGINEZ MËME PAS HOE A QUEL POINT!!!!!!
BREF TSY NAHAFALY NY VAHOAKA IZANY REHETRA IZANY, be dia be ny victime sy ny olona natsangan'i rav8 ho fahavalo,NIHAMAHANTRA NY 80% NY VAHOAKA MALAGASY, ARY TSY NISY REGIME DICTATURE TAHAK'IZANY TETO ANtANANA HATRAMIN'IZAY donc PAR CONSEQUENT LA REVOLTE,MECONTENTEMENT,DESIRS DE VENGEANCE,ARY rehefa mamono sofina sy dictature ny fitondrana n'aiza n'aiza io eran-tany ary na raoviana na raoviana dia RAPPORT DE FORCE CIVILE IHANY NO ANY SOLUTION NA ELIMINATION.
NOHO IZANY MANDINIHA TSARA REHEFA MIJERY SY MAMAKAFAKA
TSY NISY AN'IZANY LIBERTE D'EXPRESSION zany teto DAGO
Hoanareo mbola mino an-dra8 FANTARO FA TSY MISY n'inon'inona ANTENAINA @ fitondran-DRA8

15. xxx
(
27/01/2009 16:55)
zany tokoa an?? hehe!! ny tim no nanakarama ny ol handroba ny magro sy mbs sy rnm sy auditorum, naza, citic ,sns? gravy ndray zany le!! tairo oe enao mba manakaramà ol handroba ny tranonao d miantsoa journalist d ho hita eo ny ridicule amzany!! tgv tompoko no tonga nande namotika ny rnm sy nandroba ny tvm ary oe ny pompier ono ts mahazo mihetsika satria an'ny commune d tsy navelan'i andry!! tao @ antsiv izy ary niteny oe: " avy ao @ rnm izahay d nisy ol nihorakoraka oe [mbs zao d zao] d hoy aho oe: [ tsa afaka hoany za fa ts mandrara zay te hoany] " ny comble moa aveo dia tsy vo-controle intsony ny ol d ts maintsy atsipy amzay ny responsabilité d rapide ery iz miteny oe "tetika maloto avy @ ze te ahita ny tolona tsy hitohy io" izy kosa v mo d iteny oe: eny e!! ts fanahy iniko mo zany fa de nandroba le ol, ts hampme b ve zany!tonga d tsis kil tsony iz vo miteny anzany fa ts maints ahilika io!! ahilika @ partie adverse! ny ol koa manararaotra koa!! varoboba ts vdina e!!tokony mba ho solidaire ny malagasy fa ts manao alahelon-karena toy izany! ny antsika manko zay mba tafita d ts mety ny saintsika raha ts sintonina miverina iny fa ts mba mahafinaritra zany oe mahita gasy tafita zany!! ra8 alou zao no voahenjika satria izy no malaza!! d i andry sady te alaza no te hanakarena!! pfffff
16. mala
(
27/01/2009 17:19)
raha olona tsotra alou dia hafahafa iany ny hanakarama oul handroba fanananao zany... FA raha t@ toerany ianao dia hainao iany ny nanao an'zany mba ahafanao mampiseho fa ny advanao dia tena mpandroba fotsiny...
ötran'reny oul té anapöka assurance reny: iz mi-commandité anazy satria iz no ho-bénéficiaire @zany, fa iz tsy milatsaka sur terrain zany

17. sitlo
(
27/01/2009 18:10)
Na koa atsipy eny an-tokotanin'olona ny ranomaloto, dia tondroina izy avy eo fa tsy manadio tokotany fa tokony miala.
18. Papoose
(
27/01/2009 18:51)
laozana mifanondro molotra eo hoe ian no nanao an'izao lol nefa ny etsy sy eroa miha-simba foana isa-mn!!!!
mitsoaha dieny mbola tsy voakitikitika, moa nde mirotsaka an-tsehatra hanampy trotraka raha zay no hita fa mety!!!
arovy ny fianakams sy ny fananana azo arovana!! dia manangona kaly sao de hiverina eo koa ny ohatran'ny t@ 2002!!!!

19. myself2u
(
27/01/2009 19:03)
tonga @ lé nolazain'i Rossy izany ity tantara ity hoe: io, io ary lé nolazaiko anao tonton...baolina tsisy fair play ity fa resaka ankamely hoy izy
20. xxx
(
28/01/2009 06:43)
d ho averiko aminao ny zvt teneninao oe:
AzA de manao analyse sy réaction maika sy marivo otran\'izao fa mba OLONA NIANATRA DAHOLO ISIKA miREAGIR ETO.
hoy enao:
*PAUVRETE DE PLUS EN PLUS CROISSANTE DEPUIS ET PENDANT NY FITONDRAN-DRAV8
*ABUS DE POUVOIR mbola tsy nisy otran\'izany tao Madagasikara...
*FIFIDIANANA AVION HO AN\'I PDT t@ voalohany izay tena TOTALEMENT RIDICULE SATRIA DIA VOLAMPANJAKANA NO NIVIDIANANA AN\'IZANY SADY VOLABE NAHAVITANA ZAVATRA ENORME CONTRE LA PAUVRETE,DE avy eo mbola nividy fanindroany indray ....mon dieu ....merde ...mais c quoi ce dirigeant?????!!!!!!
*DE AVY EO NY COTE EST DES MILLIERS D\'hectares NAMIDY SY NOMENA NY DAEWOO, sachez bien que nandeha t@ inernet sy ny vaovao maneran-tany io vaovao io hoe INCROYABLE NY ZAVAMISY ANY @ ITY FIRENANA PAUVRE ITY FA MIVAROTRA TANY SY MANAKALO PATRIMOINE @ SOCIETE ETRANGER NY MPITONDRA ET EN PLUS.....EN PLUS C\'EST UN HOMME RECHERCHER PAR INTERPOL QUI NEGOCIE ET TRAVAIL AVEC NOTRE PDT.....,,,,,,?????§§§ou est VOTRE NATIONALISME
*NY fanakatonana media maro isan-karazany sy fanagadrana,demokrasia???????????????????
*ny rano teny @ POMPE anie ka NOVIDIANA ARIARY FOLO E!MBOLA TSY NISY AN\'IZANY HATRAMIN\'iZAY NAHA GASY NY GASY NA TAMIN\'NY ANDRONi RATSIRAKA AZA!!!!!
*NY VARY ANIE KA PLUS DE 7000FMG NY KG E!!!!!! PLUS DE 7000FMG§§§§§§§§§§!!!!!!!!
*ny taxi be anie ka 1500 fmg e!!!!!!!!!!!!
TSY NISY AN\'IZANY LIBERTE D\'EXPRESSION zany teto DAGO
voalohany ary:
ts misy fiainana miha mora zany tsony amzao satria ny eran-tany dia misondrotra avokoa ny vidim-piainana, ko naninn ary t@ andron\'i ratsiraka no ts voatazona 500 foana ny mofo nandra-pialany teo fa nisondrotra tsikelikely? torak\'izany ko ny frais sns?
ny momba ny abus de pouvoir ndray dia ts misy president tsy manapatra ny fahefany zany na iza na iza ary na aiza na aiza satria zay ko no anisan\'nle privilege maha president.
ny fividianana avion dia necessaire @ voyage betsaka ataon\'ny president fa tsy hoe isaky ny ande izy dia hi-birda avion iray ao @ air mad ho azy, cela fait perdre des miilion a la société. io otrany oe enao manofa trano iany io e! maninn enao no te hividy trano fa tsy oe manofa fona eo mandrakizay!! na hoe mividy fiara fa ts mand taxi fona na manofa eny @ reny mampanofa reny fona!!refa nosoloiny ny avion dia nomena ny air mad ilay avion taloha fa tsoe nodorana akory na oe nalainy ho fananany na nataony cado oan\'ny zanany!! ary io avion @ zao ftona izao io dia fanana-panjakana (donc normal oe vola-panjakana no nvdianana az)ampiasainy @ service-ny fa ts oe azy personel; izay mandimby azy eo mampiasa ani\'iny koa!! ny hetsika hoa\'ny pauvreté zany dia ef nisy fona
fa ts solution mintsy akory ny oe ts nividy avion fa vary bdb no nvidina na oe anasondrotra karama d inn? le vola ts mis isam-bolana hozaraina @ olona!! mtov @ resaka lalana namboarina iany io, mis ol mteny oe nga ny lalana azo hoanina!! d otrzany ko v ny reaction nao oe nga le avion azo hanina? nefa ny tombon-tsoa azo avy @ fampiasana ny lalana sy le avion tsy jerevanao fa facade ivelany no itanao! manaova analyse lalindalina kokoa fa ts sarotra takarina zany!!
iza moa no miteny aminao oe nomena ny tany? sa enao nantrika ny fifanarahana teo d itanao oe nomem-potsiny le izy?
fanakatonanan media, misy ny zvt ts tokony hotenenina @ radio na tele satria manakorotana saim-bahoaka! olona exilé politik v no hasainao hiteny am tele comm si de rien n\'etait? ko maninn iz no ts makaty na t@ iz mbola taty no niteny? deja alou, naninn izy no nande? satria misy zvt nataony teto!!!ny demokrasia dia fahafahana miteny ao anati\'ny lalana fa ts oe te hitany enao d miteniteny foan sy manakorontana! aza raisina a tort et a travers
nanjary novidiana tokoa ny rano tompoko satria ny ol manana tendance a abuser!! zvt tsy ialam-bola ko!! ny any an-dafy zao ts misy zvt gratuit zan na dia wc ary! d mba eritrereto fa io fitiavan-kely sy fahihirana io iany no ts mampandroso!!
ary ny mahafinaritra ny ol t@ ftondran-dratsiraka dia oe niadana d, mora ny fiainana, nf zay ef nazavaiko teo zay! ny fond an\'ny tena fahantrantsika tsy nis solution narosony mints fa ny zvt ita maso ftsn na tsapan\'ny kibo no mahafinaritra ny ol par contre ny an-dra8 solution maharitra sady any @ fond no jerena fa ny ol ts mijery anzany fa ny itany d oe vary mora sy menaka mora frai mora sns! fa mahantra fona nefa !!
zay sy zay ary no izy ry zareo fa dia diniho e!! avelao ra8 hitondra sy hamita ny anjarany fa t@ andron-dratsiraka ts nisy nanohitohina azy rah ts ef nisy fifidianana!
MAHEREZA DAHOLO